Si il y a une choses que j'ai appris depuis que je suis arrivée en France ce qu'il ne faut jamais jugé une personne sans fouiller de fond en comble ce qu'ils traversent et sans le savoir qui ils sont ,ce bien triste mais courage ! Prenez soin de vous 🙏
@nicolelemoal61857 ай бұрын
Par contre respect pour cette dame ( miora ) comment elle parle bravo ! Écoute jusqu'à la fin ! Ses par rapport a nos enfants qui part en vrille parfois ils savoir les comprendre 🙏
@andriahiro50437 ай бұрын
😢😢 Ranabavy havako courage nareo.. Mba omeo koa ny volany refa vita zay ilainareo azy ry rahalahy namako fa ts fidiny ho azy reo
@zoherilantoramaroson29777 ай бұрын
Mba tokony flouté-na kosa le tarehin'ireo ankizivavy mijorojoro alaina sary rehetra e. Mba tsy mety kosa. Tsy fidiny ho azy. Mampalahelo
@andrinantenainaavo25857 ай бұрын
Tena mandika lalàna mihintsy izao raha ny tena marina ..
@zoherilantoramaroson29777 ай бұрын
Tena marina. Resaka saro-pady io fa tsy hoe resaka lundi de pâques na tahaka izany ka afaka alaina sary daholo. Sady @ maha-olombelona dia tahaka ny manenji-dresy@@andrinantenainaavo2585
@judithsofia46277 ай бұрын
Mafy ny fiainana hoy TV PLUS nefa 300.000 Ar no vidin'ny fidirana amin'ny alim-pandihizana karakarain'izy ireo
@MandresilahyMandresy7 ай бұрын
the life I lived 13 years ago unfortunately 💔 the job is very hard but I chose it but I made a ladder to climb to a better place but if I had not stood up my life might not be like this, be strong because God knows everything😢
@MorilePerrine6 ай бұрын
Za te hanambady reny sipa reny omeko chance amin fiainana sady reny no tsy miatsaravelatsihu
@fikiramatso37877 ай бұрын
Je ne suis pas malgache mais étant d'une île voisine vous considère comme mes frères et sœurs. C'est pour cela que je vous supplie de très vite trouver une solution à ça, parce-que ça donne vraiment une mauvaise image à Madagascar et une sale réputation à nos sœurs malgache dans la région et même à l'international.
@spirousmanolas71857 ай бұрын
C'est une triste histoire. Mais ils sont obligés, car fait pitié. Bon courage à vous, si c'est possible. Quitter vite de dans.
@TinaTinaf6 ай бұрын
???
@vatosoasarobidy73286 ай бұрын
Tu nous proposes quelle solution alors? Tu sais bien que ce n'est pas facile de sortir de la rue. Ce n'est pas uniquement à Mada la prostitution. Mais on sait bien où les filles malgaches (une Île voisine qui commence par Mayo...) sont les plus populaires. Les filles malgaches qui travaillent sur cette île gagnent plus que les autres. Ton commentaire est malveillant. Tu ne me diras pas que en métropole il n'y a pas de travailleuses du sexe. Que c'est seulement à Madagascar ? Tu n'as jamais entendu parler du quartier rouge à Amsterdam 😅? Reviens avec un autre commentaire et on en discutera. Bisous
@MimyRad6 ай бұрын
Tena courage bé ho an'tsika vehivavy indrindra tsika vehivavy gasy satry lehila mametraka Dia miala Dia Enao vehivavy daholo no mizaka réhetra ,latsa mpiaramonina ,hofa Trano,sakafo Zaza sns!!!!!! vraiment du courage 💪❤❤
@tolyifaharana16497 ай бұрын
courage daholo, tsy kivy fa manantena foana mba ho avy ny maraina hampihiratra ny masoandrompiainana. Ny fanjakana moa ty tsy hita hoe ahoana fa aminy dia efa mandroso madagasikara. Mamkahery anareo.
@MimyRad6 ай бұрын
Courage aky nareo an sérieux ❤❤
@marimalaza7 ай бұрын
La pauvreté entraîne beaucoup de choses, quand elle n'a pas de choix obliger de le faire pour manger c'est triste (majary malaky maty)
@rakotonirinaaimerichard90217 ай бұрын
mafy ny ady e, fa courage nareo, samy manana ny endriny ny fasairanana, ny manenji-dresy no tsy azo atao, fa mahereza am adi atrehenareo daolo
@mihajamalalamaheryhasina52307 ай бұрын
Asa hoatran'ny asa rehetra marina ilay izy, fa tena mampalaelo ilay zava misy, tena manao sorona ny tenany, 😥 Tsisy assurance mihitsy na sécurité na fahasalamana ... Mafy ny fiainana fa samia maka lesona fa tsy fidiny ho azy ireo izao Mankahery anareo rehetra ao anatin'io asa io
@eulalienoeliarisoa19007 ай бұрын
Mafy e. Tsy hita zay hatao ka tafalatsaka amin'ny sarotra. Mila fanampiana sy vahaolana araka asa indrindra indrindra.
@RamamonjisoaManase7 ай бұрын
Amiko aloha tsy hitorabato anareo ny tenako . Fa Kosa Samy manana ny fahalemeny sns fa ankino amin"i Jesosy ny fiainanareo fa hainy ny zavadrehetra tompoko mbola misy vahaolana fa aza mi ... abandonnee tompoko
@moliak0087 ай бұрын
Quelle tristesse 😢😢😢
@hajaandriamanjarisoa66107 ай бұрын
MAFY NY FIAINANA SAMIA MAHERY FA TENA MAFY IZANY MIVARO-TENA IZANY
@weefiweefi66397 ай бұрын
Mampalahelo ee 😢😢😢
@raherisoavictor59197 ай бұрын
Io fahantrana lalina io dia lasa tombotsoa lehibe manome hery ny panao politika, izay tsy tsapan ireo hiaranany fa dia izy ireo no tompon ny hery ary nanome ,fahefana, Saingy aleo samy handinika
@andomihaminiriana7 ай бұрын
Triste realite😢😢😢
@kiadyherilalarazafimahaleo99367 ай бұрын
lol, mafy hono ny fiainana. fa ny TV plus nga mo tsy nanohana be tamin'ny fifidianana? :D ....
@jocelynratandramanana62917 ай бұрын
hita koa eo vao hoe ????
@TojoniainaJeanDina6 ай бұрын
Zah lesy mba gaga
@Nestor-ny2bs6 ай бұрын
😢😢😢
@fara5047 ай бұрын
Mampalaelo tokoa nefa tsisy vahaolana mihitsy raha tsy ampian' ny fanjakana omena asa satria tsy 1 na 2 fa vehivavy marobe.
@ravelosonvoaharisoatakalo34067 ай бұрын
Mampalaelo😞😞 fa na izany aza nef miezaha ihan miala raha azo atao! vao maika hiamafy anefa ty zavatra hiseho ity raha izao fiainana misy eto amin tanana zao
@FetraniainaRakotondramanana7 ай бұрын
Ar zareo v zany tsy mba miertrertra ny mba hiala amin'io asa n'a koa mba Sady mitady asa hafa fa Tonga dia mionina amin'io fotsiny
@NomenaFAndriamiadantsoa7 ай бұрын
Tokony mba floutenareo tsara ilay tarehy dia mba ovaina ilay timbre vocal. Na ilay zanany aza ve tsy ahafantatra ihany raha izany.
@liloopuce17 ай бұрын
Tsy pro fa amateurs no betsaka.
@Mi-Creatix7 ай бұрын
Mampalaelo ny malagasy mintsy, eo lafiny rehetra, nohon ny fahantrano doly zao,
@lanaya62616 ай бұрын
18:35 simba ny vahoaka Malagasy am SIDA amox vao maika ampididoza
@JeanMarcRoberto-nx2di6 ай бұрын
Tena mampalahelo nareo,ireo lehilahy nandao anareo mila miomana tsara fa eo am fitsaran Andriamanitra dia ho levona amin Afo,fa manin raha mivavaka e
@nomenerakololahy23437 ай бұрын
😢😢😢
@BraBattu7 ай бұрын
Quelle tristesse mais le problème des filles gasy ! Elles se marient très tôt alors qu’elles voient bien que leurs tantes , mères , cousines , amies … souffrent et elles font la même chose Elles se marient , font des enfants , sans aucune situation
@vatosoasarobidy73286 ай бұрын
Question simple, est ce que tu es une fille gasy? La réponse est non. Donc tu ne sais pas ce que ces filles peuvent vivre
@Thisismenow77 ай бұрын
Tsy mety kosa ilay endrika ireo vehivavy asehonareo eto tsy takomana , mampalahelo ny fomba fiasanareo journalistes 😢
@bahapoirier77476 ай бұрын
Mampalahelo !
@radanieladomoina65927 ай бұрын
Tena mafy ny mahazo azy 😢
@jeremierm99796 ай бұрын
misy fona ny solution fa tsy misy an izany hoe tsy fidiny izany rehefa vonona ny sainao .... safidy fona ny fiainana.
@LELA_9747 ай бұрын
😪😪😪
@marietteeliaswaaae88556 ай бұрын
😭😭😭😭
@JulianaRanaivo6 ай бұрын
mampalahelo, miangavy n'y fanjakana MBA hijery akaiky azy reo satria tena ts sitrapony
@RadoniainaFelicien7 ай бұрын
Fataporilisany kou mbol manopo orange ihn lisany😅😅😅
@juliotfortunatbaomahitsy44437 ай бұрын
Aza kivy fa fiainana daholo zany
@svhykaneva65407 ай бұрын
Le musique du fond KO tena mafy loatra
@rakotozafybrice23526 ай бұрын
Mampalahelo; izay no azoko ambara
@babarycharlie84957 ай бұрын
Aiza enao Andry Rajoelina , mety aminao zao?
@jocelynratandramanana62917 ай бұрын
inona aki no hidirako hoy izy ?
@CorneliaRamanampison-uu7fi7 ай бұрын
Mafy mihintsy ny mahazo ny vehivavy malagasy ankehitriny.
@MaminiainaRAJOHANES7 ай бұрын
Tratra ingahy golf T3 ee. 😂
@vatosoasarobidy73286 ай бұрын
Tsy dia ampy tsara ilay fanakonana tarehy. Ilay tena objectif an'ilay vidéo ve? Fampahalalana fotsiny sa inona? Satria toa ohatrany exposition izany fotsiny. Enga anie ireo vehivavy miasa mba ahita fiadanam-po🤍