Raha nisy marina halabato dia MIVAVAKA MAFY NY HiALANY EO
@rolandalexandre-c1c8 күн бұрын
Monsieur Willy teneno aminy président maminareo fa 4000 ar kg vary menaka 10000 ar l sns
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Haoka mba tsy olona tahaka io sénateur io no hitondra hevitra eo aminy fandaharana fa mahamenatra reto oooo
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Jereva tena tsisy hilanazy io sénateur
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Tena tsy mahay ity sénateur ty mitovy aminy général bomba kkkk
@VahinyDavy6 күн бұрын
Akor koa ngia Sénateur sy Willy ty 😢
@arletterakoto6227Күн бұрын
Esory Harilala raha sitrakao
@ngedabe25158 күн бұрын
Arifidy, Rado Cancres tsy misy naha Iray aza ireo mba Fisainanareo hitondra ho Positifs ireo Ady Hevitra rehetra niseho teto.
@alainnimbol8 күн бұрын
Dondrondresaka ty fa tsy dondresaka
@andri51699 күн бұрын
Miarahaba atsy, miarahaba aroa, miarahaba an'i anona, miarahaba anareo eroa, miarahaba an'izatsy, miarahaba koa anareo, miarahaba an'itsy, miarahaba tanteraka, miarahaba azy ireo, miarahaba tratry ny taona, miarahaba patati, miarahaba patata. Peo be lory aho amin'ilay fiarahabana tsy misy farany lava be ny tenako ka dia najanoko.
@hervoolandriamiadana66368 күн бұрын
Tena marina mihitsy izany, izaho koa vao nanomboka nijery dia leo mihitsy, hahaha, sady manararaotra miarahaba anao @andri5169 tratry ny taona ihany , miarahaba koa.... hhahahahaha
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Io ve sénateur ny Madagascar kkkk vous restez pauvre jusqu'à la fin du monde
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Sénateur tsy megnatra c'est normal izikoa mahantra io Madagascar io tena niveau T2 kkk
@arletterakoto6227Күн бұрын
Tsy maintsy raha mafy loha ny fitsarana ka tsy mamoaka ny marina
@MarcJoseph-i4q8 күн бұрын
Ts vazah daol ny piheno ng senateur,miezah miten gasy,,
@ngedabe25158 күн бұрын
Tout est POLITIQUE Rawilly aah ! Eny naha Angery aza ianao dia misy Paolitika ataoko ahoana noho hitondranao an'izany Pigé ?
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Vava fo ny vola eee vina vina vina kobakambava fona tsy mba manaiky refa hita fa tsy mahomby
@ngedabe25158 күн бұрын
Atoa Tsiebo T2 Tena Fantatrao Tsara ve io Filoha-Mpirenena io ? Fisolelahana Mahafaty io Tsarovy tsara izany. Ny Malagasy Tia-Tanindrazana dia mahalala faha Maro izireo Hitsara faha CUPIDES daholo jereo ny Harenan'izireo any Ivelany. Valio izany Atoa Tsiebo. Iela Willy tu la fermes ta G.G Usurpateur ny Falalana hoe : Mpamakafaka ara-Ekaonomika raha tsy fantatr'iela ny Harenan'io Filoha io any Ivelany nefa aminy ARIARY ny Karama Raisiny. Ny Marina tsy Ho-Faty Mandrakizay leitsy aaah !
@rabenzou96118 күн бұрын
Aza mapme lesy ra willy a !!!
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Tohizo ny alabato fa io no hitondranareo any aminy fahantrana mandrakizay
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Yty sénateur ty tena niveau T2
@harsoa23269 күн бұрын
😅 mba napetraka ho sénatera hono kanefa ny plivava foana no mba traikefa😂 Ataovy mahamay io Mr Harifidy Ramanandraibe ah.
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Anareo Malagasy tsy mahay mitantana fa tia kolikoly loatra satria refa politika ao Madagascar dia hamitaka vahoaka sy hamono vahoaka tena tsy mahay hita sady mibaribary fa politika hamotika firenena mila mianatra mafy anareo fa na Comores aza efa mandroso lavitra reto malagasy tsy mahalala menatra reto
@raza525278 күн бұрын
Tsy efa mitovy am hoe nampidinina categorie ve ant/vo satria nalana am commune ny fakana hetran trano , matahotra sao lasan ny mpanohitra
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Hitsarainy vahoaka madinika abao atoato sénateur tsisy fahaizana ty
@maminirinaeulalie95049 күн бұрын
Senateur bete ny anareo ,niveau T2
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Samy hafa ny fomba fijeriny kkk tena sénateur tsy misaina tena voamafy anareo vahoaka madinika malagasy satria reto sénateur bareo reto zala tena zéro mihiba niveau T2
@rolandalexandre-c1c8 күн бұрын
Politique mandroso fa Madagascar gisitra ,farahidiny , mahantra
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Anao n'y tanana anao n'y Rôle
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Na Rano fo defa tsy ahitana vahaolana mbola milaza fa mandroso anareo volomboasary
@harsoa23269 күн бұрын
Manantena haverina dirkWC nga raOily io😅. Solelakiste be. Ho hita eo ny adinao rehefa miverina eny @ vahoaka eeeh 😡
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Aza misary adala fa mangalabato anareo ooo
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Ny vahoaka malagasy efa leo anareo volomboasary fa anareo raha tsy io alabato io tsisy olona mankasitraka fitondrana volomboasary io ooo
henatr ho an'ny mpanohitra io manoloana an'ireto fatina IRMAR reto
@fitiavanamarina95198 күн бұрын
tsita zay tena maha mpanohitra an'ilay Harifidy. izy ndray no miteny incolore, inodore, sns
@Fisakan8 күн бұрын
Hoy Raprezy hoe tamin'izy tao amin'ny Makawa ny dakako moa maninona ? Tsy mba manao provocation izy😂
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Efa vita zany lay alabato dia milaza abao fa aoka re hilamina amizay
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Io hita eo ny hiafarany vinditsolika io
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Tsara moa raha misy aminy fihainana ao Madagascar zeo io tena sénateur tsisy jery
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Aradalana ny kolikoly satria ny alabato no Aradalana ka mijery anareo ny tanora malagasy ka io fomba ataonareo io fona no ataony taranaka malagasy ka bonne chance feky anareo aminy kolikoly manarapenitra io
@marielravo51969 күн бұрын
Dondron dresak
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Lazaina fa adala ny vahoaka ka eo anareo mahitazy
@issopdessay70328 күн бұрын
Ou se trouve mada actuellement par rapport l'année 2009,mada est le premier pays le plus pauvre au monde,assez de défendre le regime des mafieux, ns pensons que vs êtes zveugle de ne pas voir la réalité
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Tsy ny mpanohitra no resy fa i Madagascar no resy
@fenolalainaRazafimahatratra8 күн бұрын
Tia lisany ireo ve zany tsy asiana mpanohitra eto?kanefa le madagascar efa mitanondrika mihintsy
Ny mpanohitra reto tena miteniteny foana. Merci Mr le Senateur et Mr Willy
@manjakamiadana55548 күн бұрын
Tsy misy takona izay tsy hiseho eto ary tsy hisy avela tsy ho voaloa h@ vary iray venty izay nasaina notantanana. Io efa voarakitra any an-danitra any ary tsy azo hovaina. Ho menatra foana ny mpanao ratsy, ny mpiteny lainga, ny sain-dratsy rehetra. Na iza koa mbola olombelona dia hiaina izany.
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Mahabtra mandrakizay anareo ary efa nilazainy Amiral Didier Ratsiraka satria efa hitany niveau T2 no sisa eo kkkk vous êtes zéro zéro mihiba tena mihiba mitana Rambony mbola milaza fa mandroso satria misy embouteillages kkkk tena tsy menatra
@Abdallah-e3k9 күн бұрын
Yty va 50:43 sénateur mba nianatra hedy kkk c'est normal raha tsy handroso io Madagascar io satria milaza izy fa mandrasa io Madagascar io tena sénateur imbéciles
@leroabalita6878 күн бұрын
Je partage pas les opinion du sénateur tsiebo par contre les 2 intervenants ne sont pas à la hauteur