Jesosy ô! Ekeko ny hitia Satria Ianao efa nitia Ny tsy tia efa notiavinao K'izaho indray ve Tompo no handa. Jesosy ô! Manaiky aho hivavaka Ity vavaka efa nanenjehana Anao Niharitra Ianao novonoina nohomboina K'izaho indray ve Tompo no handa. Fa henjika sy famonoana, fiokoana Ary lefona latsa sy rora akora e! Ny mafy maningotra aina, nozakainao Nolovaina aminao ny taraina Fa nentinao, ekeko Eny Rayô! Hanaraka anao ekeko izao Fa sitrako, K'izao indray ve Tompo no handa. Jesosy ô! Mino aho fa rahatrizay Amin'ny andro hiverenanao indray Dia trompetra, fitsarana ataonao Jesosy ô! hanangana ahy Ianao.
@tseerezy7 жыл бұрын
Mon père (Tiana Rabenjamina Israel) décédé en Novembre 2014, a grandi et a passé une grande partie de son enfance dans cette église. J'ai eu l'honneur d'interpréter un chant en hommage à mon père avec cette Chorale très talentueuse lors de son inhumation à Taolanaro. Un plaisir de vous écouter depuis la France
@rijamalalaravalison7760 Жыл бұрын
.... Eny tokoa, fahasoavana sy famindram-po no hanaraka ahy amin'ny andro rehetra hiainako, dia hitoetra ao an-tranon'i Jehovah andro lava aho
@jeanbessonprosper82215 жыл бұрын
Eny TOMPO o ekeko ny hitia !!!Jesosy o tazony ampelantananao ny Finoana kely ato anatinay Amen!!!mankasitraka Tompoko fa tsara be !!!!
@annaolitianeandrianarisoa24584 жыл бұрын
Mankasitraka, izao Aho vao naheno s'y nijery ity hira ity, Tena tsara tena tsara, Mamelombelona Fanahy hakavao indray n'y fanolorantena ho an'i Jesosy
@nirinaramangasalama586810 ай бұрын
❤ Voninahitra ho an' Andriamanitra
@sylvoalias9 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko o.....Efa ela tokoa no nitadiavako ity hira ity.....Anisan'ny mpakafy ny hiran'i Akon'ny lanitra tokoa aho tamin'ireny taona "70" ireny ary betsaka ny hira izay nindraminay ka nampalaza anay tany Betela Morondava ...Misaotra ny mpizara tompokoo..
@richardrazakarivony41484 жыл бұрын
Mankasitraka. Misaotra anareo. Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.
@Tanya-p1x7 ай бұрын
Tsara zany hira zany. Mankasitraka anareo
@annajenabay19724 жыл бұрын
Misaotre rikiahe 😍
@nahranarimahefa24014 жыл бұрын
Tiako loatra ity hira ity ♥️♥️
@razafipatrygael12355 жыл бұрын
misaotra an'i Jesosy manome anareo talenta/misaotra anareo/miandry ny tohiny an...
@andrianarisoaseheno68198 жыл бұрын
Mankasitraka @ fo rehetra Tompo ô ! fa fiainana miintsy Enao, misaotra indrindra e !
@jennicadijennica37106 жыл бұрын
Eka lay e, soa2 midera an'iTompo, mankasitraky ra fa dra afa_po zaho
@VivianeRazanajatovo-rs9cg Жыл бұрын
Mahefa be Amy asany tompo
@arthurrakotoarijaona52113 жыл бұрын
Tena tiako be,mankasitraka indrindra
@RIJAMANITRA2 жыл бұрын
Salama tompoko. Mba mety mahazo solfa sy PB ve azafady ?
@vivianedewaramjee31528 жыл бұрын
tsara be ny hiran ireo Tanora Ankon ny lanitra Fort-Dauphin
@tseerezy5 жыл бұрын
En hommage à mon papa (Tiana Rabenjamina Israël) parti trop tôt le 11 Novembre 2014. 🙏🏽❤️🕊️
@VivianeRazanajatovo-rs9cg10 ай бұрын
Bonjour ,mba afaka mangataka tonokira ny Ekeko ve azafady tompoko
@harinaivodieu-donne636710 ай бұрын
Salama. Io ambony io misy tonony.
@sendrisondany30038 жыл бұрын
Mamelombelonaina! Misaotra e!
@rabeharilalagullaniah52496 жыл бұрын
mankasitraka fa tena tsara
@herinnyavoarivony19907 жыл бұрын
tsara loatra, misaotra e!
@lembagnol58823 жыл бұрын
ireto ve ilay Akon'ny lanitra nanao tournee taty Etats-Unis ?
@sendrisondany30038 жыл бұрын
Misaotra ê!
@nasandratrarazafinimaro15815 жыл бұрын
Misaotra Jeso a. Avy Aminao ny talenta no nomenao anay
@niainatiana8 жыл бұрын
Tena tsara be ty hira no sady mampitehihaino ny feony.Voninahitra dia ho an'Andriamanitra irery ihany
@rabeharilalagullaniah52496 жыл бұрын
Mankasiyraka e tiako be si
@lahianjarafrancois39638 жыл бұрын
raha ny zanaka no manafaka dia ho afaka tokoa ianao
@diaryrakotoniaina91506 жыл бұрын
Tsara be io hiria io.. misaotra e :) ..... Fa izy ty ne noheveriko fa hiran'ny KT Ambatovinaky e?
@irmaandrianjanaka25576 жыл бұрын
KT 67ha ka
@eulerramandalahy34535 жыл бұрын
kt FIHAONANA F.D tompoko no niporan'ity hira ity
@eulerramandalahy34535 жыл бұрын
AKON4NY LANITRA FORT DAUPHIN NO NIPOIRANY ITY HIRA ITY TOMPOKO TAMINY 1972
@jentilisa4 жыл бұрын
Aoka tsy iadianareo izay hoe niaviany fa raha tsy diso aho dia Rolland Rasolondraibe rain'i Rija Rasolondraibe no namorona azy dia tokony hoe izy izany no tompony
@rafiqurrahman45846 жыл бұрын
Mankasitra,
@rasoafaraernestine24617 жыл бұрын
Tsara be lay hira mankasitra o
@vivianedewaramjee31528 жыл бұрын
tokony mi poster maromaro satria mbola misy hira maro tsara any
@sylvoalias8 жыл бұрын
+Viviane Dewa Ramjée Mpakasitraka ny akon'ny lanitra aho depuis 1972....mazana be zareo reo tamin'ny zaikabe tany Fianarantsoa raha tsy diso ny fitadidiako 1974 na 76 :(( .Enfin fahatsiarovana tena manja....maro ny hira nindraminay nefa ity no tena tiako...ahatsiarovako ny année terminale1978 sniiif, sy ireo namana sy rahalahy anabavy rehetra tao amin'ny koralinay....misaotra ny mpizara indray mandeha e..(:-)),(:-))) mirana sy faly ny fo mihaino ity kalo masina iray ity..
@olivierraveloson71658 жыл бұрын
Un grand bravo à cette chorale..... dommage que l' Église luthérienne se rapproche de façon anticipée de l' Église catholique.....les 95 thèses de Martin Luther n'ont plus de valeur pour vous luthériens.....very n'y maha Protestanta n'y FLM....
@tovondahyacht35218 жыл бұрын
Mbola tena mijoro ary mifikitra mafy amin'ny maha Loterana azy ny Fiangonanay a!
@olivierraveloson71658 жыл бұрын
Tovondah Yacht Razafinirinarimanana Je n'en suis pas sûr...
@rishiseesaha8304 жыл бұрын
Tsara
@rahetlahbaovola9317 жыл бұрын
Tena. Tsara be art i lanto toa mbola ao? Tohizo akia lanto a