Mahafinaritra ny fampianarana bravo isaorana anao.... Fa... Ny technique sy ny état du corps ..diaphragme..kibo.. muscles etc..etc dia zava-poana (ça sert à rien) raha tsy arahina émotion... Émotion no base ny fomba fihirana ka io mila ianarana dès le départ pas se focaliser sur la voix ni seulement la technique. Rehefa ianao manao an'ilay feo na vocalise hoe ahhhhh ouhh iiiiiii eeeee tokony Tonga Dia mazava hoe inona ilay émotion tianao hambara na hiranao amin'ny alalan'ny vocalise ataonao fa tsy faly manao ahhhhh eeeee iiiiii ooooo aaah fotsiny... Satria après ny olona mianatra base diso...sady lasa manao imitation n'y vocalise ataonao fotsiny...manimba io satria fampianarana tsy mety. Tokony tonga dia mianatra émotion rehefa manao vocalise ...hoe vocalise feo faly ve sa vocalise feo Malahelo ve sa vocalise feo tezitra ve sa etc etc.... c'est la "Base fondamentale"... Savoir interpréter dès le début... C'est important..