Tsara le izy fa saingy tokony any @ilay sakafo angamba ilay camera no tokony hi concentrer betsaks fa tsy narea roa satria tsy misy zavatra hita mihitsy ilay preparation.
@kaloinakoloina53113 жыл бұрын
Tsara tenatsara
@alyssahashelley76663 жыл бұрын
Misaotra retsy an! Mafinaritra ery nareo mitsam, hita mihintsy oe mifankatia sady mifanaja be, teo iany le fikarakarana fa nareo 2 de nahavarina ahy, mankasitraka e😍😍😍😍😍
@alyssahashelley76663 жыл бұрын
Hazalaaaahhh eee mosary aby iaho 😂😂😂😂😂 Machiro be izy ty 😋😋😋
@tokyandrianjafy58933 жыл бұрын
Ny tena patte tsy asina rano fa atody no rano, ta-mavony, saingy, ny patte pasta gasy dia tena ca va be.. mpampiasa aho.. eny, tiko 'lay izy.... ny patte gasy 'lay vidina 2000 ar ny kilao koa tsara... fady ka tena fady ny manao spaghetti atao mi-sao hihi.
@vonyrakoto2933 жыл бұрын
je trouve pour qlq qui a donné naissance à 4 êtres humains, mipetrapetraka tsara ny forme an'i Mme Antso 👌👍🙌