Fandalovana tokoa ety antany mandria ampiadanana Jean Paul 😢😢😢💕😢😢😢💕!
@didierrabearitsoa80037 жыл бұрын
Ianao Monseignera no nanao confirmation ahy, tena mifantsika ato antsaiko ny fijerinao sy nametrahanao tanana ahy nanatanteraka izany. Misaotra eram-po eran-tsaina.
@ruru66726 жыл бұрын
Mivavaha raha mbl velona 😭😭
@janogemayel646 жыл бұрын
😢zao no iafaratsika olombelona😢😢
@tatianarivomasy59233 жыл бұрын
"Raha mba fantatrao" ny lohateny isan' hira noforinin' Mgr Jean Paul tena tsara loatra io hira io Izaho koa mba mitady azy version audio ...mety RDB no manana
@naingrand54899 жыл бұрын
RIP Mgr Jean Paul
@andrianantenainatahinaoliv91355 жыл бұрын
salama daoly ô! misy mahafantatra ny titre anzay hira zay ve azafady misaotra indrindra
@myriamrivo10368 жыл бұрын
tiako ny hira noforon'ity olomanga ity. Tena mandona ny fo, ary mampitodika amin'Izy Ray na ny tonony na ny feony
@andrianantenainatahinaoliv91355 жыл бұрын
salama ainao ve ny titre anio hira io azafady misaotra
@setrarado627410 жыл бұрын
ilay hira sao dia misy manana feno
@radavisonandry943912 жыл бұрын
Mahatsiaro anao hatrany Monseigneur a !!!! mandriam-piadanana
@baholyharilanto23147 жыл бұрын
radavison andr
@ghislainecellio64426 жыл бұрын
💗💖👏👏
@alexandrerandriamiharisoa3868 жыл бұрын
Misaotra Monseignera. Aty ampitandranomasina aty aho mihaino ireo hira noforonina dia mitamberina ao an-tsaiko ireo fotoana nifaneraserantsika ireny. Mankasitraka anao tamin'ny fanampiana nataonao rehetra. Tsy hadino ilay feo manganao. Mandra-pihaona . T