Fanekena - SLKM

  Рет қаралды 2,149,883

Akombaovao Madagasikara

Akombaovao Madagasikara

Күн бұрын

Titre FANEKENA "Album DERAO NY TOMPONAO" Vol 1
Chorale: SAMPANA LEHILAHY KRISTIANA MORIA ITAOSY
Réalisateur: John Poussin
033.62.078.41 / 034.61.814.75

Пікірлер: 283
@marienarsama4365
@marienarsama4365 2 жыл бұрын
J adore cette chansons les j,ecoute avec attention très triste tue sais et jes t'aime plus encore si tue étais près de moi tue traduirais pour moi jes t'aime pourquoi tue sort pas dans mon cœur et que Dieu bénisse les groupes qu'ils envois une pluie d,abondancedes bénédictions sur Madagascar zmen
@sitrakarasoasimbola1854
@sitrakarasoasimbola1854 3 жыл бұрын
Antsangako ny tananako Jesosy,ho fanekoko eto anatrehanao e, Tompo o ,inty re aho e, manolotena hanaradia Anao, ilay maditra anao, Nanao izay ratsy indrindra teo imasonao , nanarapo tokoa kanefa aiza izao , raha tsy teo angamba ianao Jesosy indrisy, ny fianako efa potika tsy misy, nampisehoanao zava mahagaga aho , nafahanao tamin'ny loza izay nitranga, nampandolivinao memy sy lelafo, hay irery sady kapoka no azo, antsangako ny tananko, ho fanekeko eto anatrehanao e, Tompo o ,inty re aho , manolotena ilay maditra anao, Anio Jesosy a, anio no hanorenako ny voadiko eto anatrehanao ,notaminao aho ka voataonanao,nosamborinao aho ka resinao, koa indro Jesosy a antsangako ny tanako ho fanekoko eto anatrehanao 2) hasandratro ny feoko ,hanambarako ny voady aminao e, Tompo o inty re aho, andranomaso miatoraka aminao,efa ratsyaho nefa mbola tianao ihany, resy lahatra aho ka indro aho mitomany, mahatsiaro ireo fahadalana sy ireo ditra , zavapoana fatiatoka no hita, koa tsy handeha toy izay lasa izay intsony , hanao ny antso sy ny asanao ao ambony, ankehitriny aho maniry sy mikasa, Tompo o honerako ny lasa,hasandratro ny feoko ,hanambarako ny voadiko aminao e, Tompo o inty re aho e, andranomaso miatoraka ,aminao Tompo o inty re aho , andranomaso miatoraka aminao
@Oli-u4d
@Oli-u4d 11 күн бұрын
Misotra Ani SLKM @ilai ira fanolorantena enga âne MBA ampi ova olona maro zani ira nareo zani misotra jesos ah fa efa anisani nanolotena ho anao panomponao ari anao zai asainao atao ❤
@natachalucia9196
@natachalucia9196 4 жыл бұрын
Tompo ô! Inty re aho .... Nanao zay ratsy indrindra teo imasonao Nanara-po tokoa kanefa aiza izao Raha tsy teo Ianao Jesosy angamba indrisy Ny fiainako efa potika tsy misy! Misaotra Jesosy ô...!
@eddieharisoachristianravel3900
@eddieharisoachristianravel3900 3 жыл бұрын
Hira nofidiko @ fanoloratenako eo @ fanompoako anao Jesosy...
@dominiquegravier9372
@dominiquegravier9372 10 ай бұрын
Cette a une victoire de la prospérité de la réussite misàotra ❤
@andriniainarakoto2707
@andriniainarakoto2707 4 жыл бұрын
Mifona aminao aho Jesoa fa mpanota tsy mendrika ny hiantso ny anaranao.. Nanao zay ratsy, nanara-po.....
@mirhanefaisoil2801
@mirhanefaisoil2801 4 жыл бұрын
Manao fanekena aminao za jesosy fa hanaradia anao amen
@isaiaitf7764
@isaiaitf7764 3 жыл бұрын
TENA nanova ny fiainako TANTERAKA ity hira ity ,misaotra anao aho jesoa TOMPO O ! Ity re aho vonona hanompo anao
@jeannetteralison545
@jeannetteralison545 4 жыл бұрын
Mahatalanjona Ny Fahaizantsika Mitory Ny Filazantsara Misaotra Re, Tena Tsara Be, Tsy Misy Diso na Teny Iray Aza
@rakotondratsimatolotra5709
@rakotondratsimatolotra5709 4 жыл бұрын
Tena lafatra,ilay oronantsary amin'ny film an'i Jesoa ihany koa manampy hanakatra bebe kokoa ny tononkira,ohatra 1mn33-1mn37.Mankasitraka anjareo fa samy mahazo ny anjarany avy ny rehetra.
@miandrisoagirardin4177
@miandrisoagirardin4177 Жыл бұрын
Misaotra , mitsaoka, mankasitra an' Andriamanitra Ray, sy Jesoa zanany ary ny Fanahy Masina, nanome talenta anareo ka nahafahana mampipololotra hira fiderana kanto sy tsara rindra toy izao.Mankasitra e! Aza mitrahatra midera ny tompo e!
@ravoloarimananaanjakanto4755
@ravoloarimananaanjakanto4755 4 жыл бұрын
mafinaritra lé hira, hira fibebahana . Tompo ô inty ré aho lay manditra anao
@rakotondratsimatolotra5709
@rakotondratsimatolotra5709 4 жыл бұрын
Mpamindra fo sy miantra toko ny Tompo,be fitiavana ka tsy mba mahafoy na oviana na oviana
@solorandria2350
@solorandria2350 4 жыл бұрын
Tena mahavaky fo ilay hira! Ho an'i Jesosy Kristy irery ny Voninahitra manadrakizay!!!!
@nyh.gabriel
@nyh.gabriel 4 жыл бұрын
Tena mandona Fanahy, Misaotra fa nampibebaka ahy mafy ny naharenesako an'ity hira ity
@sylvoalias
@sylvoalias 2 жыл бұрын
Tompo o inty re aho , andranomaso miantoraka aminao....
@vilimitajimmytatiana5298
@vilimitajimmytatiana5298 3 жыл бұрын
Tompo ô inty re aho miantoraka Aminao! Aoka tsy ho lavinAo ity maditranAo, ary aza mahafoy na mahasaraka ahy Ianao!
@ikkerandriamparany5103
@ikkerandriamparany5103 3 жыл бұрын
Tompo o, inty re aho e! andranomaso miantoraka Aminao
@NomenaNjanahary
@NomenaNjanahary Жыл бұрын
Mankasitraka fa tena tsara be,misaotra n'y Tompo
@constantranary6285
@constantranary6285 2 жыл бұрын
Tompo ô inty re aho!
@holisoarabemifidy4189
@holisoarabemifidy4189 2 жыл бұрын
💔inty re aho manolo-tena ilay maditranao
@nalijaonatiana6071
@nalijaonatiana6071 4 ай бұрын
ity n tananko nefa ny atao ihany no atao, zay le kristiana satria le Jesosy mamela foana ooooooh
@jeanbaptistejeanjacques4615
@jeanbaptistejeanjacques4615 3 жыл бұрын
mangorintsana ny aiko lety é, tena zany ka hira mahatonga saina no mendrika iderana an'IZY TOMPO
@Manoa-x3k
@Manoa-x3k 10 ай бұрын
hello
@olivialechevallier936
@olivialechevallier936 4 жыл бұрын
Mba mangataka ilay tonokira zafady,misaora indrindra re Tompoko de makasitra be fa tena tohina tokoa ny fo ,mahavita be @ asan'i Tompo
@rakotojoelinahanitriniaina8192
@rakotojoelinahanitriniaina8192 4 жыл бұрын
malahelo be aho maheno ny hira,tena an-dranomaso no iantorahako Aminao Tompo o!
@harimalalagabriellerakotoa6061
@harimalalagabriellerakotoa6061 4 жыл бұрын
Tsara jeesoa amen🌠🌠🕊🕊
@laudricetsaramandina9261
@laudricetsaramandina9261 4 жыл бұрын
Asadratro ny feoko, anambarako ny voadiko aminao. Tompo oh, inty re aho ee andranomaso miantoraka aminao. Amen
@christianrakotoarivony4713
@christianrakotoarivony4713 4 жыл бұрын
TSARA NY hira fiderana AN'ANDRIAMANITRA TOKONY MIOVA @ TOETRANTSIKA ITSIKA AMEN
@rasolomampiononaaugustin8958
@rasolomampiononaaugustin8958 3 жыл бұрын
efa ratsy aho nefa mbola tinao ihany, resy lahatra aho......
@lovaranaivoson8196
@lovaranaivoson8196 2 жыл бұрын
Tsara be!
@Emilienne-n7q
@Emilienne-n7q Жыл бұрын
❤ Mm ahatsiaro tena sambatra mihintsy za ryreto a Tompo o! Inty ré aho mamindra fo amiko ary mamela n'y heloko
@sahondrarandria5584
@sahondrarandria5584 4 жыл бұрын
Nanao izay ratsy indrndr teo imasonao aho, inty re aho Jesosy. Honerako ny lasa. Merci SLKM Moria Itaosy
@zoefaly4541
@zoefaly4541 4 жыл бұрын
🙈Nanao izay ratsy indrindra teo imasonao aho. Nanaram-po kanefa aiza izao...🙈 MILATSAKA IHANY NY RANOMASOKO isaky ny mihaino ity hira ity😭😭 te hiova, tsa te hanota koa... indrisy anefa fa arakaraky ny hirosoana @zany no mampitombo ny fakam-panahy izay ts mitsaha-mamingana😭 ❤❤ Tohina ny fo ❤❤
@mireillerakotonirina650
@mireillerakotonirina650 Жыл бұрын
Atsangako ny tanako jesosy Amen
@Ralandison1
@Ralandison1 3 жыл бұрын
Atsangako tokoa ny tanako, TOMPO ô !!
@YvonneHoareau
@YvonneHoareau 3 ай бұрын
Tsara ny miaraka amin'i Jesosy ❤❤❤❤
@andriamanalinamaria4077
@andriamanalinamaria4077 3 жыл бұрын
Mahatsiaro ireo adalana efa vita, resy lahatra ao amin'ny Tompo aho. Hankalazaina mandrakizay ny anaran'i Jesoa Kristy. AMEN
@tsilacassie4128
@tsilacassie4128 2 жыл бұрын
Mamelon fanahy ity hira ity 🙏🙏🙏🙏 misaotra ny TOMPO
@inayahkourdjee1161
@inayahkourdjee1161 4 жыл бұрын
Tena tiko be ny hira nareo ma pitomani ahy
@MichaelRANDRIANIRINA
@MichaelRANDRIANIRINA 3 ай бұрын
Belle chanson pour montrer l'amour pour Jésus ❤❤
@delmandel5973
@delmandel5973 5 жыл бұрын
Hantsagako ny tanako ho fanekeko eto hanatrehanao
@mijaniaina5766
@mijaniaina5766 4 жыл бұрын
tsara be mamelom belona ny fanahy
@fenoarisoasandra5400
@fenoarisoasandra5400 4 жыл бұрын
Feno lotra ny foko!!latsaka ny ranomasoko,sambatra lotra ny miaraka @ Jesoa
@sitrakaraharivolamanana7969
@sitrakaraharivolamanana7969 5 жыл бұрын
Efa ratsy tokoa aho nefa mbola tianao ihany... Tompo ô ity re aho e ! Andranomaso miantoraka aminao...
@nibirary8834
@nibirary8834 2 жыл бұрын
Inona moa ity fiainakoity ra tsisy Anao Jesosy ô .Misaotra noho ny fitahiana sy famonjena Tompo ô ,te hanaraka anao aho ka tano mafy Jesosy ô ,Mino , Manantena ary manaiky fa mbola raisinao 🙏🙏🙏
@tatianalegny230
@tatianalegny230 2 ай бұрын
Merci Tompo oh 🙏🏿💓🙏🏿
@rovafayah
@rovafayah 3 жыл бұрын
An-dranomaso miantoraka aminao 😭😭
@zagnsiconception
@zagnsiconception 3 жыл бұрын
Hotahin'i Tompo isika rehetra e, Amen
@marienarsama4365
@marienarsama4365 8 ай бұрын
Que Dieu tes bénisse une pluie des bénédiction decent sur vous tes couvres amen
@FanjaANDRIANIRINA
@FanjaANDRIANIRINA 9 ай бұрын
J'aime trop cet chanson sa m'a fait la paix dans le cœur et la tête merci seigneur pour tout ton amour ❤
@haryandrianainarasolomanan1366
@haryandrianainarasolomanan1366 4 жыл бұрын
🙏🙏🙏🙏🙏🙏Tompo ô! Efa nanao ny tsy mety teo anatrehanao aho meloka aho mifona re aho,,,, Tompo ô inty re aho eeee raiso ho panomponao,,, amen
@fandresenarakotonjanahary1510
@fandresenarakotonjanahary1510 6 жыл бұрын
Ndriee tena kanto , misy hafatra, tena tsara be mitsy amen aaaaaaa
@pierrephilippe880
@pierrephilippe880 4 жыл бұрын
Alelloya Misaotra betsaka Jesosy Kristy oo ny @ fanomezam-pahasoavana nomenao ireo malagasy mpidera Anao ..Tena mampahery
@tsiriniainaramandresimanan2063
@tsiriniainaramandresimanan2063 5 жыл бұрын
Tena tsara be lay hiranareo.Mampilatska ny ranomaso vao mihira azy fotsiny.Tena hiran'ny fibebahana
@yayachristine1988
@yayachristine1988 5 жыл бұрын
Tsara ny Tompo ,
@jemaikel8558
@jemaikel8558 5 жыл бұрын
Tsara be !!!
@toxtox8764
@toxtox8764 4 жыл бұрын
mankasitraka fa tena mahatorotoro fo tokoa
@HantaSoa
@HantaSoa 9 ай бұрын
Moi je écoute le matin midi et avant de accouché, ça me touche beaucoup ❤ merci Dieu
@hanitriniainarandrianariso7749
@hanitriniainarandrianariso7749 4 жыл бұрын
Tompo ô, tsara Ianao, misaotra Anao aho tsapako fa tena tia ahy Ianao.
@wachzaliha986
@wachzaliha986 8 ай бұрын
🙏🏾🙏🏾🙏🏾Je t’aime Jésus ❤️❤️❤️
@minishopamboditsiry2754
@minishopamboditsiry2754 4 жыл бұрын
Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany
@fredericonjafitiavana8147
@fredericonjafitiavana8147 3 жыл бұрын
Atsangako ny tanako Jesosy a! Atsangako ny tanako Ho fanekeko eto anatrehanao e Tompo ô Inty re aho e Manolo-tena aho hanara-dia anao Atsangako ny tanako Jesosy a! Atsangako ny tanako Ho fanekeko eto anatrehanao e Tompo ô Inty re aho e Manolo-tena ilay maditranao Nanao izay ratsy indrindra teo imasonao Nanara-po tokoa kanefa aiza izao Raha tsy teo ianao Jesosy angamba indrisy Ny fiainako efa potika tsy nisy Nampisehoanao zava-mahagaga Nafahanao tamin'ny loza izay nitranga Nampandalovinao memy sy lela-afo Hay ireny sady kapoka no antso Atsangako ny tanako Jesosy a! Atsangako ny tanako Ho fanekeko eto anatrehanao e Tompo ô Inty re aho e Manolo-tena ilay maditranao Anio Jesosy ah, anio no hanorenako ny voadiko eo anatrehanao Notaominao aho, ka voataonanao Nosamborinao aho ka resinao Koa indro Jesosy ah, Atsangako ny tanako ho fanekeko eto anatrehanao Asandratro ny feoko Jesosy ah! Asandratro ny feoko Hanambarako ny voadiko aminao Tompo ô, inty re aho e An-dranomaso, miantoraka aminao Asandratro ny feoko Jesosy ah! Asandratro ny feoko Hanambarako ny voadiko aminao Tompo ô, inty re aho e An-dranomaso, miantoraka aminao Efa ratsy aho anefa mbola tianao ihany Resy lahatra aho ka indro aho mitomany Mahatsiaro fa raha ny adalàna sy ireo ditra Zava-poana, faty antoka no hita Koa tsy handeha toy izay lasa izay intsony Hanao ny antso sy ny asanao ambony Ankehitriny aho maniry sy mikasa Tompo ô, honerako ny lasa Asandratro ny feoko Jesosy ah! Asandratro ny feoko Hanambarako ny voadiko aminao Tompo ô, inty re aho e An-dranomaso, miantoraka aminao Tompo ô, inty re aho e An-dranomaso, miantoraka aminao Misaotra Jesosy ah.
@lalaoravoniharimalala8033
@lalaoravoniharimalala8033 3 жыл бұрын
mankasitraka tamin'ilay tononkira
@Kombilarice
@Kombilarice Жыл бұрын
Merci pour la traduction, nous vous lisons depuis le Gabon
@enindratrerabellaursula7433
@enindratrerabellaursula7433 4 жыл бұрын
Tsarovako fijaliako handeha aty koweit ity hira ity , tena hita miharihary Fa nanampy ahy tokoa Andriamanitra , Eny ry tompo ity aho manolotena mpanomponao tsy mendrika raiso aho ry tompo
@fanjarazafimahatratra5077
@fanjarazafimahatratra5077 7 жыл бұрын
NampisehoNao zava-mahagaga aho. NafahaNao t@ loza izay nitranga. MankalazaTompo :-) Misaotra nizara ilay hira ô!
@choralefehifimoramanga2463
@choralefehifimoramanga2463 5 жыл бұрын
Tompo oh..Inty aho manolo-tena ho anao
@vnivoharisoarafinaritrariv8330
@vnivoharisoarafinaritrariv8330 5 жыл бұрын
Tompo o!inty aho ilay maditranao😟🙏
@pgnisabelle7649
@pgnisabelle7649 4 жыл бұрын
Jesosy o! Aoreniko aminao ny fitiavako sy ny fiainam-panahiko.
@eugenieranivoarimanana132
@eugenieranivoarimanana132 3 жыл бұрын
Tsara ny Tompo e mamindra fo mandrakariva izy
@Orladahdiany
@Orladahdiany 4 жыл бұрын
Tompo ô inty reee aho Andranomaso 😭😭😭 ka raiso mba ho zanakao🙏🏼
@eleonoremandizi403
@eleonoremandizi403 10 ай бұрын
Mafinaritra sy mahaontsa , misaotra❤
@samuelinerajamanzna3395
@samuelinerajamanzna3395 3 жыл бұрын
Mahatohana n'y fo tokoa Ty hira Ty satri efa ratsy Aho mbola tianao ihany tompo o mankasitraka anareo tompo o inty ré Aho e🙏🙏🙏
@mananarafaralahimazoto6630
@mananarafaralahimazoto6630 4 жыл бұрын
Misaotra Tompo ooo noho ny famindraponao
@jeanrakotoarison592
@jeanrakotoarison592 11 ай бұрын
Très beau chant. Il sera parfait si ces mots se traduisent par ses actes concrets dans la vie quotidienne, c'est-à-dire en aimant Dieu de tout son cœur, de toute son âme, on aime aussi le prochain comme soi-même.. Le problème se trouve dans le fait que la plupart des malgaches se disent chrétiens, alors que le pays est parmi les 10 pays plus pauvres du monde. Cela veut dire que ces chrétiens-là chantent bien, louent Dieu de tout son coeur , mais pratiquent encore la corruption, arnaquent encore, exploitent encore les plus pauvres, font souffrir encore les plus petits....
@telegrandbenoit5578
@telegrandbenoit5578 2 жыл бұрын
Bonjour🌕 Mada' koman ylè île de la réunion🌋 vous regarde👁️👁️louange à Dieu🙏 Amen
@nanaharyrakotonirina7755
@nanaharyrakotonirina7755 4 жыл бұрын
Raha tsy teo tokoa ianao ry Tompo, asa angamba !
@abelrakoto1639
@abelrakoto1639 5 жыл бұрын
Misaotra betsaka Tompo hitahy anareo fa tena tiny Mamako io hira io Tompo anome Hery tolotsaina Amin torinteny akira
@mireillerakotonirina650
@mireillerakotonirina650 Жыл бұрын
Atsangako n'y tanako jesosy a! eto anetranao Zao amen 🙏❤️
@comptablehautematsiatra7992
@comptablehautematsiatra7992 3 жыл бұрын
Tsara loatra!!!! tena tsara
@elisatsihala1692
@elisatsihala1692 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka fans tena marina be le hira raiso ny fanekeko Tompo o
@ravelomanantsoaantsa9722
@ravelomanantsoaantsa9722 4 жыл бұрын
Manolo tena ho anao aho Tompo o. Tena tiako be ty hira ty, voninahitra ho an Jesosy irery ihany.
@mananarafaralahimazoto6630
@mananarafaralahimazoto6630 4 жыл бұрын
Tompo ooo ity re aho e manolotena a fa nanao izay ratsy indrindra teo anatrehanao
@jororandrianotahiana7694
@jororandrianotahiana7694 2 жыл бұрын
Jesosy irery no hany fanantenana ho antsika. Izy no mamela heloka sy mbola hanome fiainana mandrakizay! Mankasitraka!!!.🙏❤❤
@LalaoPerline-wy2ee
@LalaoPerline-wy2ee Жыл бұрын
Tiako Tiako bbbb❤
@pauljosepharovaniavo3110
@pauljosepharovaniavo3110 4 жыл бұрын
Inty re aho manolo-tena ilay maditranao!!!!Tomany aho mihaino azy tena tsara
@marienarsama4365
@marienarsama4365 2 жыл бұрын
Cette chanson mes ramène à toi très belles cette louange mes fait pleurer ça finira jamais que Dieu couvres une plénitude des bénédiction amen
@ranaivosolohernani4420
@ranaivosolohernani4420 3 жыл бұрын
Tiko lotra le tono kira,,, Mankasitraka
@Manoa-x3k
@Manoa-x3k 10 ай бұрын
🤭 🤭
@hajasoarandrianirina5663
@hajasoarandrianirina5663 4 жыл бұрын
Tompo o,raiso ny fangataham pibebahanay ,mamindra fo;;;tena kanto fa misaotra
@RasoamarlineChristiana-te1hj
@RasoamarlineChristiana-te1hj 9 ай бұрын
Tompooooo , arovy Aho 😢🙏
@josephrafalimanana6766
@josephrafalimanana6766 2 жыл бұрын
tsara e! deraina ny Tompo
@ASa-hy6sd
@ASa-hy6sd 4 жыл бұрын
Atsagako ny tanako tompo ooo
@tantelylinux6814
@tantelylinux6814 4 жыл бұрын
Mankasitraka be dia be fa tsara be
@nyvolanadiamondrarandriana873
@nyvolanadiamondrarandriana873 3 жыл бұрын
tsara b , izao no tena fitafy mitory ny filazan tsara ,
@ninahelodierasoarivelo6981
@ninahelodierasoarivelo6981 5 жыл бұрын
Tompo ô,ity aho lay maditranao mamindra fo @miko🙏🙏🙏🙏❤💒
@fanirynomenaraveloson4523
@fanirynomenaraveloson4523 2 жыл бұрын
Manahoana daholo ? tsara be kosa e ! Misaotran'ny Tompo nanome talenta anareo ! Atsaharo ny ota rehetra fa tsy maintsy hisy fitsarana farany !
@mauricerabarijaona2215
@mauricerabarijaona2215 4 жыл бұрын
Manaiky aho TOMPO hiantoraka AMINAO. Tsara, tena tsara ilay hira ary tena MAHATOROTORO FO tanteraka. Misaotra anareo
@lucierabeson7617
@lucierabeson7617 5 жыл бұрын
Tena tsara ! Mankasitraka indrindra o! Tompo o ! Inty re aho e
@maminirinarandrianatoanina1220
@maminirinarandrianatoanina1220 4 жыл бұрын
mankasitraka eh mamndona ny fo tanteraka
@fitahianarakoto1208
@fitahianarakoto1208 4 жыл бұрын
torotoro mits fo sy fanahy.tena tsara
@ASa-hy6sd
@ASa-hy6sd 4 жыл бұрын
Napisehoanao zava mahagaga aho
@ravinala958
@ravinala958 5 жыл бұрын
Tsara Andriamanitra ❤ tsara be ilay hiram.bavaka ❤❤ allelouia 🍃
@ramaherynorohanta137
@ramaherynorohanta137 2 жыл бұрын
Amen 💝💝🖐️
@mamiotyin2515
@mamiotyin2515 4 жыл бұрын
Mafinaritra beee makasitraka
@hantaandriamialy3210
@hantaandriamialy3210 4 жыл бұрын
Hira tena farak zay tiko,mampilatsaka ny ranomasoko tanteraka
@angelemoal8068
@angelemoal8068 3 жыл бұрын
Tsara be, mankasitraka ô
@angelemoal8068
@angelemoal8068 3 жыл бұрын
🙏🙏🙏🙏❤❤❤❤
@gasman8522
@gasman8522 2 жыл бұрын
Tompo oh
FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)
51:32
IZY - Henika | Cevam church
5:08
cevam network
Рет қаралды 1,7 МЛН
BAYGUYSTAN | 1 СЕРИЯ | bayGUYS
36:55
bayGUYS
Рет қаралды 1,9 МЛН
My scorpion was taken away from me 😢
00:55
TyphoonFast 5
Рет қаралды 2,7 МЛН
Don’t Choose The Wrong Box 😱
00:41
Topper Guild
Рет қаралды 62 МЛН
Hareheto ny jiro SLKM Itaosy Andramo ka izahao
6:25
RADO AKIRADIO
Рет қаралды 86 М.
Manana Anao de Pasteur Jocelyn Ranjarison
6:48
Matthieu Princy
Рет қаралды 7 МЛН
Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)
7:13
RADIO DON BOSCO Media
Рет қаралды 308 М.
Zah'MTF (Mpamafy Teny Fiainana) Misafotofoto
5:39
tojo rakotoarisoa
Рет қаралды 4,1 МЛН
Inty Aho - SLKM
5:30
Akombaovao Madagasikara
Рет қаралды 143 М.
Areheto ny jiro SLKM Moria Itaosy
6:35
Olivier Rafenomanana
Рет қаралды 488 М.
MITONIA - REKO (Official lyrics video)
5:32
Reko Band
Рет қаралды 2,2 МЛН
Ny finoana TELIMANA
7:03
Rogers DIETRICH
Рет қаралды 636 М.
Hahereto Ny Jiro : SLKM Moria Bemasoandro Itaosy
6:26
Lala Rasoloarijao
Рет қаралды 56 М.