Mahagaga toko fa lenolona tena migadray be sy hakaiky anao iany no mamadika ...de makasitraka fa tsara lotra lay tatara
@haingotianaomega17463 жыл бұрын
Meric boucoup 😍😍
@holimalalatahiry4994 Жыл бұрын
Betsaka banga loatra le tantara de lasa tsy matsiro
@joelitinaravaomiarantsoa22913 жыл бұрын
Mankasitraka atrany tompoko. Misaotra nizara .
@juannarodlish39543 жыл бұрын
Misaotr betsak @ Gasy Rakoto Ary misaotr ny mpanoratr sy mpilalao rehetr ❤❤❤
@jhennieandreah16883 жыл бұрын
Mankasitraka fa tena tsara be
@GasyRAKOTO3 жыл бұрын
Ts mis fisaorana o
@volasoarazanadraveloson20463 жыл бұрын
Misaotra tompoko fa tena tsara lay tantara
@GasyRAKOTO3 жыл бұрын
Eny tompoko! Atolotr tsik an RDB n fisaorana e
@kumarimarthin13463 жыл бұрын
🌷🎧🎧🎧🎧🎧🌷
@rafarantsa50723 жыл бұрын
Tsara be le fiomezana farany 😂😂😂. Mahay be ny mpilalao. Misaotra indrindra nizara
@chantalrannem34033 жыл бұрын
Misaotra ô❤️
@rasolotianaalain78723 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko 👍👍👍👍
@mariellaferinande79533 жыл бұрын
Misaotra betsaka ô 🇲🇬❤❤
@marinadonia61103 жыл бұрын
Miharahaboo voiheno mankasitra anareo mizara
@julietteharena19113 жыл бұрын
Misaotra tompoko
@erickaandrianony19323 жыл бұрын
Misaotra Tompoko ❤❤
@GasyRAKOTO3 жыл бұрын
Ts misy fisaorana tompoko
@lilydaubec62983 жыл бұрын
Mankasitraka
@raharinaivoantsaniaina51363 жыл бұрын
Tena mafinaritra..mankasitraka indrindra☺ Ai dada mo😅🤣
@poudjah1253 жыл бұрын
❤️❤️❤️
@pamellamougin7563 жыл бұрын
Merci 😊
@kaliana20053 жыл бұрын
Sd
@perpetueraharisoa18883 жыл бұрын
Mankasitraka sahad tompok
@andritianaherilala77783 жыл бұрын
Mankasotraka e
@emmarafaliarison95163 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra @ fizarana oo🙏
@tianasaib90033 жыл бұрын
aiza n'y olona no tsy hino hier misy n'y paka organe eto Madagascar tantara toy izao no alefanareo au lieu de tantara mifono anatra toiny taolo taloha
@hadunahsaturnin15763 жыл бұрын
alefaso ary le mifono anatra e
@melissaideally8613 жыл бұрын
Miarahaba anao Gasy Rakoto ary manolotra ny fisaorana sy fankasitrahn lalandv @ fizarana ampitiavn d misaotra sy mankasitraka an mpanortr sy n'y RDB Ary ianareo mpilalao rhtr koa tompoko f d tena afapo tokoa zahay mpankafy rhtr@ tantara lalaovinareo ! Mirary soa ho antsika rhtr tompoko oo
@cooperboss6703 жыл бұрын
Tsy aiko fa to tsy manaiky ni saiko hoe , rahalahiny vadoko no vadiko 🤢🤢🤢 ...satria efa noraisiko toni havako iany .. rah zah aleo mitady hafa ... juste mon avis 😅