Abonnez-vous à notre Chaîne KZbin PREMIER SUR NOUVEAUTE CLIP GASY 2020 NOUVEAUTE CLIP GASY 2020 NOUVEAUTE VAZO MALAGASY VAOVAO NEWS CLIP 2020 #PREMIER_NOUVEAUTE_CLIP_GASY #ABONNEZ_VOUS Pour nous écrire : gasikaraonline@gmail.com
Пікірлер: 37
@felyrajerison42422 күн бұрын
Mbola kely za tam hira ity.. Ela ai👌❤️
@splendidehotel34602 жыл бұрын
arô ôôô! anô samby ho lava velogno fô antsika jiaby. mifankatiava havako aby isany.ela ny ela fa fantako sy hitako eky mpihira ity hira ity. merci anarô nagnandefa
@olgabesoa33355 ай бұрын
Mampatdiaro Dady eee koa Bonne année ❤❤❤🙏🙏🙏
@fidyanjaramanasoa19133 жыл бұрын
Mandigny ny aza mitakilakilaka izahay Fanjava a.
@marierachelmarie42053 жыл бұрын
Bonjour azalaheee tsaraheky hira zany Atsaroko ny fa tanorana be o tôna 1993 merci 🙏🏼🤩❤️❤️❤️❤️❤️❤️⭐️⭐️ majerijery zah 💋🇲🇬
@ramanankajajohanneslandron70053 жыл бұрын
merci zalahy e ary mbola magnantena fao mbola maro alefanao ato
Ela ny ela fa hitako avao itiky hira itiky :) Fitenohin'i iabako t@ cassette taloha da ahatsiarovako ny fahazazako. Misaotry anao nizara rô!
@andiranadiah7110 Жыл бұрын
Mankasitraka
@carlitospenzy25363 жыл бұрын
Na dia somary taona raika ary zaho vao naheno music raika ty dia tiako.
@zaomi49673 жыл бұрын
Tsara , mankasitraka e
@mauriceampizara39633 жыл бұрын
mrc beaucoup
@aubinevelomanana38293 ай бұрын
❤❤🥰😍😘
@zazahzazouh38853 жыл бұрын
❤❤😍😍🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@jenijeni91102 жыл бұрын
❤️❤️🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@mercizadrytsarafatohizoren99953 жыл бұрын
Makasitraka hira tsara nahatsiarovana Tao
@flavienrahatinjatovo Жыл бұрын
Mankasitraka e hafa fona ny taloha e
@fidyanjaramanasoa19133 жыл бұрын
Mitamberina ny taloha marina miteny izao hira izao.
@niccalsmurdoc Жыл бұрын
maha jerijery Marantsera ai
@juscarddedy23696 ай бұрын
Tiako eky hira ty zegn ai ... Bravo Fa lay danse aloha tsy tiako loatra; basesa lay gadona nefa dihy afro (vahiny) no atao!
@renefenomanana6473 жыл бұрын
Tiako koa raha karaha ty ai mampahatsiaro ny talôha. Merci fa tsara
@reneegrondin61123 жыл бұрын
Bonne continuation j aime trop et très belle chanson bravo tiako he nostalgie maro satria zao olo de majunga bisous à vous tous et continuer comme ça sady mampangoma
@judhyckierasoahavana22833 жыл бұрын
Arôneeeeee!!! Mampatsiaro fahazazana eky hira ty zainy ein♥️♥️