FIARAHA-MIENTANA HO AMIN'NY FIKOJAKOJANA NY LAKANDRANO SY NY FAMBOLEM-BARY , FARITRA AMORON'I MANIA

  Рет қаралды 40

MINAE Officiel

MINAE Officiel

Күн бұрын

FANOKAFANA NY HERINANDRON'NY FIARAHA-MIENTANA HO AMIN'NY FIKOJAKOJANA NY LAKANDRANO SY NY FAMBOLEM-BARY VOLY AVOTRA SY TAONA 2024-2025, FARITRA AMORON'I MANIA
👉Asabotsy 11 mey 2024, nitohy tao Bemahazemona, CR Ambondromisotra, Distrika Ambatofinandrahana, ny fanokafana ny herinandron'ny fikojakojana ny lakandrano sy fambolena voly avotra, izay notarihin'ny Ministry ny Fambolena sy ny Fiompiana, Andriamatoa RATOHIARIJAONA Suzelin, ny Governoran'ny Faritra Amoron'i Mania sy ireo delegasiona teo anivon'ny MINAE, ny DRAE Amoron'i Mania ary olomanan-kaja tao an-toerana.
🌿"Lakandrano voakojakoja, antoka ho fampitomboana ny voka-bary", singa iray hanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo ny fikojakojana ireo fotodrafitrasa ara-pambolena ho enti-mamokatra.
🌿 Zava-dehibe hoy Andriamatoa Ministra "ny fanohizana sy fanentanana ny mpamokatra amin'izao hetsika izao mba hampaharitra ny asa fampandrosoana ny eny ifotony, tafiditra ihany koa ao anatin'ny fanatanterahana ny Politika ankapoben'ny Fanjakana sy ny Andry telo izany ary indrindra ny fanatanterahana ny manakaiky vahoaka".
🌱Sompitra ara-pamokarana ao amin'ny Faritra Amoron'i Mania i Bemahazemona ary isan'ny mpamatsy ny Faritra Matsiatra Ambony sy Vakinankaratra. Maro ny fotodrafitrasa namboarina toy ny lakandrano sy tohodrano.
👉Nitohy ny fanohanana ka nisy ny fizarana Masomboly : vary an-drano 954 kg, zezika NPK 1 590 kg ary zezika biolojika 7 950 kg . Mitotaly 106 ireo mpisitraka izay avy amin’ny Kaominina Ambondromisotra, ary nozaraina karatry ny mpamokatra ihany koa. Tohana avy MINAE tamin’ny alalan’ny Projet PURPA izay vatsian’ny BAD vola ary fiaraha-miasa akaiky amin’ny Fonds de Développement Agricole - Madagascar
👉Nisy ihany koa fanolorana fitaovana fanamainana voankazo avy amin'ny Programme DEFIS .
👉🌱Namporisika hatrany Andriamatoa Ministra amin'ny fampiasana masomboly voafantina sy voamarina, izay hiara-miasa amin'ny #FOFIFA. Nanamafy izy fa zava -dehibe ihany koa ny fampiasana zezika ho fijakiana ny fahasalaman'ny tany.

Пікірлер
MADAGASIKARA NOSY MAINTSO JIB 2024
28:20
WWF Madagascar
Рет қаралды 11 М.
Niger : Tiani surprend tout le monde (P1)
43:35
New World TV
Рет қаралды 112 М.
Сюрприз для Златы на день рождения
00:10
Victoria Portfolio
Рет қаралды 2,7 МЛН
小丑家的感情危机!#小丑#天使#家庭
00:15
家庭搞笑日记
Рет қаралды 38 МЛН
SISTER EXPOSED MY MAGIC @Whoispelagheya
00:45
MasomkaMagic
Рет қаралды 19 МЛН
Tetikasa harena voajanahary sy kijana mamokatra
5:07
MINAE Officiel
Рет қаралды 32
Ny Fahazazako N°02 Bodoharisoa Razafindrazaka
50:39
Radio Television AZ
Рет қаралды 28 М.
Fitantanana ny kijàna ao Bafolakazo - Faritra Boeny Madagasikara
7:50
KATRANANGA /// SAMBOTR'AKOHO NY ANTOBAVY  [ FILM GASY ]
23:50
MADAGASIKARA ALEFA MOZIKA
Рет қаралды 21 М.
Fanjakana manakaiky vahoaka Faritra Amoron'i Mania
3:57
MINAE Officiel
Рет қаралды 18
ALALINO "MANGIDY " du 26 février 2017 by kolo TV
23:22
KOLO TV
Рет қаралды 2,6 М.
MINAE : Tosika ho an'ny Tantsaha ao amin'ny Distrikan'ny Betroka
13:42
Ny tontolo androko niaraka t@ Mirado/VLOG
20:15
Antso Bommartin
Рет қаралды 79 М.
8. Isantaona 2015 Tobilehibe Soatanana FFPM
31:21
Loterana-Malagasy ZFLM
Рет қаралды 7 М.