Ny vava no tsy atao betsaka,ny mamerina azy no sarotra ry be satroka a
@malalarakotomalala26089 сағат бұрын
Mbola izany hiany ve teninao Fara kely mba jereo iany aza maivava vava maty mbola ilay Bevozinity
@JeanHubertAndriafaralahy-bh6qg7 сағат бұрын
Zahay manaiky sady vonona ka
@sprokia17418 сағат бұрын
Mifamoa koa zegny mahafaka jalinareo depuis 1947 olana mandroso atsika mihemotra hihomezany zao tontolo izao aminy toetsaina tsy mivoatra , rariny loatra raha mahantra manerany ntany , fa ilay toetsaina no mampahantra , anareo tsisy tia tanindrazana zany , fa fitiavan- tseza ny vahoaka no atao sorona , ity ny fanontaniako hoe fidinana aminy 13Mai maharaka ilay hanoanana ny vahoaka ? Ny FRANÇAIS efa nanao pronostics hoe 2030 hifamono ny samy malagasy satria ny toetsaina ny mandroso zato taona en arrière.