FIFANAOVAN-TSONIA TEO AMIN'NY MINAE SY IREO ORINASA TSY MIANKINA MPAMOKATRA ZEZIKA.

  Рет қаралды 8

MINAE Officiel

MINAE Officiel

Күн бұрын

👉 Ao anatin’ny fampiroboroboana ny famokarana zezika eto Madagasikara dia niroso tamin'ny fifanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa ny Ministeran'ny Fambolena sy ny Fiompiana sy ireo orinasa tsy miankina mpamokatra zezika: MANARIVO, STOI ary ny FAMA, ny 23 mey 2024 tao Anosy.
🎯Tanjona ny hanampiana ireo tantsaha eny ifotony amin'ny fanamoràna ny filany amin'izay zezika izay ho enti-mamokatra.
👉 Nandritra ny fotoana dia nanamafy Andriamatoa Ministra, RATOHIARIJAONA Suzelin fa vonona hiara-hisalahy sy hifanolon-tanana hatrany ary misokatra amin’ny ady hevitra sy fihainoana hahafahana miroso amin’ny fampitomboana ny tahan’ny fampiasana zezika, ho fanatrarana ny fahavitan-tena ara-tsakafo eto Madagasikara.

Пікірлер
Reactions As Rwanda Shuts Down 5,600 Churches
8:02
Adeola Fayehun
Рет қаралды 281 М.
Why Turkey Has Finally Had Enough of Erdogan
9:48
TLDR News Global
Рет қаралды 328 М.
I tricked MrBeast into giving me his channel
00:58
Jesser
Рет қаралды 24 МЛН
MY HEIGHT vs MrBEAST CREW 🙈📏
00:22
Celine Dept
Рет қаралды 91 МЛН
President Obama Makes Historic Speech to America's Students  -  English subtitles
16:34
“Muka mwana wange Doreen Mutibwa simutenda,Mukama yeka yamanyi”MAMA KINENE share
52:39
MINAE : Tosika ho an'ny Tantsaha ao amin'ny Distrikan'ny Betroka
13:42
MADAGASIKARA NOSY MAINTSO JIB 2024
28:20
WWF Madagascar
Рет қаралды 11 М.
Remi Tinubu's Golden Statue; Tinubu University; Wike; T-Pain
14:05
Adeola Fayehun
Рет қаралды 185 М.
John Oabmar - Tsy Misy Ohatr'izany (Rakitsary Ofisialy)
5:21
John Oabmar
Рет қаралды 200 М.
Tsenabe « RODORODON’NY TANTSAHA » andiany faha 2
5:11
MINAE Officiel
Рет қаралды 92