FIHIRANA FANAMPINY - Aza avela hahalala

  Рет қаралды 332,460

jojo roana

jojo roana

Күн бұрын

Aza avela hahalala - Tononkalon'i Rado (Georges Andriamanantena)

Пікірлер: 59
@babazouly9325
@babazouly9325 10 жыл бұрын
"Aza avela hanontany ny hafaliana atolotrao na ny anton’ ny tomany efa hitako hatrizao.. tsy ho takatrin'ny saiko izay rehetra lahatrao, ny angatahako ry Raiko, aoka aho atoky Anao"
@zazahendry640
@zazahendry640 2 жыл бұрын
Repose en paix mon ptit frère. Je t'aime de tout coeur. Tu es desormais parmi papa et mama. Sois serein, ça va aller.
@niainatiana
@niainatiana 7 жыл бұрын
Ataovy mahay misaotra mandrakariva anao aho Tompo ny amin' ny zavatra rehetra mitranga na soa na ratsy,satria izahay olombelona no mihevitra izany ho ratsy fa Ianao kosa hevitra hitondra fiadanana.Amen
@fraiseframboisemirtylle
@fraiseframboisemirtylle 9 жыл бұрын
aza avelanao hanefy ny ampitso izay anao, Ny angatahiko ry Raiko Aoka aho hatoky anao
@rajerisoalaps590
@rajerisoalaps590 8 жыл бұрын
Tsy navelanao hahalala tokoa izahay Andriamanitra ny amin'izay zavatra rehetra nitranga, isaoranay Anao izany, mivavaka aminao mandrakariva izahay ny hitantananao ny fiainanay, Amen!
@bonierandria1782
@bonierandria1782 11 ай бұрын
Repose en paix petit ange 🕊️ papa et maman t'aiment et on te dit à bientôt
@lianaraoelison5976
@lianaraoelison5976 2 ай бұрын
Mahereza tompoko❤ na dia tsy takatry ny saintsika olombelona aza ny lalan'Andriamanitra.
@anniehoany
@anniehoany Жыл бұрын
Aza avela hahalala ny antony nanaovanao ny hariva mamanala na ireo maraina vao Fiv: Tsy ho takatry ny saiko zay rehetra alahatrao Ny angatahako ry Raiko, aoka aho hatoky Anao Aza avela hanontany ny hafaliana atolotrao na ny anton’ ny tomany efa hitako hatrizao Aza avelanao hanefy ny ampitso zay Anao aza avelanao handrefy zay ho fitantananao
@rhickystabler1111
@rhickystabler1111 7 жыл бұрын
Ny angatahako ry Raiko aoka aho hahatoky anao. Amen
@mananjafyjeandelacroix903
@mananjafyjeandelacroix903 7 жыл бұрын
MANANJAFY JEAN DE LA CROIX Aza avela hahalala ny anton'izay rehetra mihantra aminay izahay JESOSY fa hazony amin'ny alalan'ny FANAHY MASINA mba hatoky anao lalandava. Amena
@milinarazanakoto6652
@milinarazanakoto6652 7 жыл бұрын
Kung
@lalatianajeremie8259
@lalatianajeremie8259 10 жыл бұрын
Ny angatahiko ry Raiko, aoka aho hatoky Anao
@randrifetra4273
@randrifetra4273 3 ай бұрын
Tsara loatra ity hira ity ❤❤
@mimiratsimba6301
@mimiratsimba6301 9 жыл бұрын
Tsara b le hira.AMEN
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 7 жыл бұрын
Ny angatahako ry Raiko Aoka aho hatoky Anao Amen eny Amen !
@tianarasamoelina7227
@tianarasamoelina7227 7 жыл бұрын
aza avelanao hamefy ny ampitso zay Anao aza avelanao handrefy zay ho fitantananao misaotra TOMPO O! amen
@saniahcocochanel7518
@saniahcocochanel7518 8 жыл бұрын
Tsy ho takatri ny saiko Jeso zay rehetra lahatrao, ny angatahako ry Raiko aoka aho Ahatoky anao Mandrakizay, Mandrapaha-tapitra ny Andro hiainako. Misaotra Ray ô, Amen
@lalafleuritati3120
@lalafleuritati3120 8 жыл бұрын
Tsara ity hira ity..merci
@jessiyourshina5200
@jessiyourshina5200 7 жыл бұрын
tsy ho takatr ny saik zay rehetr lahatrao amen
@lakolosycoco9921
@lakolosycoco9921 12 жыл бұрын
Aoka aho hatoky Anao Andriamanitra o. Amen
@baritafikatoky4450
@baritafikatoky4450 8 жыл бұрын
Mampahery ahy loatra ity hira ity rehefa sendran ny lalam-piainana tsy niriana aho.
@jeanbessonprosper8221
@jeanbessonprosper8221 7 жыл бұрын
Baritafika Toky Amen
@vlogmadagascar
@vlogmadagascar 3 жыл бұрын
Matoky ny Ray aho, amin'izay lahany rehetra. Matoky Azy ary sambatra manana Azy. Ranomaso be eo ampanoratana ity commentaire ity nefa matoky, tena matoky. Hatrizay Izy tsy nanary fa teo hatrany, tsy izao anaty fotoana mahaory izao izy vao hanary.
@mmemahefasoa1594
@mmemahefasoa1594 10 жыл бұрын
ity indray hiran'ilay zanako lahimatoa,tena tiako,entiko am-bavaka mandrakariva mba ho feno fahendrena sy ho eo amin'Andriamnitra mandrakariva ny fahatanorany.
@lalaochababy1759
@lalaochababy1759 2 жыл бұрын
Mandria am- piadanana ianareo mianadahy mianaka. 😭
@rianaraj
@rianaraj 7 жыл бұрын
Somary vaky ny fo isaky ny mandeha io hira io.
@fararakotomanantsoa1065
@fararakotomanantsoa1065 2 жыл бұрын
💔💔🙏🙏😭😭Tsy takatrin'ny saiko toukoa😭😭😭
@fenofitahianarasoamamonjy7278
@fenofitahianarasoamamonjy7278 10 жыл бұрын
Aza avela hanontany ny anton'ny tomany efa hitako hatrizao Tsy ho takatry ny saiko izay rehetra alahatrao Ampianaro aho Ray ahatoky Anao
@ranaivosonwendy3780
@ranaivosonwendy3780 7 жыл бұрын
Tsy ho takatry ny saiko izay rehetra alahatrao Ny angatahako ry Raiko, aoka aho hatoky Anao
@alinerahantaniheriharimani513
@alinerahantaniheriharimani513 4 ай бұрын
Tsy hanahy ny ampitso aho fa hatokoky anao ry Ray
@LucienneRAFIDIARIMANANA-jr7eo
@LucienneRAFIDIARIMANANA-jr7eo Жыл бұрын
Mahereza Roger a.
@henintsoamiray7329
@henintsoamiray7329 5 жыл бұрын
Amen 🙏
@henitsoanickaelaandriambol3675
@henitsoanickaelaandriambol3675 8 жыл бұрын
Ny angatahako ry Raiko Aoka aho hatoky anao
@rakototiana7677
@rakototiana7677 7 жыл бұрын
tena ts takatry ny saina tokoa ry Tompo bé fitiavana ny ataonao am ny fiainanay isanadro
@mevatiamananjafy6311
@mevatiamananjafy6311 6 жыл бұрын
JESOSY OOOOOO AOKA AHO HAHATOKY ANAO AMEN
@josephrazanakoto2654
@josephrazanakoto2654 4 жыл бұрын
Hafa ihany ny talents malagasy
@balirbr4669
@balirbr4669 Жыл бұрын
Mety tsy natao ho takako tokoaa angamba
@rollandrandriamampianina9196
@rollandrandriamampianina9196 4 жыл бұрын
Hira tena mampihetsi-po, mahatonga saina, izay tsy tonga saina @izany dia aoka izy hieritreritra fa mandalo sady mielina ihany izao fiainana izao.
@LantoRazafindrabe
@LantoRazafindrabe 5 жыл бұрын
❤️
@tiavinarahajason939
@tiavinarahajason939 8 жыл бұрын
Aoka aho ahatoky Anao....
@raneharisoahery5479
@raneharisoahery5479 11 жыл бұрын
tsy ho takatry ny saiko, 'zay rehetra alahatrao, ny angatahiko ry Raiko, AOKA AHO AHATOKY ANAO!
@rabetafikasaholy5757
@rabetafikasaholy5757 8 жыл бұрын
AZA AVELA HAHALALA §
@yantia2520
@yantia2520 Жыл бұрын
Amen
@onjarazafindrakotoo
@onjarazafindrakotoo 6 ай бұрын
« Aoka aho hahatoky Anao »
@jerrylantonarivo6701
@jerrylantonarivo6701 4 күн бұрын
misaotra
@henintsoaandrianiaina439
@henintsoaandrianiaina439 4 жыл бұрын
...aoka aho hatoky anao
@mamymathieurakotonjanahary8639
@mamymathieurakotonjanahary8639 4 жыл бұрын
Aoka aho Jesoa hahatoky anao
@solobetsitohaina7433
@solobetsitohaina7433 10 жыл бұрын
Eny e!
@lucienrazakanirina5017
@lucienrazakanirina5017 5 жыл бұрын
Ny ho aviko dia efa eo ampelatananao ka matoky aho fa tsy hanotany satria enao be fitiavana ary fantatro fa izay omenao ahy dia ahasoa ahy. Misaotra Tompo ô
@fanjasakina9868
@fanjasakina9868 9 жыл бұрын
Zany indrindra tompo aoka aho hatoky anao haut@ farany
@linaraholisoa8319
@linaraholisoa8319 4 жыл бұрын
Ts ho takatry ny saiko izay rehetra lahatrao
@nyharenarasolomanana1726
@nyharenarasolomanana1726 6 жыл бұрын
Efa.trotraky ny.adin-tsaina marina ao tompo vao,mba nahatsiaro anao:-(
@alexandrerabenalisoa5704
@alexandrerabenalisoa5704 5 жыл бұрын
Ny angatahako dia AOKA AHO HATOKY ANAO
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 4 жыл бұрын
🥺🥰
@nahranarimahefa2401
@nahranarimahefa2401 3 жыл бұрын
🥺🥺🥺
@harinjakaandriantsilavo2935
@harinjakaandriantsilavo2935 3 жыл бұрын
Hangina aho ka tsy hiloabava
@thierryradafiarison6013
@thierryradafiarison6013 10 жыл бұрын
(y)
@lnkurt1376
@lnkurt1376 3 жыл бұрын
Playlist Fihirana FFPM  Fampaherezana
17:17
Ranja Arinala
Рет қаралды 107 М.
Men Vs Women Survive The Wilderness For $500,000
31:48
MrBeast
Рет қаралды 100 МЛН
Самое неинтересное видео
00:32
Miracle
Рет қаралды 2,7 МЛН
An Unknown Ending💪
00:49
ISSEI / いっせい
Рет қаралды 50 МЛН
Ray o ! Mba faniriako - Fihirana Fanampiny 39
4:04
Magnelatra
Рет қаралды 1,2 МЛН
Ankasoparana 👉🏻👉🏻 Tantara RDB #gasyrakoto
1:04:55
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 40 М.
FAHATSARANAO
9:28
Mendrika Rasamuel
Рет қаралды 393 М.
Fihirana fanampiny 46 Mba tantanonao ry Raiko
5:16
Ranja Arinala
Рет қаралды 417 М.
Raha mbola tsy azonao - Rija Rasolondraibe (tononkira)
5:07
Priscilla Rakotomalala
Рет қаралды 350 М.
NY FIAINANA AN TANY - TANORA MASINA ITAOSY
13:37
RAMAMY CELIN
Рет қаралды 373 М.
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)
7:31
Zara music
Рет қаралды 402 М.
Esory re ry raiko
4:28
Release - Topic
Рет қаралды 23 М.
Rija Rasolondraibe - Nalainao Avy lavitra loatra
5:27
Fanilo Niaina
Рет қаралды 1,4 МЛН
Fihirana Fanampiny 19 Raha Jehovah no mpiandry
6:05
Ranja Arinala
Рет қаралды 883 М.
Men Vs Women Survive The Wilderness For $500,000
31:48
MrBeast
Рет қаралды 100 МЛН