Tsy tapaka avy Taminao ry Andriananaharinay ny soa be noraisinay avy taminao 🙏 Tsaroanay mandrakariva🙏 Ianao no naha toy izao anay🙏 Derainay mandrakizay ny Anaranao Masina Fa lehibe ny fitiavanao 🙏 Tsara Ianao Ray o mbola nahafoy ny Zanakao🙏 Misaotra Jesoa zoky tia anay sady sakaizanay🙏 Alléluia Amen 🙏
@lefansderonaldo2 жыл бұрын
Merci à Dieu et Jésus vraiment !!!!!!!! 😊🥰😍🤩🤩🤩🥰🥰🥰😍😍😍❤️❤️❤️❤️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️♥️❣️❣️♥️♥️💖💖💖💖
Misaotra Jesoa❤hiran’ny fianankavian’i neny, indrindra dadabe sy bebe, hahatsiarovana ny fitaizana tao anaty finoana nampitan’izy ireny, tsy ho adino n’aiza n’aiza❤
@Taralila135 Жыл бұрын
Misaotra Tompo Andriamanitra Andriananhary amin'ny soa rehetra azonay taminao 🙏
@njakaandria-ntoanina18484 жыл бұрын
Aza avelao tsy tsaroako ,ny Dia nataonao Tompo ô ,satria Andriamanitra fitiavana ianao , Ary indrindra Andriamanitra tsy miova noho ny Jesosy Kristy .Amen.
@raharyeulalie95784 жыл бұрын
Hatraminy namoronana ny Mpahary ahy tao akimbony mamako ka hatramin'izao. Tsy mitsahatra misaotra azy noho ny famindrampony. MARANATHA
@nirinaramangasalama32654 жыл бұрын
Tsaroako n'y soa bé noraisiko. N'y tanan- pitiavany, n'y fitahiany s'y fahasoavana avy Aminy. Mino Aho fa MBA ho arovany izay miankina Aminy. Misaotra Ray o.
@tianafenosoarananda86744 жыл бұрын
Misaotra Tompo o tamin'ny fitondranao rehetra. Amen
@jeannetteralison5456 жыл бұрын
Ka dia mba velomy re Aty anatinay ny fo Hahay misaotra Anao anie Ry Rainay be famindra-po
@karimosolo34675 жыл бұрын
Tsaroanay tokoa izao Ny soa be noraisinay, Tsy tapaka avy taminao Ry Andriananaharinay. 2. Ny lasa itodihana Dia mampiseho avokoa Ny tanam-pitiavana Miahy sady manasoa. 3. He! Koa 'ty androanay ity, Izay diavinay izao, Dia voahodidina ery Ny fitahiana aminao. 4. Dia tokinay tokoa izay Fa mbola ho arovanao Anio, ampitso, rahatrizay, Izay miankina Aminao. 5. Ka dia mba velomy re Aty anatinay ny fo Hahay misaotra Anao anie, Ry Rainay be famindram-po!
@teladem5 жыл бұрын
Misaotra tompoko o! Feno ny fo sy saina t@ nanoloranareo ity hira ity
@edmondineandriantsiva53785 жыл бұрын
Eny tsaroanay tokoa ny Soa be noraisinay Taminao Tompo o!, Misaotra sakaiza tsara o 🙏❤Voninahitra ho Anao IRERY IHANY Ray o . Au Nom de Jésus-Christ Amen Alléluia 🌷⚘🌻🌸💐🎊🕊🙏
@edmondineandriantsiva53785 жыл бұрын
Misaotra t@ hira sy by tonony e. Tahin'ny Tompo hatrany 🙏🙏🙏
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Жыл бұрын
❤❤❤
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Жыл бұрын
Dia tokinay izay mbola arovanao anioa rampitso rahatrizay❤❤❤❤
@nirinaramangasalama32654 жыл бұрын
Tokiko fa mbola ho arovanao izahay miankina Aminao. Voninahitra ho Anao Ray Zanaka Fanahy masina. Telo izay Iray. Amen
@thomascook213n5 жыл бұрын
AMEN
@RakotohasimbolaAina-uk2pq Жыл бұрын
Eny. Tsaroanay tokoa ny soabe noraisinay. Tsy tapaka avy taminao et Rainay be famindrampo.
@zoanyandriantsehenoarison562 Жыл бұрын
Raha mjery n'y lada Aho Dia hitako dia hitako nyfitantananao n'y diako koa Dia misaotra anao erampo .
@eliafilizete49695 жыл бұрын
Amen
@michaelmichael-kk8nj4 жыл бұрын
Hira an dadabeako !😭😭😭
@bezaranoelo78924 жыл бұрын
Ho tsaroko anio ndray
@tsantamendrikacristinah19684 жыл бұрын
tsaroanay toko tompo ny soa nataonao anay
@zomampitamahenintsihoarana146110 ай бұрын
MBA misy afaka mahafantatra ve tompoko hoe iza ilay vehivavy 1ère voix an Hobio izay?