Fikambanana FARM nanolotra fitaovana ho an’ny vehivavy tantsaha ao Ranobe

  Рет қаралды 8

Nyh Gabriel Andriamitantsoa

Nyh Gabriel Andriamitantsoa

Күн бұрын

Fikambanana FARM: nanolotra fitaovana ho an’ny vehivavy tantsaha ao Ranobe
-----
Nanome fitaovana fanodinana fary sy fanaovana arina maintso hoan'ny Fikambanana Farm na ny " Femmes en Action Rurale de Madagascar" ao Ranobe, Commune Ankilimaliniky, Distrika Toliary II, Faritra Atsimo Andrefana, ny Farm Foibe.
Ankoatr'izay fanomezana fitaovam-pamokarana izay, dia nisy ihany koa fanomezana vovondrano hoan'ny Mponina ho fanampiana azy ireo amin'ny fiainana andavan'andro.
Tonga nanolotra izany ny Filohan'ny Fikambanana Ramatoa Lilia Hantanirina RAVONIARISOA.
Fisaorana feno fankasitrahana no nasetrin'ny mpahazo tombontsoa tamin'izany.
Tiana no manamarika fa ny Fikambanana Farm dia iray amin'ireo tetik'asa tohanan'ny Craad-oi.

Пікірлер
19.09.24  La collectivité de Corse cherche 50M d'euros pour son financement
3:30
How Strong is Tin Foil? 💪
00:26
Preston
Рет қаралды 74 МЛН
大家都拉出了什么#小丑 #shorts
00:35
好人小丑
Рет қаралды 95 МЛН
Самое неинтересное видео
00:32
Miracle
Рет қаралды 2,6 МЛН
Новый уровень твоей сосиски
00:33
Кушать Хочу
Рет қаралды 4,1 МЛН
Grève des éboueurs au Congo-Brazzaville
2:01
TV5MONDE Info
Рет қаралды 2,3 М.
Polynesia: trip to the Austral archipelago
52:17
Ici et ailleurs, voyages
Рет қаралды 2,5 М.
Les dessous du bras de fer Attal-Barnier
1:43
Le Point
Рет қаралды 17 М.
Why has badminton become code for sex in Hong Kong?
12:46
BBC World Service
Рет қаралды 2,8 М.
Why YouTubers are hitting burnout
11:08
BBC World Service
Рет қаралды 1,1 М.
Why the Netherlands Wants to Opt Out of the EU’s Migration Pact
9:24
How Strong is Tin Foil? 💪
00:26
Preston
Рет қаралды 74 МЛН