FITIAVAN'I DADA Fizarana faha 3 || TANTARA MALAGASY [ RFM ]

  Рет қаралды 6,826

ORJ' Officiel

ORJ' Officiel

Күн бұрын

Пікірлер: 41
@sidonie6764
@sidonie6764 3 жыл бұрын
Indrisy ry fiegnana. Misaotra betsaka Indrindra Tompoko fa tena hontsa ny fo eto ampihainoana ny tantara e ♥ ♥️♥️💯/💯💚💚💚🇲🇬♥️♥️♥️🇰🇼💘💘❣❣
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 2 жыл бұрын
Tena mampalaelo n'y tantara ,n'y tsy manana tsiny lava no tsimaintsy voendrikendrika,n'y ratsy saina s'y tiha misetrasetra malalaka aminy ratsy hatao . Misaotra betsaka anao ry monsieur Simon Nomenjanahary tena manana taleta hianao tompoko , tena afaka andro aty France n'y tenako,Ary zanaka Sambaina , Gare no manaraka anareo merci beaucoup a toutes les équipes RFM merci
@arlettearlette91
@arlettearlette91 Жыл бұрын
Misaotsa betsaka fa tena mahay manao tantara marigny anare jiaby 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@ماريماري-ت2ض
@ماريماري-ت2ض 3 жыл бұрын
Misaotra be tsaka fona mizara hatrany 😍😍😍
@lopotitchaat5488
@lopotitchaat5488 3 жыл бұрын
Bjr daholo oh merci fa toa tapaka ny faramparany tantara de miandry n'y tohiny ampahendrena zahay oh 😍😍😍❤️❤️🌺🌺🌺
@marielesage370
@marielesage370 3 жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka anaro tompoko tegna mahafinaritra lay tantara miandry ny tohiny indray ❤❤
@mariachantale8760
@mariachantale8760 3 жыл бұрын
Msaotra betsaka foan fa tena tsara 🎧❤🙋‍♀️
@jeannefanomezantsoa5961
@jeannefanomezantsoa5961 3 жыл бұрын
Miarahaba ny panoratra Tsy hadino kosa ireo pilalao manome aina ny tantara Tsara le tantara ary dia tena betsaka ireo anatra azo avy aminy Fany tena tiko taminy ity fizarana faha 3 ity dia leizy tonga tany aminy commune Miarinavaratra 👏👏👏 Avy ao aminy commune io ro nihaviko eo aminy le atao hoe ankafotra anditsaka eo tside alavitra lotrany tampotanana ny Miarinavaratra ratsy dia ratsy tokoa ny lalana
@mariesandrina4913
@mariesandrina4913 3 жыл бұрын
misaotra betsaka topoko 💗💗
@gerardmaella6985
@gerardmaella6985 3 жыл бұрын
Tena adinako zay sahirangna mila vola any fa adiny bera sy gia Zara no hanapaka ny tsinaiko leaza😅😅 mankasitraka o miandry tohiny ndray zany a😍😍😍😍😍
@slfeaslfeaa8307
@slfeaslfeaa8307 3 жыл бұрын
Tena ankafizik be n tatara ,makasitraka e💝💝💝
@faratina5458
@faratina5458 3 жыл бұрын
Tezitra ngia Leza 🤣🤣
@jhennieandreah1688
@jhennieandreah1688 3 жыл бұрын
Tsara loatra fa mankasitraka hatrany.
@jeannickclaudiahajazakasoa4457
@jeannickclaudiahajazakasoa4457 3 жыл бұрын
Kay ve ndry mankafy mihaino tantara e 😍😍😍😍
@jujube256
@jujube256 3 жыл бұрын
Misaotra Bera fa tsy haleky hambanina isika na dia mahatra
@auziaauzia17
@auziaauzia17 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ô 💖💖
@raharijaonahasina267
@raharijaonahasina267 3 жыл бұрын
Mankasitraka ee
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 3 жыл бұрын
Tiko be mintsy mihaino le tantara Simon sy Felana
@eritina2316
@eritina2316 3 жыл бұрын
Misaotra eeeh 🇲🇬🇲🇬😍
@angellahirene5938
@angellahirene5938 3 жыл бұрын
Tena tsar e👏👏🇲🇬🇲🇬✌️🇰🇼🇰🇼💞💞💞💞
@anta1232
@anta1232 3 жыл бұрын
Taraiky ato alo fa de makasitsaka bdb Rapitso tg mitsidika r,4,6 i mavolamba❤
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Mankasitraka Tompoko 🇲🇬😍💖!
@pungaroda1234
@pungaroda1234 3 жыл бұрын
Weee tiako weee bol nitohy 💞👏💪
@soadeliviette5509
@soadeliviette5509 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka eeeh
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 3 жыл бұрын
De makasitraka hatrany o!!
@patriceandrianarisona900
@patriceandrianarisona900 3 жыл бұрын
Mahafinaritra fa mazotoa mihaino
@elisearthemise6734
@elisearthemise6734 5 ай бұрын
Ny olomarina hono halany SATA,koa aza kivy fa tano ny finona tompoko, tsara bé n'y tantara ka na efa hita aza dia tsara henona misaotra tompoko nizara
@feliciteravaosoa791
@feliciteravaosoa791 3 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 3 жыл бұрын
Merci mankasitraka Indrindra tompoko
@harivelorix747
@harivelorix747 3 жыл бұрын
🌹🌹🌹🌹❤️❤️❤️❤️🤔
@germaineattieh7721
@germaineattieh7721 3 жыл бұрын
Ay mbola nisy tohiny , misotra tompoko
@hawraamatar8492
@hawraamatar8492 3 жыл бұрын
MBA MISY TORO-HEVITRA KELY TOMPOKO Mafinaritra ny tantaranareo ao @ RFM , misaotra nareo fa tena afak'andro zahay aty ampitan-dranomasina eny na ny any Madagascar koa , fa mba mangataka re tompoko mba valio ny COMMENTAIRE ny olona fa tena tsy tia mamaly commentaire nareo na ato @ you tube na any @ fb ,nefa dia bdb manontany, iza Felana , Mbatsilana, tena zanaka naterak'i Ngahy Simon Nomenjanahary ve Felana sns , maro ny fanontanina hita ao misy tiany mpihaino ho fantatra matoa zahay manontany , tokony hisy olona iray mpamaly ny commentaire fotsiny raha mety Atoa SIMON NOMENJANAHARY ra azonao atao , misaotra indrindra tompoko , mankasitraka
@djasmirahonista2158
@djasmirahonista2158 3 жыл бұрын
Enjana koa bera ty an kkkkk
@melissaidealy7865
@melissaidealy7865 3 жыл бұрын
Miarahaba antsika rhtr Tompoko o ! Mankasitraka anao hatrany @ fizarana n'y tohiny Tompoko ! Faly ery f hay mbol nitohy izy t'y k d hanomboka hiaino ampifalina ! Mankasitraka oo
@chandolandosa1056
@chandolandosa1056 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko ô
@jocelynelydiah9595
@jocelynelydiah9595 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko
@samrasamra1208
@samrasamra1208 3 жыл бұрын
ORJ Officiel misaotra betsaka indrindra tompoko tsy adino koa nareo mpilalao @ radio feon'ny mania Najoro na hoe Felana sy ny namany retra2 ankafaliana no ihainoako tantara lalaovinare afapo ny aho zao
@patriceandrianarisona900
@patriceandrianarisona900 3 жыл бұрын
Mazotoa daholo mihaino fa mafinaritra
@nasirnasirrock5787
@nasirnasirrock5787 3 жыл бұрын
Misaotra betsak tompoko
@sabrinalucienne3871
@sabrinalucienne3871 3 жыл бұрын
Mankasitrak re tompok ôôô
FITIAVAN'I DADA Fizarana faha 4 || TANTARA MALAGASY [ RFM ]
1:12:04
ORJ' Officiel
Рет қаралды 6 М.
FITIAVAN'I DADA Fizarana faha 5  ||  TANTARA MALAGASY [ RFM ]
1:16:18
ORJ' Officiel
Рет қаралды 6 М.
Watermelon magic box! #shorts by Leisi Crazy
00:20
Leisi Crazy
Рет қаралды 112 МЛН
Когда отец одевает ребёнка @JaySharon
00:16
История одного вокалиста
Рет қаралды 13 МЛН
Tantara Malagasy - FITIAVAN'I DADA (Tantaran'i Radio RFM) Fizarana Voalohany
1:16:49
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 1,7 М.
Adiny irery👉🏻👉🏻👉🏻Aceem Radio #gasyrakoto
1:09:49
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 16 М.
LEO BE AHO!!! || TANTARA MALAGASY [R.D.B]
1:00:07
ORJ' Officiel
Рет қаралды 15 М.
DINITRA Fizarana faha 3 || TANTARA MALAGASY [ RFM ]
1:35:13
ORJ' Officiel
Рет қаралды 8 М.
DADAN’I BATSIRAY (Viva Radio) #gasyrakoto
1:15:19
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 13 М.
FITIAVAN'I DADA Fizarana faha 2 || TANTARA MALAGASY [ RFM ]
1:30:50
ORJ' Officiel
Рет қаралды 8 М.
FAHAVALOKO SA OLO-TIAKO ? || TANTARA MALAGASY [R.D.B]
1:13:41
ORJ' Officiel
Рет қаралды 28 М.