FY RASOLOFONIAINA & SON BAND REKO

  Рет қаралды 148,047

2424mg

2424mg

Күн бұрын

Fy Rasolofoniaina et son band "Reko" en live à La City Ivandry ce 24 décembre, lors de la sortie officielle du premier album "Andao". Bonne écoute !

Пікірлер: 51
@michelrabarijaona164
@michelrabarijaona164 Жыл бұрын
Vous êtes forts les gars .de vrais musiciens.du talent,les paroles intelligentes qui touchent,je découvre,je ne me lasse pas de réécouter "gasy tsara""tiako ianao".merci ❤
@polalaboboss6978
@polalaboboss6978 2 жыл бұрын
Tena tsara lé gadona ! Maniry mba ho évangélique 100 ℅ mitovy @ Jaw' S Band.
@miantsahasinaandriamanalin3037
@miantsahasinaandriamanalin3037 3 жыл бұрын
Meteza hatrany ho fahazavana retsy a, tsara b😍❤️
@rapgasyzandrykely7586
@rapgasyzandrykely7586 3 жыл бұрын
-Eh! izaho ihany ilay omaly Tsapako niaha maivana aho rehefa nizara taminao Nefa reko mbola marary Tiako ho sitrana izao dia izao nefa tsy izay ngamba no ilaiko Vohaiko ny foko na dia kely aza ny aiko Hikiry aho hatoky, ho bakoiko ny saiko 2-Eh! ita indray andro any Sarotra amiko ny mihetry izao somary mafy loha Nefa na izany na tsy izany Haiko hoe izaho no mila mianatra fa tsy ianao no mila mihova Be ny ambom-poko ka nefa be ireo tsy haiko Aoka re ny hadisoako ho lesona ho ampitaiko Ref: Fa misy hira hira tsara indray Hiarahako mihira amin'ireo miady toa ahy Raha mbola misy hazavana kely ato anatiko Tsy avelako ho faty fa ho kopaiko Ho ataoko hira ho an'izao tontolo izao Raha hiresaka amiko ny aintaina Ampianaro aho hiaina Aoka ny fahanginana hampianatra ahy hahalala ahy Aoka ny fahalalam-potoana hampianatra ahy haharitra foana foana Aoka izay rehetra very hampianatra ahy fa ny ahy ny fananako dia ianao irery Ireo sento toloko Manome kiry ho hiraiko Misaotra manaiky antsoiko Sy ho hira ho hiraiko Famaranana: Ho ataoko hira hira tsara indray Ho ataoko hira hatsara ahy, hatsara anao Ho ataoko hira Hanasitrana ahy Hanasitrana anao Hataoko hira ho an'izao tontolo Izao tononkira.serasera.org/hira/fy-rasolofoniaina/hira Tsiky dia ampy
@rovaranaivo3570
@rovaranaivo3570 4 жыл бұрын
Tsara lesy zany hira zany. Feno fanahy sady mampahery hikopaka foana ilay afo kely ao anaty! Misaotra eeeh ♥️
@ANTSEMUT1
@ANTSEMUT1 4 жыл бұрын
Malagasy is already a beautiful language when spoken but it sounds even more beautiful when sang.
@lorenrabibisoa9143
@lorenrabibisoa9143 3 жыл бұрын
are you malagasy?
@ANTSEMUT1
@ANTSEMUT1 3 жыл бұрын
@@lorenrabibisoa9143 no, I'm Malaysian.
@haryhary6633
@haryhary6633 Жыл бұрын
Thank you my Brother.That's very kind.Greetings from Madagascar
@rovaranaivo3570
@rovaranaivo3570 4 жыл бұрын
Lay tononkira araky ny fahenoako azy ^^' mahafinaritra loatra ity hira ty Hey, za' ihany lay omaly (?) Tsapako ny hamaivanao rehefa nizara taminà Nefa reko mbola marary Tiako ho sitrana aho izao dieny izao nefa tsy izay 'ngamba no ilaiko Voaiko ny foko na Dia kely aza ny haiko Hikiry aho hahatoky, hobaikoako ny saiko Mba hisy hira, hira tsara indray Hiarahako mihira amin'ireo miady toa ahy Raha Mbola misy hazavaina kely ato anatiko Tsy avelako ho faty fa ho kopahiko Ataoko hira ho an'ireo miady toa ahy Hey, inty ndray aho androany (?) Sarotra amiko ny mihetry, izaho somary mafy loha Nefa na izany na tsy izany haiko hoe zao no mila mianatra fa tsy ianao no mila miova Be ny ambom-poko kanefa be reo tsy haiko Aoka re ny hadisoako ho lesona hampitaiko Mba hisy hira, hira tsara indray Hiarahako mihira amin'ireo miady toa ahy Raha Mbola misy hazavana kely ato anatiko Tsy avelako ho faty fa hokopaiko ataoko hira ho an'ireo miady toa ahy Raha hiresaka amiko ny haintaina (tsy aiko ny manoratra azy fa hoe manaintaina zany :3 ) Ampianaro aho hiaina Aoka ny fahanginana hampianatra ahy hahalala ahy Aoka ny fahelam-potoana hampianatra ahy haharitra foana foana Aoka izay rehetra velona(?) hampianatra ahy fa ny ahy ny fananako dia ianao irery Reo sento, toloko no hanome hira hiraiko (?) Misaotra manaiky ho antsoiko na oviana hilaiko Fa misy hira hira tsara izao Hiarahako mihira amin'izao tontolo izao :3 Raha mbola misy hazavana kely Tsy avelako ho faty Fa hataoko hira ho an'izao tontolo izao ♥️ Ataoko hira ho an'izao tontolo izao Ataoko hira ho an'izao tontolo izao Ataoko hira hahatsara ahy hahatsara anao Ataoko hira hahasitrana ahy, hahasitrana anao Raha mbola misy hazavana kely.... ♥️♥️♥️♥️♥️♥️
@mialyjenny9883
@mialyjenny9883 4 жыл бұрын
“Aoka izay rehetra very* hampianatra ahy fa ny ahy ny fananako dia Ianao irery” angamba no izy. Misaotra nizara 😊
@rovaranaivo3570
@rovaranaivo3570 4 жыл бұрын
@@mialyjenny9883 merciiiiiiiii
@mioraandriamboavonjy1619
@mioraandriamboavonjy1619 3 жыл бұрын
"tsapako nihamaivana aho rehefa nizara taminao" Merci 👌👍
@rindrarazaka5111
@rindrarazaka5111 4 жыл бұрын
Raha mbola misy hazavana kely ato anatiko Tsy avelako hofaty fa hokopahiko Tsara eh 😍❣️
@baritianarajaonarivony6780
@baritianarajaonarivony6780 4 жыл бұрын
Aoka izay rehetra very hampianatra ahy fa ny hany fananako dia ianao irery..... Misaotra manaiky antsoiko na oviana ilaiko ❤❤❤
@evamalala1293
@evamalala1293 3 жыл бұрын
Tiako be Ilay toninkira merci😚😚😚
@rovarandriamiarisoa7971
@rovarandriamiarisoa7971 3 жыл бұрын
Tsara loatra .Misaotra ny Groupe REKO.
@germainerazafimahefa6358
@germainerazafimahefa6358 4 жыл бұрын
Tsara loatra ry reto a, ny tononkira me touche ❤❤
@elodymirill3569
@elodymirill3569 3 жыл бұрын
🥰💝💖
@razanakotostephen5935
@razanakotostephen5935 4 жыл бұрын
Wouah hira vaovao nga ? Tiako loatra merci nareo tsotra bogosy an, !
@nyhasinarandriamiharisoa8472
@nyhasinarandriamiharisoa8472 4 жыл бұрын
Tena tsara io hira. Mitady version studio aho fa tsy mety mahita.
@elyseravelo9450
@elyseravelo9450 4 жыл бұрын
Zany ny hira marina,,,,mlay
@andriandrefytsisetraina7761
@andriandrefytsisetraina7761 4 жыл бұрын
babo tanteraka e, merci
@christinea.6515
@christinea.6515 4 жыл бұрын
Be ny ambompoko,kanefa be ireo tsy aiko,aoka re ny adisoko ho lesona ampitaiko.... tsara
@jeanneraharison3709
@jeanneraharison3709 2 жыл бұрын
Jo8
@jeanneraharison3709
@jeanneraharison3709 2 жыл бұрын
"
@kelyfinaritra3177
@kelyfinaritra3177 4 жыл бұрын
marina izany, sady tena betsaka isika no miady
@rsouraya1005
@rsouraya1005 3 жыл бұрын
Mankasitraka e mahafinaritra be 🥰 tsisy hafa tsy ty ny version an’io hira io ve?
@lagrandeilerouge8480
@lagrandeilerouge8480 3 жыл бұрын
👏👏👏👍👍👍
@milantorajaonarivelo5911
@milantorajaonarivelo5911 4 жыл бұрын
Tsara loatra 😍
@zoutitah4376
@zoutitah4376 4 жыл бұрын
Tsara be o!
@nynivoarijaona
@nynivoarijaona 3 жыл бұрын
HIRAAAAAAA
@tiasoaratsirahonana1233
@tiasoaratsirahonana1233 3 жыл бұрын
tsara loatra ka, marina e
@nyarofanantenanaandriamiha6134
@nyarofanantenanaandriamiha6134 4 жыл бұрын
misy afaka manome tononkira ve, zafady, eo amin'ilay teny voalohany no tena tsy haiko
@rhefifrance8096
@rhefifrance8096 4 жыл бұрын
Misaotra è 🎸🎤👏😍
@tsiryrajaona7049
@tsiryrajaona7049 4 жыл бұрын
Tsara loatra
@santatrarafanomezantsoa9557
@santatrarafanomezantsoa9557 4 жыл бұрын
inona ny titre an ty hira ty
@faniloniainarakotoharinaso4073
@faniloniainarakotoharinaso4073 4 жыл бұрын
Lafatra zalah a (y) (y)
@tsiferanaandrianaivo5845
@tsiferanaandrianaivo5845 3 жыл бұрын
❤️🙏
@fanjarasoarimanana2910
@fanjarasoarimanana2910 4 жыл бұрын
Cc daholy ooo misy manana instrumental an'ito hira ito ve misaotra ooo.....
@zafyrajao2870
@zafyrajao2870 4 жыл бұрын
Mba inona 're ny titre an io hira io?
@ramarovelokevin2787
@ramarovelokevin2787 4 жыл бұрын
hira
@nyrajorabearisoa9089
@nyrajorabearisoa9089 4 жыл бұрын
tena tsara le hira e
@manjakarajaonarivelo6375
@manjakarajaonarivelo6375 4 жыл бұрын
J adore
@randrianarisonlilah7308
@randrianarisonlilah7308 4 жыл бұрын
Tiako mafy lay hira, ndrindra ny tonony, za ko tena mila fikopahana
@andriafehizoro686
@andriafehizoro686 3 жыл бұрын
misaotra
@manohy310
@manohy310 4 жыл бұрын
TONONKIRA ZAFADY O
@tolotraranarison9143
@tolotraranarison9143 4 жыл бұрын
Mba mangataka titre an'ilay hira azafady
@nirinarijaonadamasefitahia395
@nirinarijaonadamasefitahia395 4 жыл бұрын
hira
@tolotraranarison9143
@tolotraranarison9143 3 жыл бұрын
@@nirinarijaonadamasefitahia395 Misaotra oh
HIRA - Reko [Lyrics by Zandry]
6:38
Zandry
Рет қаралды 106 М.
Fête de la Musique 2021 - Misié Sayda
29:17
Alliance française d'Antananarivo
Рет қаралды 181 М.
🕊️Valera🕊️
00:34
DO$HIK
Рет қаралды 2 МЛН
Я сделала самое маленькое в мире мороженое!
00:43
Кушать Хочу
Рет қаралды 2,5 МЛН
Inside Out 2: ENVY & DISGUST STOLE JOY's DRINKS!!
00:32
AnythingAlexia
Рет қаралды 17 МЛН
Very
5:36
Release - Topic
Рет қаралды 29 М.
Hatraiza  Fy Rasolofoniaina   YouTube
5:10
Toavina Man
Рет қаралды 34 М.
Fête de La Musique 2021 - Reko Fy and his band
35:33
Alliance française d'Antananarivo
Рет қаралды 72 М.
George Moses - I Believe In Love
28:58
George Moses
Рет қаралды 7 М.
HIRA - REKO
6:57
Reko Band
Рет қаралды 181 М.
EXTRAITS Live SOLO  Andrianasolo 2 au Valahara Café Antsirabe, le 24 novembre 2023.
15:17
Fête de la musique 2021 - Ambondrona
26:06
Alliance française d'Antananarivo
Рет қаралды 57 М.