No video

#gasyrakoto

  Рет қаралды 24,835

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Tantara Malagasy
Indray mihaino

Пікірлер: 37
@ratsimivonyirenevictoria4447
@ratsimivonyirenevictoria4447 Ай бұрын
Ianareo mamelona ny tantara Tompoko dia antsiarovako an''ireo mpilalao tao aminy radio Ma/car taminy androny.. Fandanitra s'i Rasoabakibako..mbola tena tsara lavitra aza un moment donné latsaka kely ny ranomaso..😢 chapeau bas .misaotra indrindra tompoko manome anay ny soa.
@marielesage1254
@marielesage1254 2 жыл бұрын
Misaotra indrindra tompoko ary mankatelina anaro tegna mampalahelo be lay tantara sady misy lesona azo alaina ao agnatiny tantara Mankasitraka sy mankatelina anaro tompoko miandry ny tantara vaovao indray 🥰 🥰 🥰 🥰🥰🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻❤❤❤
@ravaonirianafanjaniainamar9506
@ravaonirianafanjaniainamar9506 2 жыл бұрын
Mercie fa Tena tsara ilay tantara misy lesona azo raisina mintsy eo fiainana tsy tsara loatra fitiavantena 🥰🙏
@tianarakotomalala7942
@tianarakotomalala7942 2 жыл бұрын
Ny fiainana zanak 'olombelona sy ny ao aminy 😥misy ambony ary misy ny ambany ;mampalahelo be le tantara 😥 mandona F💔 ary mirotsaka ny ranomaso ;isaorana ny mpanoratra ny mpilalao ihany indridra ilay mpizara mafatram-p❣🌸❣💐
@RaheliarimangaLantomendr-pg8gr
@RaheliarimangaLantomendr-pg8gr 4 ай бұрын
Tena tsara sady azo andraisana anatra ho enti miatrika ny fiainana indrindra ho an ireo tanora sy ireo mpisotro mampijaly ny ankohonany
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 2 жыл бұрын
Misaotra be tsaka fa tena mitonja anatsa sy mapalahelo be le tantara 🙏🙏🙏
@harimalalasoderdahl7253
@harimalalasoderdahl7253 2 жыл бұрын
Merci! Mampalahelo be ahy le tantara 😊
@fararicah
@fararicah Жыл бұрын
Mampalaelo be 😢😢
@andrymihajanyhasiniainajac9631
@andrymihajanyhasiniainajac9631 2 жыл бұрын
Mpanaraka afampo❤️❤️ tanteraka Misaotra tompoko, anatra lesona bediabe🙏🙏
@hannahbaker7526
@hannahbaker7526 Жыл бұрын
Une très belle histoire qui me fait tellement fondre le cœur 😢💔.
@andritianaherilala508
@andritianaherilala508 Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ❤️🎧🇲🇬
@lalatinatahina8348
@lalatinatahina8348 Жыл бұрын
Tsarabe ilay tantara . Mankasitraka indrindra. N'y olana kely de misy tapaka kely sady mikasaoka .
@monikamonika5293
@monikamonika5293 2 жыл бұрын
Makasitraka itritra tompoko tsara be tiako be merci beaucoup
@MrBananaSplif
@MrBananaSplif 2 жыл бұрын
Tapatapaka foana
@leontinemalalawartina4474
@leontinemalalawartina4474 2 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra fa Tena Tsara be Lay Tantara
@rovasoa
@rovasoa 2 жыл бұрын
Misaotra nizara o🥰🙏🙏🙋‍♀️🙋‍♀️🙋‍♀️
@laminamariealicerazafindra8573
@laminamariealicerazafindra8573 2 жыл бұрын
Misaotr tompoko o! ❤❤❤
@davidsonrakotonavalona7610
@davidsonrakotonavalona7610 2 жыл бұрын
Mpihaino tantara aho fa ity iray ity tena mapiteny irery mihitsy fa tena zavamisy.mahafinaritra sady tsara no mahay ihany koa ny mpilalao.Mankasitraka indrindra
@chandolachandola7798
@chandolachandola7798 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka 😍😍
@MichouBeauty
@MichouBeauty Жыл бұрын
Ndryyy tsara anh
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 2 жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara 😍
@lilydaubec6298
@lilydaubec6298 2 жыл бұрын
Misaotra Tompoko fa tsara bé ny tantara nozarainao
@teddyrubellahteddy762
@teddyrubellahteddy762 Жыл бұрын
mankasitraka indrindra ô
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 2 жыл бұрын
Mankasitraka!!
@rahanisoamalala6831
@rahanisoamalala6831 2 жыл бұрын
Misaotra fa tsara maro ny lesona azo tsoahina. Mankasitraka ny mpankafy
@jocelyneletruong8212
@jocelyneletruong8212 2 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko fa kanto na dia mahaontsa aza ity tantara, mbola tsy vita ny fahenoko azy ka miandry ny farany mahafinaritra ! Mampitomany ihany na izany aza fa hanatra eo amin'ny fiainana.
@andriahiro5043
@andriahiro5043 2 жыл бұрын
Misaotra nizara
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 Жыл бұрын
Ny mahantra d efa karazan olona very zò. Enta mavesatra ho an ny fiaraha monina izy ireny. Misy azy daholo ny sisin ny arabe mangataka an ireo olom pandalo Moa misy fanjakana miahy azy ve izy ireny ? Ato anaty tantara ary boky sisa no misy mangoraka azy ireny. Ary tena lasa haingon ny boky sy tantara sisa izy ireny hisintomana mpihaino maro.
@mamymamy3413
@mamymamy3413 2 жыл бұрын
Misaotra indrindra nizara fa tena tsara be ty tantara ity feno anatra
@leantaveloarson475
@leantaveloarson475 2 жыл бұрын
Mankasitraka topoko tena tsara le izy misaotra betsaka fa tena mahafinaritra
@tahirynirina3785
@tahirynirina3785 2 жыл бұрын
Mankasitra fa tena mafinaritra no mampalahelo😔no anatry ny fiainana🥰🥰
@spiers-rabetsimialonasandi1664
@spiers-rabetsimialonasandi1664 Жыл бұрын
💝
@tianamoebius3388
@tianamoebius3388 2 жыл бұрын
Tiako!
@mariesoandriana3130
@mariesoandriana3130 2 жыл бұрын
Mankasitrak fa tegn tsar be
@shddhdhddhdhfhfhfh7698
@shddhdhddhdhfhfhfh7698 2 жыл бұрын
Ratsiratsy ny feo an
@vuneyaluvune6632
@vuneyaluvune6632 2 жыл бұрын
Merci beaucoup🙏🥰
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 2 жыл бұрын
Mankasitrak indrindra .tsara be ty tantara .ary zavamisy .fa ny indro kely ty izy tapatapak antsefantsefany .misy fotoana 2minutes tsisy feo
Ahatsiaro anao : [Aceem Radio] #gasyrakoto
1:12:38
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 15 М.
Avotra ihany ! - Tantara an'onjampeo malagasy
1:28:45
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 22 М.
Please Help Barry Choose His Real Son
00:23
Garri Creative
Рет қаралды 23 МЛН
Gli occhiali da sole non mi hanno coperto! 😎
00:13
Senza Limiti
Рет қаралды 20 МЛН
SIAKAN'NY FANAHY ( Tantara nosoratan'i RADO ANDRIANIAINA ) 2024
1:15:08
RENIKELY HAFAKELY: Tantara gasy vaovao (ACEEM Radio) #gasyrakoto
59:13
#gasyrakoto Tantara gasy: DISO HEVITRA - Record fm- TSY AZO AMIDY
1:06:19
Tantara Malagasy - ALAROBIA TSY MIVERINA (Tantaran'ny Radio Madagasikara)
55:05
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 1,6 М.
TANTARA MALAGASY - Ahy izany fa tsy anao
1:12:33
E-Vaovao
Рет қаралды 9 М.
AINA AVY AMIN'NY AINA (Tantara lava Record FM)
1:15:05
D-aly
Рет қаралды 8 М.
NANDRAFOZANA (Tantara lava Record FM)
1:12:04
D-aly
Рет қаралды 10 М.
Wada & Yoongs Badoda (Version Taralila)[Directed By FANO PROD]
2:16
Fano prod gasy fano
Рет қаралды 16 М.
Please Help Barry Choose His Real Son
00:23
Garri Creative
Рет қаралды 23 МЛН