Fahafaham-behivavy- ACEEM Radio ⛔️TSY AZO AMIDY NY TANTARA⛔️

  Рет қаралды 6,230

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Tantara gasy: Tantara mampalahelo
Indray mihaino

Пікірлер: 37
@mamanymayrah9301
@mamanymayrah9301 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko oo Fa magnino tantara matetika mikasokaso be, jereo kely tompoko oo, misaotra oo🙏🙏
@hortensiar5703
@hortensiar5703 3 жыл бұрын
Misaotra an mpanoratra tsara sady feno anatra azo raisina tsara😍
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 3 жыл бұрын
Tsara ho henoin'ny vehivavy miaritra ny fanalikàna sy ny ditram-badiny!! Mandraisa fanapahan-kevitra!! Mirary soa!!
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 3 жыл бұрын
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 3 жыл бұрын
Tena leo le tantara mikasokasoka
@lopotitchaat5488
@lopotitchaat5488 3 жыл бұрын
Bjr daholo misaotra fa tsara be ary mifono hanatra be ho an'i reo vehivavy miharitra kapika s'y Bono izay ataony vadiny👍🏾
@justineflorancia474
@justineflorancia474 3 жыл бұрын
Tsara le izy fa mikasoko lasa ts fy mihaino izy
@emmarafaliarison9516
@emmarafaliarison9516 3 жыл бұрын
misaotra @ fizarana oo❤️, somary mikasotsoaka ilay izy dia tsy dia mazava tsara
@holihasina4305
@holihasina4305 3 жыл бұрын
Mankasitraka foana Gasy Rakoto a😍
@irantomiahmi406
@irantomiahmi406 3 жыл бұрын
Mikasôka be le iz tompoko nefa le tantara tsara merci
@elianerazakasoa2426
@elianerazakasoa2426 3 жыл бұрын
Mikasokasoka be loatra kosa
@hanitranilsson2977
@hanitranilsson2977 2 жыл бұрын
Ratsy be ny zistrement!!! Tsisy re fa kasokasoka no betsaka.
@laminamariealicerazafindra1856
@laminamariealicerazafindra1856 9 ай бұрын
Mikasokasoka be nefa tsara ilay tantarà
@gasykamanja6913
@gasykamanja6913 3 жыл бұрын
Tsy heno mitsy , lasa matetika mikasôtsôka fôna ze tatara mande
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 3 жыл бұрын
Rafozana wa tsy mety miaraka mipetraka amy vinanto zany . Tena zava-doza be rafozana
@rojorakotoarisoa4886
@rojorakotoarisoa4886 3 жыл бұрын
Mikasasaoka be daholo ny akamaroanle tantara
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 3 жыл бұрын
Mikasokasoka be le tantara
@rasoloniainamarieegypyienn6021
@rasoloniainamarieegypyienn6021 3 жыл бұрын
🦊🦊🥶
@yondayyonday1187
@yondayyonday1187 2 жыл бұрын
Makasitraka hatrany
@malala06andrian98
@malala06andrian98 3 жыл бұрын
Mankasitraka foana, Fa indro kely mikasoka foana le tantara nefa tsara,
@angelinerazanamasy7257
@angelinerazanamasy7257 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka tompoko fa tena tsara , mirary SOA e 🙏
@volaramahefason8630
@volaramahefason8630 3 жыл бұрын
Mikasôsôka be tena tsy heno mihintsy 😢😢😢😢😢 nefa dia tantara tsara be sy mahaliana
@harimalalasoderdahl7253
@harimalalasoderdahl7253 3 жыл бұрын
Tsara ny tantara. Mankasitraka indrindra!!!
@yantia2520
@yantia2520 2 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@pamellamougin756
@pamellamougin756 3 жыл бұрын
Merci 😊
@JeannetteRamamonjisoa
@JeannetteRamamonjisoa 2 ай бұрын
MASOSITRA B KO I Hanta EFA ho faty D Mbola ai FONA ! MIFOHAZA SY TONGAVA SAINA HANTA a
@miangalyandy2032
@miangalyandy2032 3 жыл бұрын
Tsara be ta tantara fa mikasoaka be indraindray
@hanjara7194
@hanjara7194 3 жыл бұрын
Misaotra amin'ny tantara fa tena tsara be feno anatra. Saingy tena mikasokasoka be loatra lay izy ka tsisy heno matetika
@BabyBaby-hp9kf
@BabyBaby-hp9kf 3 жыл бұрын
Mosaotr betsak e! Tsara toko lay tantara (dommage nikasaosaoka be naharitraritra). Hoy aho e: tsy tokony hisy ny otrreny: mila mahaleo tena ny tokatrano fa tsy ipetrahana na ametrahana rafozana (Soratra masina zany, fahendrendrazana ny havatiana tsy iaraha-monina). Ny lehilahy otran'Solofo de MARARY SAINA (complexe) mila mitsabo saina, ary MILA MIGADRA mitsy. TSY misy ngamb ny hanome tsisy an'i HAnta niala tao, saika diso tara aza... TONY DE TANTARA TOKONY HITONDRA LESONA ara-tokatrano sy fianakaviana
@kerenarasamoely1948
@kerenarasamoely1948 3 жыл бұрын
Mikasosoka tsy misy zavatra re,
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
Tantara ato matetika misy bruit foana angaha tsy MBA misy vérification hatao vao havoaka
@JeannetteRamamonjisoa
@JeannetteRamamonjisoa 2 ай бұрын
Tokony hitraka s'y hijoro @maha IZY azy I Hanta fa ts ataon OLONA toy izao indrindra Io rafozany Io ; Ts tokony hiaritra toy izao
@melissaideally861
@melissaideally861 3 жыл бұрын
Mankasitraka anao lalandv Gasy Rakoto@ fizarana ampitiavn hatrany d vao hanomboka hiaino d sady mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa tompoko ary ny onjampeo d mirary soa ho antsika rhtr oooh
@ravelonoro8774
@ravelonoro8774 3 жыл бұрын
misaotra o ! tsara fa mikasakasaoka be ,,
@volasoarazanadraveloson2046
@volasoarazanadraveloson2046 3 жыл бұрын
Makasitraka tompoko
@vivianeraminosoa2159
@vivianeraminosoa2159 3 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko!! Na dia somary mikasaosaoka be aza!!😒
@perpetueraharisoa1888
@perpetueraharisoa1888 3 жыл бұрын
Mankasitraka sahad tompok
DIARIN'I LANJA (Version 2023) Tantara lava RDB
56:01
D-aly
Рет қаралды 4,4 М.
АЗАРТНИК 4 |СЕЗОН 3 Серия
30:50
Inter Production
Рет қаралды 886 М.
Je peux le faire
00:13
Daniil le Russe
Рет қаралды 20 МЛН
SALAKA IRAIMODY  - TANTARA RADIO MAMPITA
1:01:16
Radio Mampita
Рет қаралды 10 М.
Tantara Radio Plus: RAFIKO SA RAHAVAVIKO #gasyrakoto
1:14:25
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 11 М.
Afom-Pitiavana 1: Tantara Rdb #gasyrakoto
1:17:14
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 35 М.
TAMBERIN-TORAKA (tantara lava MBS)
45:30
D-aly
Рет қаралды 3,9 М.
Tantara RDB Ilay fiara andalamby nanatitra an i Rotsy fiz1
44:42
Christian Rj
Рет қаралды 8 М.
Tantara gasy - TAMINGANA # Tantara ACEEM
1:14:04
Mafana New
Рет қаралды 3,1 М.
Tantara Malagasy - ONJAM-PIAINANA (Tantaran'ny Radio RDB) Tantara Indray Mihaino
1:12:09