Tantara gasy -Tranon-dolo👉🏻👉🏻 Viva Fm

  Рет қаралды 28,258

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Tantara gasy: Tantara gasy
Indray mihaino
#Tantata

Пікірлер: 33
@lydiennepapp6236
@lydiennepapp6236 3 жыл бұрын
Mankasitraka be' dia be', fa tena hafapo mihaino tantara, ❤❤❤❤
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka ô 🇲🇬🇲🇬❤❤
@taylorsarobidy737
@taylorsarobidy737 3 жыл бұрын
Mafinaritr foan nareo e 👏👏👏
@tianaramamonjisoa1860
@tianaramamonjisoa1860 3 жыл бұрын
tsaree!!!
@miranatodisoarasoarimamonj8288
@miranatodisoarasoarimamonj8288 3 жыл бұрын
Mankasitra Gasy Rakoto , fa tena tsara ilay tantara 🥰.....misaotra nao Ko nizara😊
@mariachantale8760
@mariachantale8760 3 жыл бұрын
Mankasitraka atrany ndray ❤🙋‍♀️🎧
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 3 жыл бұрын
Makasitraka bedabe fa tena tsara le tatara!🙏🙏
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
👍
@mayaaandreaa3594
@mayaaandreaa3594 3 жыл бұрын
Misaotra nizara tompoko tsara b 🙏
@jocelynelydiah9595
@jocelynelydiah9595 3 жыл бұрын
Tena mahafinaritra be tantara ty 🥰🥰
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
👍
@apop3771
@apop3771 Жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
@narindraniaina9634
@narindraniaina9634 3 жыл бұрын
Misaotra sy makasitra oo❤️❤️😍😍😘😘
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Tinao v le Tantara Narindra?
@sabrinamalalawartina2924
@sabrinamalalawartina2924 3 жыл бұрын
Tena mahafinaritra Tena tiko be miheno tantara misy Rangah misy tomba Lela ty Tena mahafinaritra be
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Kara love am le feony bok anao ty e?!
@andonapoli8249
@andonapoli8249 3 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany gasy Rakoto nizara dia isaorana koa ny mpanoratra sy ny mpilalao 🙏🙏
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Ok Ando👏
@eleonoreambrosi9238
@eleonoreambrosi9238 3 жыл бұрын
Misaotra nizara, tsarabe, saika tsy nihaino zah fa misy titreitovy @ty koa fa hafa le tantara
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Misaotra anao manaraka hatrany
@rijanantenaina6230
@rijanantenaina6230 3 жыл бұрын
Mafinaritra eh
@leabymamy
@leabymamy 3 жыл бұрын
Tiako ny farany
@lu-cynthia5610
@lu-cynthia5610 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko ô
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Coucou Lu
@lavieestbelle9883
@lavieestbelle9883 Жыл бұрын
Misaotra nizara e! Matsiro be mihitsy ny tantara rehefa mazala sy tsara feo no mamelona ny tantarany indrindra fa misy an'i Mr Rakoto sy i Faly
@melissaideally861
@melissaideally861 3 жыл бұрын
Miarahb anao sady manolotra fisaorana sy fankasitrahn anao hatrany Gasy Rakoto@ fizarana f vao hiaino d mankasitraka an VIVAsy n'y mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr koa tompoko f d tena manatalenta tokoa ianareo
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Misaotra e
@tiaryrakotobe3344
@tiaryrakotobe3344 2 жыл бұрын
Mimoza sy margrity
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
Ity tantara ity ve tsy ilay tantara t@ RNM taloha eh sa diso za
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Mitovy fa tsy sahala e
TRANON-DOLO: Tantara RDB #gasyrakoto
39:16
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 12 М.
Как подписать? 😂 #shorts
00:10
Денис Кукояка
Рет қаралды 8 МЛН
Life hack 😂 Watermelon magic box! #shorts by Leisi Crazy
00:17
Leisi Crazy
Рет қаралды 32 МЛН
TANTARA MALAGASY, MAMPATAHOTRA, (MANANGATRA VE NY LOLO)
52:13
VOADY TAMIN'NY MATY  ( Tantara nosoratan'i RADO ANDRIANIAINA ) 2024
1:24:36
"FIALANTSASATRA" Tantara an'onjam-peo Malagasy by MALAIMISARAKA Group
1:15:21
Tovo ANDRIAMBOLOLONA
Рет қаралды 5 М.
RAMAINTIMASO (Kolo fm) #gasyrakoto
1:08:00
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 13 М.
TANTARA MAMPATAHOTRA RDB TRANOMAINTY NA ANDROVALOLO
1:13:29
Le Lémurien Web TV
Рет қаралды 59 М.
Tantara Malagasy - RATSIMITAHA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
1:13:50
IANAO VE IO SA MANONOFY AHO? (Tantara lava RDB)
1:39:00
D-aly
Рет қаралды 11 М.
Safidy hatrany amboalohany : [Tantara Kolo fm] #gasyrakoto
1:22:12
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 16 М.