Méfions-nous de nos amis les gars ! Les femmes comme Melle Noro existent ? Cette histoire est pleine de mystère.... Merci beaucoup 💐❤️
@sarahlove80353 жыл бұрын
Tantara gaay henoinao de français commentaires nao. Any @ film Jack chan na Jean Claude vadame manao comm teny vazaha fa ts hainay dikany io
@odilehuchet72413 жыл бұрын
Betsaka ny malagasy mahazo TENY malagasy fa tsy afa manoratra TENY gasy. Amiko tsy tokony asiana olana izany.
@rixdjani61433 жыл бұрын
@@sarahlove8035 vous avez complètement raison. Quelques fois il est facile de s'exprimer en français. Je vous présente mes excuses. Croyez-moi, je suis vraiment désolée 🙏
@MARYMARY-si1yr2 ай бұрын
Merci beaucoup nizara ❤
@andonapoli82493 жыл бұрын
Ankasitrahana hatrany ianao Rakoto mizara tantara ho anay 🙏🙏
@domoinajudiahvolaherimiran14253 жыл бұрын
Misaotra fa tantara vaovao fona mahafinaritra eeh... Mba mangataka anle tantara Antanikalo iny raha azo atao 🙏🥰🥰🥰
@mendrikarazafi30633 жыл бұрын
Amim-pahendrena lehibe no hiandrasana an 'i Hanitra, misaotra Gasy Rakoto a🙏🤗
@GasyRAKOTO3 жыл бұрын
😂
@mendrikarazafi30633 жыл бұрын
@@GasyRAKOTO 😉
@mariachantale87603 жыл бұрын
Msaotra anareo foan 🎧🙋♀️❤
@haingotianaomega17462 жыл бұрын
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
@sidonie67643 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra Tompoko o!❤💖💕💞❣💚
@lyndaepiphanie31323 жыл бұрын
Misaotra nizara e 🇲🇬❤
@cepreseau72283 жыл бұрын
miandry ny fahitana an'i Hanitra mo zn ny tenanay knou!!!