Drii mampatsiahy ahy tamin'ilay reniko narary mafy sad hay hoe ef kely sisa dia ho faty😢😢😢
@arlettearlette912 жыл бұрын
Misaotsa betsaka nizara lay tantara
@Lala-t5d5k Жыл бұрын
Aty ivelany Madagascar no mihaino. Tsisy mpivady mifanafina aretina izany, na soa na ratsy tsy mifanary. Fa tsara ny tantara, mahay ny mpanoratra, mahay ny mpilalao Mankasitraka tompoko