No video

#gasyrakoto

  Рет қаралды 18,008

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Tantara gasy: Tamberina tantara Malagasy
Radio don Bosco
Indray mihaino

Пікірлер: 57
@VioletteRAFARASOA-ht9xj
@VioletteRAFARASOA-ht9xj 5 ай бұрын
Tsara bé, Mankasitraka 🙏🙏
@corna8495
@corna8495 7 ай бұрын
Mankasitraka 🇲🇬 🎧 🇰🇼
@marielesage1254
@marielesage1254 3 жыл бұрын
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina anaro tompoko tegna mahafinaritra be lay tantara miandry ny tohiny indray 😍😍😍😍
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
indray mihaino ity tantra ity ka, anjaranao no mamisavisa ny tohiny
@mercyheaven2982
@mercyheaven2982 3 жыл бұрын
Hafa foana rdb 🥰🥰🥰🥰🥰.mankasitaka hatrany
@waellahkiffeuse399
@waellahkiffeuse399 3 жыл бұрын
Rehefa tsra be ny tantara dia presque fohy 😋Merci bien ô
@anarajaonarivony3162
@anarajaonarivony3162 Жыл бұрын
Mankasitraka indrindra .Tena mampiaina @ zava- misy ny mpanoratra.Ny mpilalao koa ohatra ny hoe tena iainany ilay tantara.Matihanina e
@mariejeannine6275
@mariejeannine6275 2 жыл бұрын
Misaotr betsak nizara oooh 🥰🥰🥰🥰🙏🙏
@rixdjani6143
@rixdjani6143 3 жыл бұрын
💖💔😢💞 Merci beaucoup ! Une belle histoire d'amour 💞💐❤️❤️❤️❤️
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Et surtout partagée avec amour pour vous☺️!
@rafarantsa5072
@rafarantsa5072 3 жыл бұрын
Mafinaritra izany tantara zany❤. Mankasitraka mizara fa tena afapo
@vanellaonedictha8684
@vanellaonedictha8684 Жыл бұрын
Misaotra nizara fa tsara be❤
@rasoarinorolalaohariliva4931
@rasoarinorolalaohariliva4931 2 жыл бұрын
Tena tsara be. Ny anjara tsy miolaka izany fa courage ho an'ilay tia fa tsy tiana sy ilay mitia ny tsy tia.
@sehenofredoline4772
@sehenofredoline4772 Жыл бұрын
Tiku ery....miasaotra betsak tompoko ooo
@sharonrakotovao4475
@sharonrakotovao4475 3 жыл бұрын
Misaotra fa mafinaritra be ilay tantara❤️
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Coucou Sharon! Ts mis fisaorana o
@germaineattieh7721
@germaineattieh7721 3 жыл бұрын
Merci Gasy Rakoto a! ❤❤❤❤👍
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Ewa! Ts mis fisaorana e
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka ô 🇲🇬🇲🇬❤❤👌
@mariesandrina150
@mariesandrina150 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka topoko ❤❤
@jocelynetsarasoa1467
@jocelynetsarasoa1467 3 жыл бұрын
Tsara be fa merci bcp❤❤❤
@voahangyniriana3724
@voahangyniriana3724 3 жыл бұрын
hira malangasy malaza akehitriny
@melissaideally861
@melissaideally861 3 жыл бұрын
Hiandry ampitonina d hiaino ampifalina sy ho mirana2 tokoa eo ampihanoina rampitso ho Mirana arak ny titre tantara sady Mino Aho f ho tsara tokoa n'y tantara ; ts Mbola nandiso Fanantenn anay mpankafy ny tantara n RDB eh ndrindra tena manatalenta tokoa reo mpilalao rhtr ! Soavamandry daolo tompoko oo
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Tafandria Landry’ y daholo,
@carilchethrandriamanantena1489
@carilchethrandriamanantena1489 3 жыл бұрын
Merci
@arivnana9474
@arivnana9474 3 жыл бұрын
Misaotra o. . Tsara be lay feonkira. Tsara koa ny tantara.
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Soa ny fiarahan tsika zany e!👍
@vuneyaluvune6632
@vuneyaluvune6632 3 жыл бұрын
Misaotra nizara
@esthererandriamamonjy900
@esthererandriamamonjy900 3 жыл бұрын
Mankasitraka tomoko
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
👍
@samrasamra1208
@samrasamra1208 3 жыл бұрын
Mankasitraka oo
@yousafyousaf3693
@yousafyousaf3693 2 жыл бұрын
Mankasitraka
@emmarakotomahanina435
@emmarakotomahanina435 3 жыл бұрын
Horonan tsary vahiny malaza ( Sabrina) ity tantara ity no novaina kely sy navadika ho tantara henoina ô? Mankasitra anareo mpikarakara hatrany, mahafinaritra ny mihaino na dia aty lavitra aty aza
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Zay zao mino mitsy fa izany vaza zany no nangalatahaka antsika kou!
@emmarakotomahanina435
@emmarakotomahanina435 3 жыл бұрын
Hihi mety ho izany koa an😜
@annietsiasanda6394
@annietsiasanda6394 3 жыл бұрын
Misaotra tompoko☺️
@haingotianaomega1746
@haingotianaomega1746 3 жыл бұрын
Makasitraka indrindra tompoko
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
tsy misy fisaorana o
@sabrinamalalawartina2924
@sabrinamalalawartina2924 3 жыл бұрын
Tena miramirana ery zh mitandregny azy mankasitraka atsika rehetro
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Ny fahafam po nareo no tanjona eto e
@volaramahefason8630
@volaramahefason8630 3 жыл бұрын
Tapaka ny tsinaiko amin‘ilay raiamandreny manao hoe: „Mba manakatra ny avo izy izany ko“ hhahahhahahahaaaa
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 3 жыл бұрын
Makaditraka o!!
@safidy6782
@safidy6782 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
eny tompoko o
@thierrygeraldrazafindrabe6625
@thierrygeraldrazafindrabe6625 3 жыл бұрын
Mankasitraka anareo fa mafinaritra
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Isaorana ny RDB sy ny mpanoratra
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
Zay tian'i Mirana ihany io eh 😁😁
@raharijaonahasina267
@raharijaonahasina267 3 жыл бұрын
Merci bcp
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
👍
@pamellamougin756
@pamellamougin756 3 жыл бұрын
Merci 😊
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Eny o
@gasykamanja6913
@gasykamanja6913 3 жыл бұрын
Sambatsa aky njy ry Mirana , bdb no t ho eo @ plasinjy an 😂😂
@GasyRAKOTO
@GasyRAKOTO 3 жыл бұрын
Mbola libre nge le zandriny ra tinao e!😂
@gasykamanja6913
@gasykamanja6913 3 жыл бұрын
@@GasyRAKOTO 😂 🤔
@juannarodlish3954
@juannarodlish3954 3 жыл бұрын
@@GasyRAKOTO 🤣😂😂😂😂ataov srx man
@volasoarazanadraveloson2046
@volasoarazanadraveloson2046 3 жыл бұрын
Makasitraka tompoko
Tantara Malagasy - HAFATR'I NENY (Tantaran'i Radio MBS) Tantara indray miseho
1:07:15
SARY MIHETSIKA / Web TV
Рет қаралды 1,9 М.
Meet the one boy from the Ronaldo edit in India
00:30
Younes Zarou
Рет қаралды 19 МЛН
Before VS during the CONCERT 🔥 "Aliby" | Andra Gogan
00:13
Andra Gogan
Рет қаралды 10 МЛН
Ik Heb Aardbeien Gemaakt Van Kip🍓🐔😋
00:41
Cool Tool SHORTS Netherlands
Рет қаралды 9 МЛН
拉了好大一坨#斗罗大陆#唐三小舞#小丑
00:11
超凡蜘蛛
Рет қаралды 13 МЛН
Tantara gasy : NANDRORA MITSILANY-Aceem Radio #gasyrakoto
1:27:07
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 18 М.
MPIVAROTENA (Tantara lava RNA)
48:53
D-aly
Рет қаралды 9 М.
Sedra nampiray 👉🏻👉🏻Tantara RDB #gasyrakoto
1:13:29
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 15 М.
ireo Tsimatahotody fiz1:[Rdb] #gasyrakoto
1:04:25
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 16 М.
Tantara Malagasy - TSINDRIN-JAVATRA (Tantaran'ny Radio RTA) Tantara Indray Mihaino
1:06:07
Tantara malagasy - Tantara namboarina
45:25
Tahiana-Hasina
Рет қаралды 8 М.
MANAFIN-KARENA (Tantara lava Radio Plus)
1:10:07
D-aly
Рет қаралды 4,7 М.
Tantara Malagasy - Fanantenana (Tantaran'i Radio MBS) Tantara indray mihaino
1:50:20
Tantara RDB: OLONA Biby #gasyrakoto
1:26:35
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 19 М.
Meet the one boy from the Ronaldo edit in India
00:30
Younes Zarou
Рет қаралды 19 МЛН