Tantara: TSY MIVADITROVANA. Tantara RDB indray mihaino- TSY AZO AMIDY

  Рет қаралды 73,623

Gasy RAKOTO

Gasy RAKOTO

Күн бұрын

Tantara gasy: Tantara Malagasy
Tantara Gasy
Indray mihaino
-----------------------------------------------------------------------------
/ gasyrakoto

Пікірлер: 42
@JojofraOfficiel
@JojofraOfficiel 6 ай бұрын
Latsaka hatram ranomasoko , mampisy sentiments sy inspiraka e😉 Misaotra mampihaina ny tantara JOJOFRA
@angelineambinintsoa7653
@angelineambinintsoa7653 3 жыл бұрын
Misaotra ny mpanoratra fa tena tafita ny hafatra ary voaray ny lesona, mankasitra ny mpandray anjara sy ny mpanantontosa nanome aina ny kanto fa lafatra tokoa ary nampihetsika ny fo, tena mahay tokoaianareo , mirary soa ary mitomboha fitiavana ny kanto sy traikefa matiainina hatrany ho anareo rehetra. Complimenti sieti stati bravissimi !
@juannasaryah6570
@juannasaryah6570 2 жыл бұрын
Tegn tiko ty tantara ty ef 3fois zah mihaino az misaotr nizara sy mpilalao rehetr ❤❤❤❤😘😘😘👏✌🇲🇬🇲🇬🇸🇦
@fidelemazelier5263
@fidelemazelier5263 5 ай бұрын
😮
@hennah483
@hennah483 2 жыл бұрын
Zany ry reto ka tena tantara❤ tsara loatra e Misaotra ho an mpanoratra e, mankasitraka
@tianarakotomalala7942
@tianarakotomalala7942 3 жыл бұрын
Tsara no sady mampalahelo le tantara 🥰😥💐!mankasitraka nizara
@MalalatianaRazafiarison
@MalalatianaRazafiarison 6 ай бұрын
Tsara bé.😍 Mankasitraka.Zay vao naheno azy.
@ZalifaHomara
@ZalifaHomara 2 ай бұрын
Tena mampalahelo re ❤❤❤❤
@rosetterasamizanakiniaina9843
@rosetterasamizanakiniaina9843 Жыл бұрын
Misaotra tompoko fa tena mahaontsa mihintsy ❤❤❤
@SimonRalambo
@SimonRalambo Жыл бұрын
Tsara d tsara le tantara fa tohizo.olona mana tsaina no nanoratra anio msaotra tompoko.
@georgetteandriamampionona2700
@georgetteandriamampionona2700 2 жыл бұрын
Tena mahontsa ny fo tokoa mihaino ity tantara ary mila mba mifampizara fa tena mampalahelo tokoa ity tantara
@jhennieandreah5772
@jhennieandreah5772 2 жыл бұрын
Misaotra indrindra nizara fa tena tsara, mahay ny mpanoratra & mpilalao, mankasitraka🇲🇬 😍 🇱🇧
@yarilinechamtale2963
@yarilinechamtale2963 8 күн бұрын
Tena mampalahelo be lay kiala mpanampy 😢
@Nene97610
@Nene97610 6 ай бұрын
quelle belle histoire 🥰🥰🥰
@MarieRasoa
@MarieRasoa 29 күн бұрын
Soa fa zareo mahay tantara avo lenta no nilalao azy ka nitsatoka antsaina sy ampo tsara ❤mampalahelo❤ra ilay zareo tsy tononiko anarana mamaky teny b sy mi-rouler R manova fiteny manko no nilalao azy d eeee ,tsy mampite hiaino. Ho anareo mpanoratra dia safidio tsara n olona hilalao azy e 😂😂😂
@ritaedmine3145
@ritaedmine3145 7 ай бұрын
Misaotra nizara ee❤❤
@patriciapatricia2902
@patriciapatricia2902 2 жыл бұрын
Ntsooooo Vanintsoa
@maminiainarasolofo4421
@maminiainarasolofo4421 3 жыл бұрын
Tena ankafiziko ti tantara ti e💓😍😍😍👌🏻
@BaKoly-eb1hk
@BaKoly-eb1hk Жыл бұрын
Merci beaucoup🥰🥰🥰😘😘🙏🙏
@fararicah
@fararicah Жыл бұрын
Tsara be mankasitraka ❤❤
@MichouBeauty
@MichouBeauty 6 ай бұрын
Ity no tantara voalohany nohenoko teto @ KZbin, mbola tiako foana ny mihaino azy
@BrigitteRasendraharimalala
@BrigitteRasendraharimalala 10 ай бұрын
Tsara be misy tohiny ve azafady misaotra
@rinnalaurette2859
@rinnalaurette2859 3 жыл бұрын
Misaotra nizara 🙏 🙏 🙏 🙏
@andriantsihoaranac.p2134
@andriantsihoaranac.p2134 3 жыл бұрын
Misaotra tompoko o ! Ohatra ny hoe misy voadingana dia misy miverina ihany koa 😁
@ponazakary5373
@ponazakary5373 3 жыл бұрын
tsy mifaditrovana ´´´´loza ´´ny fanolanana ´´
@hanitriniainaestelle75
@hanitriniainaestelle75 3 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra tompoko 😍😍😍
@bannerbruce5618
@bannerbruce5618 Жыл бұрын
Izao zavatra mampalahelo izao ve no alentika anaty sain.ny mpihaino?
@aldosginnolafrederictsiant3218
@aldosginnolafrederictsiant3218 2 жыл бұрын
misaotra ny RDB fa tena tsara ny tantara
@yondayyonday1187
@yondayyonday1187 3 жыл бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@mbshop6471
@mbshop6471 3 жыл бұрын
Mankasitraka nizara. Mirary soa foana
@soarimalalackarduchene8027
@soarimalalackarduchene8027 2 жыл бұрын
Tsara be
@tahinageorges612
@tahinageorges612 2 жыл бұрын
💖♥️💖♥️
@celinenomenjanahary8620
@celinenomenjanahary8620 Жыл бұрын
Mankasitraka.e
@pamellamougin756
@pamellamougin756 3 жыл бұрын
Merci 😊
@kumarimarthin1346
@kumarimarthin1346 3 жыл бұрын
🎄🎄🎄🎄🎄
@RaymondRanaivoson
@RaymondRanaivoson 10 ай бұрын
Tsara mankasitraka. E
@antoinettedouyere2944
@antoinettedouyere2944 2 жыл бұрын
Misaotra fa tena hiova ireo ratsy toetsaina
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 3 жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara
@soarimalalackarduchene8027
@soarimalalackarduchene8027 2 жыл бұрын
Tena tsara be
@PhilippeD-ti8th
@PhilippeD-ti8th 11 ай бұрын
Merc rdb
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 3 жыл бұрын
Mahita lazaina koa ilay olona
@esthererandriamamonjy900
@esthererandriamamonjy900 3 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
ZAZAVAVIN'NY ZAORIDIRA (Tantara lava Record)
1:12:41
D-aly
Рет қаралды 12 М.
1% vs 100% #beatbox #tiktok
01:10
BeatboxJCOP
Рет қаралды 67 МЛН
BAYGUYSTAN | 1 СЕРИЯ | bayGUYS
36:55
bayGUYS
Рет қаралды 1,9 МЛН
Cat mode and a glass of water #family #humor #fun
00:22
Kotiki_Z
Рет қаралды 42 МЛН
TANTARA MALAGASY NY RDB. VALIFATIN'ILAY MPIVAROTENA
1:34:08
Malagasy
Рет қаралды 25 М.
Afom-Pitiavana 1: Tantara Rdb #gasyrakoto
1:17:14
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 40 М.
RALAIKAMO: Tantara gasy vaovao (Record fm) #gasyrakoto #gasyrakoto
1:23:34
"IZY TELO LAHY" Tantara an'onjam-peo Malagasy
1:11:28
Tovo ANDRIAMBOLOLONA
Рет қаралды 10 М.
Tantara RDB: SEDRA VOALAHATRA #gasyrakoto
1:24:17
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 28 М.
ILAY IRAKA ( Tantara lava RDB )
1:13:49
D-aly
Рет қаралды 8 М.
Tantara RDB : TSY HO MANDRAKIZAY #gasyrakoto
1:22:17
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 52 М.
Tantara Malagasy - SORONA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Mihaino
2:18:06
Tantara gasy: AVOTR'AINA--Tantara RDB-- TSY AZO AMIDY #gasyrakoto
1:25:10
IZA MARINA (Tantara lava RDB)
1:24:31
D-aly
Рет қаралды 12 М.
1% vs 100% #beatbox #tiktok
01:10
BeatboxJCOP
Рет қаралды 67 МЛН