Tena mahazo mahafampo sy fialamboly mht mahazo tantara fona, makasitraka e
@hasinanomenjanahar80232 жыл бұрын
Zahay tena makafy tantara tsara kosa koo
@fanekenatomefy58772 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany anao Gasy Rakoto sy ny équipe Aceem
@myriadenis55062 жыл бұрын
Zany k tena tantara! Mankasitraka ndrindra Tompoko ô 🥰 Miandry ny tantara vao2 ndray.
@mariejeannine62752 жыл бұрын
Misaotr betsak nizara oooh 🎧🎶🥰🥰🥰🙏🙏🙏
@KuwaitKuwait-yi7dl Жыл бұрын
Mankasitraka tompoko ô 🙏
@mampiononamampionona17512 жыл бұрын
merci beaucoup 💋💋💋💋
@annahbrianda10332 жыл бұрын
Fa ela niandrasako azy ty tato zao vao nisy ato, misaotra Gasy Rakoto
@lucieravololona1865 Жыл бұрын
Tena aoka fotsiny!👍✌️ mankasitraka indrindra o!🙂💐💯👏
@hantarajoelisolo31482 жыл бұрын
Merci Ralala sy Zo ary ny équipes rehetra , mba tsy tato ndray Christophe 😗
@volaonjatiana79432 жыл бұрын
Otrn afa iany le mis an christophe
@lucieravololona18652 жыл бұрын
Tena hafakely indray iny tantara iny koa dia mabkasitraka indrindra tompoko 👍🙏🙂
@rojontsoatsihoaranaranaivo2388 Жыл бұрын
Izay no mahatonga ny any amin'ireo firenena sasany hanohitra tanteraka ny atao hoe "harcèlement", amin’ny endriny rehetra mihitsy, sy namoronan'izy ireo lalàna manokana manodidina izany, mba hisorohana ny toy izao
@marcelafrancette88342 жыл бұрын
Misaotra eee
@issaiahpierre41342 жыл бұрын
Misaotra nizara
@vivianeraminosoa21592 жыл бұрын
Tsara be fa mampalahelo!!
@jenyscah73462 жыл бұрын
Mankasitra indrindra nizara 😍😍💋
@lilydaubec62982 жыл бұрын
Misaotra mizara o
@sidonie67642 жыл бұрын
Misaotra Tompoko 💔💔💔💔💔💔
@marrymarry88262 жыл бұрын
Makasitraka hatrany tompoko
@tysynday2 жыл бұрын
Nisasa nizara
@yantia25202 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@natachasolange56782 жыл бұрын
Mankasitraka indrindra, nitsotra ny marina ihany izy farany. Tena tsara be