Ny tody zany ts misy fa ny atao no miverina 😂😂😂😂 aza mb mahavoa 🙉🙉
@melissaideally8613 жыл бұрын
Mbola tsara Gasy Rakoto ary mankasitraka anao lalandv@ fizarana oooh d bé ndray zan ny haratra fo sy hijaly ary ho diso Fanantenn Voan famoizampo f ts hanambady Azy Ono izy ! Vao hanomboka hiaino k d mankasitraka an mpanortr sy ianareo mpilalao rhtr koa tompoko ary n'y onjampeo
@ratsimivonyirenevictoria44473 жыл бұрын
Makafy anareo mpilalao tantara fa avo leta tokoa Ianareo .MankasitrakaTompoko dia maneho Fisaorana, tohizo. Ho tahiny TOMPO Ianareo anatotosa faona izany hatrahy...
@saholinirinahasinah55323 жыл бұрын
Mankasitraka ny mpizara , mampihomehy lay tantara fa mamaky ny commentaires ato koa aloha tena misy mahatsikaiky mhtsy e 😅😅😅
@marinadonia61103 жыл бұрын
🤣😂🤣🤣🤣🤣Mihen eto torgn @fimohezana mahay vava le vevavy mihiak @afetsena zaha
@aikomarhy28293 жыл бұрын
Mahay ny mpanoratrazy
@hantarajoelisolo31483 жыл бұрын
Mijanona rehefa tsy hanambady ko 😂😂. Vehivavy maivandoha ka