Tiko be !! Misaotra jesosy oh 😍🙏, Mahereza ry mpanompon Andriamanitra
@ericolivier-n5b10 ай бұрын
Aleloia
@kamisynirena26367 жыл бұрын
misaotra jesosy fa mafinaritra be mitsy hira zan tena mampahery be fa tahin, ny tompo atrany areo fa tiako be hiranareo tena mampahery misaotra areo ravavy sy ranadahy
@Ema-mi7tx9 жыл бұрын
aza miala na dia mafy aza ny ady izay atrehin,fa @ farany dia tsy maintsy mivôka ho mpandresy zay rehetra miantoraka aminyAmen.hira mande isa-maraina oa @tv viva io vantany vao mifoha de io hira io no mitsena.tena tsara ka
@Ema-mi7tx9 жыл бұрын
viva Fianarantsoa io an
@farahantanirina73478 жыл бұрын
merci sitraka a...
@minahkelly10 жыл бұрын
Mahafinaritra be ee. Voninahitra ho an'ny Tompo
@NicolasNomenjanahary-o2j3 ай бұрын
tiako ty hira ty ahh
@sidoniejuster91196 жыл бұрын
mankasitraky anareo indrindra e!
@peaceontheearth43596 жыл бұрын
Quelles sont les paroles en français azafady ?
@rindratiana41611 жыл бұрын
tohizo ny fiderana an'Andriamanitra f tsar !!
@mishalen52546 жыл бұрын
rindra tiana misaotra eee tompo anie homba nareo
@rakotondravelositrakiniain63999 жыл бұрын
mahafatifaty mitsy le manao deuxieme voix io, na ny fihetsika sady tsy miady toerana eo ambony vato , fa miady toerana ani @ paradisa,milay eh ,nareo rehetra mitsy kamboko mafinaritra bien harmonise ok