Groupe Honoré (Handova ny lanitra)

  Рет қаралды 120,345

Sitraka Maminiaina

Sitraka Maminiaina

Күн бұрын

Пікірлер: 24
@foody1771
@foody1771 4 жыл бұрын
HANDOVA NY LANITRA Groupe Honoré (Androany Jesô no ilazako fa tena tiako Ianao Anio Tompo ô no anambarako Fa ‘zaho te hahita Anao Na maro azany zavatra nilaiko, nomen’ny tananao tokoa Fa kosa Tompo ô ny tavanao no tiako ho hita daholo.) (L) (Androany Jesô no ilazako fa tena tiako Ianao Anio Tompo ô no anambarako Fa ‘zaho te hahita Anao Na maro aza ny zavatra nilaiko, nomen’ny tananao tokoa Fa kosa Tompo ô ny tavanao no tiako ho hita daholo. Ekeko Tompo ô fa tsara e, ny fitahiana avy amin’ny tananao Ekeko Tompo ô fa maro e ‘reo fahasoavana natolotrao ahy Fa kosa e, fa kosa ny tena ilaiko e Dia ny hahita, hahita ny tavanao.) (L+V) Instrumental (Na maro aza ny mitory teny manambara fitahiana Miantsoantso izy ireo ombieny ombieny hoe aminao ts’isy fijaliana Aoka tsy ho filan-javatra fotsiny no iarahako Aminao ee Ka rehefa tsy azoko izay ilaiko de hoe izaho hiala Aminao) (L) (Ekeko Tompo ô fa tena ilaiko e, ‘reo fitahiana avy amin’ny tananao Ekeko fa tsy takatry ny saiko e ‘reo fahasoavana natolotrao ahy Fa kosa e, fa kosa ny tena ilaiko e Dia ny handova, handova ny lanitra.) (L+V) x 2 Instrumental (Ekeko Tompo ô fa tsara e, ny fitahiana avy amin’ny tananao Ekeko Tompo ô fa maro e ‘reo fahasoavana natolotrao ahy Fa kosa e, fa kosa ny tena ilaiko e Dia ny hahita, hahita ny tavanao.) (L+V) (Ekeko Tompo ô fa tena ilaiko e, ‘reo fitahiana avy amin’ny tananao Ekeko fa tsy takatry ny saiko e ‘reo fahasoavana natolotrao ahy Fa kosa e, fa kosa ny tena ilaiko e Dia ny handova, handova ny lanitra Dia ny hahita, hahita ny tavanao Dia ny handova, ny handova ny lanitra) (L+V)
@L-tiana
@L-tiana 5 жыл бұрын
Haleloia hosana ho an'i Avo indrindra 🙏😇 tena tiako tokoa ny hahita ny tavanao Jesosy malala 😍😍😍🙏
@RosierLucRAKOTONIRINASOA
@RosierLucRAKOTONIRINASOA 8 ай бұрын
Tena tsara be ilay hiran1o fa tohizo hatr@ ny farany fa tsy maintsy tafita ny FAHAMARIN1NA ❤❤❤❤❤❤❤❤
@tselhabernard3163
@tselhabernard3163 5 жыл бұрын
Tena mankasitraka rahala Honorea. Enga anie mba tena hiainanao ny tono-kiranao.
@fjdhfkgghg5992
@fjdhfkgghg5992 5 жыл бұрын
AMEN mankasitra e! Tiako loatra ilay hira ekeko tompo o! Fa tena ilaiko ny fitahina avy aminy tananao fa kosa no tena ilaiko ny handova ny lanitrao. Andriamanitra anie homba anareo mandrakariva
@annndrenavelo7987
@annndrenavelo7987 5 ай бұрын
C'est bien la prédication ,en chanson merci gloire à DIEu
@rasoharimalalahanitra4226
@rasoharimalalahanitra4226 9 ай бұрын
Misaotra fa tena mamelon belona ny fanahiko ❤
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 5 жыл бұрын
mankasitraka indrindra fa tena tonga tsara ny hafatra ankiranareo e! Amen!!!❤❤❤❤❤❤
@noemiemelissa903
@noemiemelissa903 5 жыл бұрын
Tiko loatra ity hira ity ❤❤❤ tsara NY midera Azy
@masinera2387
@masinera2387 4 жыл бұрын
Zany hatsarana hira, tsara loatra
@mariorakotoaroson899
@mariorakotoaroson899 2 жыл бұрын
Mangataka play back,Fiadanana ô!
@nicoleclain8894
@nicoleclain8894 4 жыл бұрын
Mankasitraka , tn tsara,Amen
@andrianjakasolorakotovao2296
@andrianjakasolorakotovao2296 5 жыл бұрын
Misaotra betsaka ny tarika Honoré fa mamelombelona ny ati fanahy ny tonon-kira, tafita ny hafatra mifono vavaka
@sandraanita4935
@sandraanita4935 4 жыл бұрын
"Tsy mahay manompo an'Andriamanitra sy mamona hianareo" sy "moramora kokoa no hidiran-drameva @vodim-panjaitra noho ny hidiran'ny mpanakarena ao @fanjakan'lanitra". "Nofo sy fanahy nampifandrafian'Atra Romana 8:5-14."
@DavidraMendrikaANDRIAMIHARY
@DavidraMendrikaANDRIAMIHARY 8 ай бұрын
hondova ny lanitra anie isika
@JeremiaANDRIATAHIRY
@JeremiaANDRIATAHIRY Жыл бұрын
Marina izany Rahalahy
@AndriniainaRakotoniaina-wl7fv
@AndriniainaRakotoniaina-wl7fv Жыл бұрын
Amen
@alainrandrianarisoa116
@alainrandrianarisoa116 5 жыл бұрын
tsara ny mijoro ho any tompo mendrika ny hotahina mandrakariva ny ezaka ataonareo
@fideranarandriamihaja5106
@fideranarandriamihaja5106 5 жыл бұрын
marn mints zan rala honore aaaaaa
@carinechanmane2583
@carinechanmane2583 5 жыл бұрын
Tsar jesosy midera azy rifanahy
@solotiana
@solotiana Жыл бұрын
Mi
@tahirymyarontsou7991
@tahirymyarontsou7991 5 жыл бұрын
Tsara be
@rasoanivo6061
@rasoanivo6061 4 жыл бұрын
Tsara e!
@nesmyharilantomartinevolam9229
@nesmyharilantomartinevolam9229 4 жыл бұрын
tsara be
Groupe Honoré (Tompo ô Ny fahasoavanao)
5:07
Sitraka Maminiaina
Рет қаралды 216 М.
Groupe Honore(Nouveauté slow évangélique 2022) Efa hoavy jesosy
5:11
The Praise Of God
Рет қаралды 12 М.
Cheerleader Transformation That Left Everyone Speechless! #shorts
00:27
Fabiosa Best Lifehacks
Рет қаралды 14 МЛН
We Attempted The Impossible 😱
00:54
Topper Guild
Рет қаралды 40 МЛН
小丑教训坏蛋 #小丑 #天使 #shorts
00:49
好人小丑
Рет қаралды 31 МЛН
MANALY /// MPANOTA AVAO 'TY ANARAKO [ CLIP GASY ]
4:38
MADAGASIKARA ALEFA MOZIKA
Рет қаралды 203 М.
Tsy resy tsy miady:  de Anicet
5:35
Hariliva Ralaimazava
Рет қаралды 291 М.
ROJO ny avo ET RIJA kely Ampelatananao
4:37
RANDRIANARISOA FANIRY LAZA
Рет қаралды 466 М.
Areheto ny jiro SLKM Moria Itaosy
6:35
Olivier Rafenomanana
Рет қаралды 469 М.
Eny Ambanivohitra   Zandry Gasy   Lamozika net
4:31
Michael RAMARIVELO
Рет қаралды 297 М.
LALAN-DAVITRA _ Zah'MTF_réalisé par Steve Meyer
4:20
steve meyer
Рет қаралды 299 М.
Tsy miova Jesosy
4:32
Mitombo ao amin'i Kristy Jesosy
Рет қаралды 200 М.
famindram-po
4:53
MsNalno
Рет қаралды 138 М.
Mbola ao Jesoa - Rojo Ny Avo feat Fanah - clip evangelique nouveauté
4:56
20 taona milay NY AINGA clip officiel
6:12
Naomy Randria
Рет қаралды 121 М.
Cheerleader Transformation That Left Everyone Speechless! #shorts
00:27
Fabiosa Best Lifehacks
Рет қаралды 14 МЛН