Tiko lotra tsara l lotra enao Jesosy Hitianao sy anompo anao aho mandrampiala ny fofonay are andro atrany ny diako fa ny henotra de tsiatako na dia maro aza ny mpanenjika alleluia MAKASITRA FENO ANY GROUP AVO tahiny Jesosy atranany amen🙏🙏🙏🙏💗🌷🌹
@SFM12085 ай бұрын
Izay aho vao naheno ity hira ity. Tena tiako be. Henoiko en boucle ato. 🤲🤲🤲❤️❤️❤️🙏🙏🙏
@rahmatali1653 жыл бұрын
Groupe ny Avo forever.... tohizo hatrany r reto a fa milay be nareo a! Voninahitra ho an A/tra irery ihany!
@nivorandriamangamalala79415 жыл бұрын
Na enjehina aza tsy hivadika aminao na dia somparana aza tsy hisaraka aminao N'inona n'inona hanjo Ianao no tokiko hitia sy hanompo anao aho mandra-piala pofon'aiko Hitory ny hatsaranao sy ny asanao ry Raiko Lehibe ilay Andriamanitro. Voninahitra ho Azy irery ihany. Amen
@alfigenk855 жыл бұрын
I am indonesian, first I think this song and the people is from timor in indonesia...the song the music sound like familiar , even i not understand the language, i felling so close.. I think I can sing this song so good if trans-let to indonesian.. an oh my god you are in madagascar
@rtm7randrian4 жыл бұрын
The song, mean,(simply) speaks: , the beauty and love of God, the promise, the wish to him alone god is well.(so indonesia=malasia= origine malagasy)+africa and .... mixte
@hanielaful3 жыл бұрын
*Title : ''WISHES'' (Excerpt from the word)* Even if I am persecuted, I will not betray you Even if I am hurt, I will not leave you Whatever happens to me, in You I trust I will love you and serve you until the end of my life I will preach your goodness and your works my Father My vow, Jesus, I declare to you Even if I am unhappy or happy, I will stay, I will not leave you You have chosen me to do your works You sent me and now I am ready. REFRAIN: Even if I am persecuted, I will not betray you Even if I am hurt, I will not leave you No matter what happens to me, I trust in You I will love you and serve you until the end of my life I will preach your goodness and your works my Father Even if they hate me, I will remain calm Even if I am thrown away, I will not wither I always go on my way, never go back Even though it may cause the loss of my life, I do not turn back from my path (...)
@birdconnor58562 жыл бұрын
Origin of Malagasy people is from Indonesia and Malaysia !
@ratsimbalalatianah66183 жыл бұрын
Na ory na manana aho, d' efa voatendrinao... Merci JESUS
@birdconnor58562 жыл бұрын
Tsara ny midera an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny talenta sy ny hatsaram-peo ! 👏👏👏
@ravelomanantsoaantsa97225 жыл бұрын
N'inona hanjo tsy hisaraka Aminao
@boyerjeandaniel15845 жыл бұрын
Na inona na inona hanjo, Ianao no tokiko. Hitia sy hanompo anao aho mandrapiala ny fofonaiko, hitory ny hatsaranao sy ny asanao ry Raiko. Tsara ny manaradia ny Tompo. Deraina jesosy.
@JustJacquieRАй бұрын
A worship song titled: " Vow" ( my vow) . Lord i vow and promise to follow you no matter what life may bring: hatred, attack, trials whatever the battle i face i' ll always love and serve you for the rest of my life." in a nutshell. Stay blessed everyone.
@lalainarob46925 жыл бұрын
AMEN, aoka samy hiorina mafy tsy hisy hiova fa efa atomotra ny faran'ny zavatra rehetra...
@theodilelavigne51206 жыл бұрын
Tsy mba mankaleo mihintsy fa tiako be !!! Midera Anao daholo ny tany aman' danitra TOMPO ô, fa tsara loatra Ianao, Mahita ny Hatsarànao daholo izahay ; ary dia Midera Anao.
misaotra t@ paroles amin'izay mba manaraka izahay ! encore merci pour le partage!!!!!!
@sheimaclarence47316 жыл бұрын
Efa voairaka hanao ny Asan Andriamanitra marina ianao .... henjana be le timbre vocalnao...Mahefah be am asa ftorina ny Evanjely ankira
@rifianedaroueche97948 ай бұрын
Tiako lay hira 💗🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤️🔥
@sisifara88994 жыл бұрын
misaotra betsaka fa tena mampahery o! sady tena tsara be le clip, mankasitraka tompoko o!
@paubertjeta93395 жыл бұрын
Tiako be ny REHETRA !!! arrangement musical et vocal !! lafatra be
@pulcheriemendreny29516 ай бұрын
Très belle chanson Dieu tout puissant vous bénisse protège Amen 🙏🙏
@emierasoamanarina53485 жыл бұрын
Tsara be le fampiaraham-peo j'adore merci
@birdconnor58563 жыл бұрын
Voninahitra mandrakizay ho an'Andriamanitra !
@vonjiniainarasolofonirina3574 жыл бұрын
Ny tena marina ry zareo dia Jesosy no tsy misaraka amintsika sy tsy mivadika, fa raha isika zanak'olombelona afaka 1 segondra dia manota sy mivadika aminy.
@nirinanellah11 ай бұрын
Très belle voix ❤,et parole ,,, merci 🙏🙏🙏
@sigorodoragema34766 жыл бұрын
Efa nojereko daholo clip fa gaga be izaho hoe ny fampitahana va zava-dehibe sa ny vontoatin'ny hira. Amiko tsy ny mpihira no jerena fa ny fitoriana atao. Mampirisika Ny Avo hanohy ary enga anie ka hitory hatrany izay tsy ao intsony.
@mamynyainarakotonirina26475 жыл бұрын
tena tiko loatra ity hira ty!!! tena mamelobelona ny fanahiko tanteraka Misaotra betsaka groupe ny avo a!!!
mafinaritra sady kanto lay hira fiderana ! tohizo fa lafatra
@joelsonlucienfienena5835 Жыл бұрын
Merci pour cette belle chanson
@SoeurMarieFidelisse2 ай бұрын
😅😂 merci beaucoup pour le chanson
@nancylowry62075 жыл бұрын
Beautiful is the body of Jesus Christ!!!!
@herilantorandrianarivonjy13793 жыл бұрын
tsara tena tsara ilay hira , mankasitraka indrindra ,
@Herison-cy8uq5 ай бұрын
Tiko be io hira io fihainoko fona isanadro dridra le vo maraina be iny
@ianja54285 жыл бұрын
Eto no tena Tiako be mieno ity hira ity😍😍😍😍
@hanitranyainaandriamboavon2965 Жыл бұрын
Hira fiderana tena maharesy lahatra foana araky ny tonokira mihitsy mandrapialam-pofonaiko;
@fafisoarakotoarimanana66564 жыл бұрын
Misaotra fa tsara e félicitations
@rakotomalalahenri86425 жыл бұрын
Tiko loatra é!!! deraina ny Tompo!!!
@lalainaandriantafika54936 жыл бұрын
Franchement kosa a! feo ,endrika ,bika sy fahamaontinana tena tiako lavitra be ilay vehivavy 2 taloha ireny . Nisy fotoana aho mba niresaka tamin'iray tamizareo satria groupe tena saika namiratra ity groupe ity fa vao nisaraka de vita, nampalaelo ny zavatra notantarainy fa latsaka atramin'ny ranomasoko. Quand meme aleo hiainana ilay hira fa tsy atao ambava fotsiny.merci
@opstnr79606 жыл бұрын
tafita ny hafatra matoa mis manenjika mer6
@rakniko88836 жыл бұрын
Tsara lay izy fa qualité vocale ireo roa vavy taloha no tsara.
@harryrandria7826 жыл бұрын
aza mitsara mba tsy ho tsaraina .....ahoana moa no tena atokisana fa tena nilaza ny marina araka ny tokony ho izy ilay iray nitantara taminao......za tsy miditra amin'izay fiainana sy fifandraisanareo fa te hampatsiahy anao ry namana oe aleo an'ny JESOSY KRISTY ny fitsarana sy famaliana sa tsy izany?
@beranina92326 жыл бұрын
@@harryrandria782 zah koa aloha d''accord aminao eh, Raha mbola mandia-tany isika rehetra dia samy tsisy tanteraka. Ka alao Andriamanitra no hitssara fa tsy an-tsika mitsy.
@ianja54285 жыл бұрын
marina mitsy oe aleo iainana ilay hira
@mamyjulien32144 жыл бұрын
Merci lesy zandry à!
@MarcellineRabearisoa-cs1ly Жыл бұрын
Tiako loatra ity hira ity.
@ainatojo6 жыл бұрын
Tiko be le voady version 2 e,mankasitrak ry zareo a
@vololoniainalydierakotoali63685 жыл бұрын
Tsara loatra!!! Amen Amen
@rhefifrance80964 жыл бұрын
Merci 👏🙏😍
@haitaomalagasy94654 жыл бұрын
Tsara be 👍 tohizo
@andryherinirinarandrianant82305 жыл бұрын
Tiako loatra ity hira ity! Mirary soa anao Ny Avo ary tohizo ny asa fitoriana ny Filazantsara.