Zany ka tena tantara tena chapeaux Na manoratra na mpilalao❤ Mankasitraka anatro ô!
@GarciaMarieGarcia-uh6cr11 ай бұрын
Misaotra nizara fa tsara❤❤👏👏👏 sady mampalahelo be le tantara 😢😢😢
@tysynday11 ай бұрын
Mahay ny mpilalao,mpanoratra.. Lesona azo noraisina, tsy azo atao mintsy ny mikirakira afo akaikin fiara...
@tahinageorges61211 ай бұрын
Tiko be lay tantara, mankasitraka ❤
@lilydaubec629811 ай бұрын
Misaotra fa voaray ny hafatra ô
@marielesage125411 ай бұрын
Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mahafinaritra be lay tantara ❤❤❤❤❤😅😅😅😅😅😅😅
@user-jd8ys4sq4f11 ай бұрын
Zao mintsy le oe anariny fiainana refa tsy mahatsapa tena,manova fona ny tsara fa hein 😊
@holimalalatahiry499411 ай бұрын
Hafa ihany tantara reccord ❤
@asmineasmine181911 ай бұрын
Misaotra betsaka tompoko o 🥰🥰♥️♥️🙏
@soasoakely46308 ай бұрын
ity no tantara tiako indrindra hatram'izay nihainoiko tantara feno hanatra ary tena zavamisy amin'ny fiainana
@berthineravolazafy470611 ай бұрын
Tena tsara,, feno hanatra❤
@chandolachandola779811 ай бұрын
Misaotra nizara tompoko 😢
@andreahjhennie208011 ай бұрын
Misaotra ny mpanoratra & mpilalao fa tena tsara be ny tantara , tena tantara misy @ mpiraitampo & fiaraha-monina mihitsy izao ! Misaotra nizara fa tena tsara🎧 😍🇲🇬❤️🇱🇧