Mampalahelo fa efa mijaly ny vahoaka mpiray tanindrazana @nao vao tonga saina ianao
@toukirkt9543Ай бұрын
Zao pory fona nenlisany... teo amperin'asa lah minono no ataonlah, efa tsy amperin'asa vao tay sy ny tariny
@rabelaniainaАй бұрын
Izaho mahasahy miteny fa ianareo miaramila dia tena tsy misy ilana azy mihitsy. Pingapinga nareo nanongana nanatodika ny basy tamin'i Filoha amperin'asa tamin'izany nefa aza mbola azo lazaina fa tsy tahaka izao ny fiainana tamin'izany. Izao ianareo aiza? Satria voavidim-bola daholo. Jereo farany teo ireny Jeneraly Lumene niakatra plateau fa dia tena izany ve no fisainana olona manamboninahitra. Fisolelahana no betsaka indrindra aminareo. Mbola hivaly aminareo izao mianjady amin'ny vahoaka izao.
@RinahWillyHajaniainaАй бұрын
karma iren nahazo an ravalo iren, ts mora koa n niainan'olona tamin'ny fanenjehana nataony tamin'izay ts mitovy hevitra taminy tamin'ny 2002 an
@albertvalentinrakoto6022Ай бұрын
@@RinahWillyHajaniaina Ary le @izao ve KARMI sa KARMA?
@bonnepierrevanderlinden2882Ай бұрын
Izay ravalo izay foana no ao ambavatenisany. Amin'izao didijadona complètement no misy. Vao mamoaka hevitrz dia avoaka ny alika beboty hitifitra sy handefa lacrymogène ny olona tsy mitovy hevitra. Mbola ovitany no nisy toizao?
@Yvette-r8p27 күн бұрын
Saribakolin ny frantsay daholo reo gouvernement reo é .ny orin asa nohidin i Rajoel daholo . Miandry anao gendarme sy miaramila ny vahoaka anaampy azy reo
@reneedmondguimbretiere2024Ай бұрын
Olona mpandainga no my tondra ny aféra aféra sy fanondranana arena volamena sy bois de rose no tanjona
@TalizySarawir25 күн бұрын
Anareo miaramila ihany no tokony mahalala tsara izay hitanareo fa mahasoa an'ity Nosointsika ity.Izay tianareo apetraka eo ihany mantsy no mijanona eo.Tadidionareo ihany anefa fa tanindrazana iombonan'ny Malagasy rehetra izy ity.
@gertrudebernadette558419 күн бұрын
....aoriana handatsa..,...
@TIANACHRISTIANАй бұрын
TAFIKA TSY MAMELY§§
@francoisrabemanantsoa5067Ай бұрын
Nareo irery ihany no tompon'andraikitra amin'io fahantrana io. Tokony nesorina reo efa ela izay tsy mahay nefa nijery fotsiny nareo. AZA be resak'eo e. Ianareo no fositra. Ita fa olona tsy mahay nefa avelanareo hanapotika ny Malagasy. Marenin'eo. MIANDRY anareo ary ny gasy HANALA an' io e. Io filoha io izany.
@MarieAgnes-v9cАй бұрын
Misaotra anao. Tena mijaly mijaly mijaly tanteraka ny vahoaka e, amin'ny lafiny rehetra....
@lucierazanany1192Ай бұрын
Mankasitraka Anao amin'ny torohevita mahasoa🙏
@HonoréFlorestSaulaАй бұрын
Raha tapaka am'izay ny pentionao azafady gaga ah...
@theophilerakotonirina4460Ай бұрын
Jeneraly Randrianamasimasimana jean solo, izao aho vao nahalala fa hay ve ?tao @ tafika malagasy nisy jeneraly kaporaly
@AndriantsoaRamamonjyАй бұрын
Izahay aloha efa tamin'ny 2009 no nahatakatra, tsy nanohana an'io izahay, arahabaina tongz saina na dia TARA aza
@carlarose6797Ай бұрын
Haisory i rajwel, Endao.
@lolipopstar4065Ай бұрын
Esory ra sahy ,nga vitan i vava maimbo zany
@GabyRabemananjara16 күн бұрын
Jeneraly ve Dia hiteny hoe " manao prévoir"?
@kotorazaka4364Ай бұрын
Ny tena manam-pahaizana sy ny tena teknisianina dia tsy mety miara-miasa @ Rajoelina satria fantatriry zareo iteo fa filoha tsy ampy fahalalana sy fahaizana no misy eto Madagascar ! Izay no antony mahatonga tsika bloqué otran'izao ! Ny vahaolana raha te itady vahaolana ianareo miaramila dia esory faran'izay haingana i Rajoelina fa tena potika tanteraka ilay firenena Ny zvt ataon'io filoha io sisa dia manome vahana ny vahiny sinoa sy karana sy manapoaka ny harem-pirenena fotsiny , volamena , vatosoa, sns , bois de rose tsy lazaina intsony
@jeanlucramboasalama2481Ай бұрын
Tsara ihany ny manolotra sosokevitra , fa tsy hiaino izy dia ataovy zay mety ataonareo, fa efa tafahoatra lotra ny fahasahiranany vahoaka Malagasy , misotra anao
@raholimananatiana6265Ай бұрын
Efa izay fona oe tsy ilaina io périphérique io nefa dia nangina, asa na dia voan masobe tsy maita ve isika e? Vola tokony hanatsarana ny lalana sy fantsona mitondra rano sy fampianarana, hanokafana projet ho an tanora..... Indrisy ry fireneko, tena ampieson Ravatomanga sy rajoelina tanteraka ny Malagasy
@payetbruno8100Ай бұрын
Téléphérique fa tsy périphérique
@ctmdrivetest789Ай бұрын
@@payetbruno8100 :)
@rosiamamy4387Ай бұрын
@@payetbruno8100😂
@rosiamamy4387Ай бұрын
Efa misotro ronono vao tay sy amany nefa raha mbola teo tsy maintsy minono sy milelaka
@Rakaka-nc1st28 күн бұрын
Efa tara loatra fa ny téléphérique io efa vita, dommage fa tafa ny fahatongavan-tsaina
@francoisrabemanantsoa506725 күн бұрын
Raha misy Tena fatritra, Fanetri-be 'ny firenena eto Madagasikara dia ianareo manana n'y hery tanteraka hangalana ireo mpitondra tsy mahay sy Mpangalatra ireo. Nareo no Tena fositra eto Madagasikara fa aza mihatsara ivelan' ny tsihy eo enao jeneraly a. Marenin'eo. 😂😂😂😂😂😂😂
@MbolatianaFanjaАй бұрын
Manodiava ny taranakareo ny zvtr nanmpitondranareo ny vahoaka. Nareo zany zao no tonga amin'ny fiteninny Ntaolo oe kobokobonin'ny Marina ka milaza ny tsy anontaniana.
Jamba hiany mahita zao fitondrana zao fa tena mahomby😢😢😢
@HezekiaRANOMENJANAHARYАй бұрын
Inona no iraharahan'izany ee....izy ange Vazaha fa tsy Gasy ee....ef hita hatr@ voalohany nu tsy fahombiazany ee
@lolsedwin699429 күн бұрын
Mirediredy
@FR-no2os27 күн бұрын
Ka efa 3e mandat kosa é, nefa inona no mba java-bita nataony? Tsisy na iray, potika daholo ny mba sisa tavela. Ny toekarena mitontongana ka latsaka ankady lalika. De mbola mizingizingina mitondra mamotika tanteraka an'i Madagasikara vé.
@christianandrianarison8983Ай бұрын
Ny tena ilaina amzao dia ny courage sy fahasahiana ho an'ireo miaramila officiers na sous officiers amperin'asa (toy ny Itpkl jeneraly Fidy sy Colonel Charles ary ireo sous officiers marobe tam 2009 ireny), ny miaramila misotro ronono mantsy tsy misy ilàna azy tsony, tsy afaka manome baiko, efa vato maty. Saingy indrisy, matory am kidoro feno vola ireo mbola amperin'asa, mitady hisondrotra grade, dia lasa jamba tsy mahita ny fahorian'ny vahoaka intsony!
@rodrabe4465Ай бұрын
Aza miandry audience zany fa tonga avereno ny 2009 e 19:08 zao non tena fotoanany
Ray amandreny mino zahay misy mbol mifandray @ nao reo pitandro filaminana zandrinao ireo toro izy reo ampy izay randry fa efa mafowalika vahoka malagasy mitrotrongo miasa aty @ tany arao zahay fa tsy tafavoka reo fianakavina any Madagascar gravy gravy nareo pitandro filaminana sisa no andrasanay vahoka aiza samborina sy gandraina intsony vahoka fa efa tena mafy😭😭😭
@martinjean7028Ай бұрын
ry zareo anie rehefa tsy manana andraikitra intsony vao miresaka
@NicaiseRamarosonАй бұрын
Resaka adala rehefa tsy mety dia tsy mety ,mody adala efa latsaka tanteraka i Madagasikara
@joser.3370Ай бұрын
Ka efa bidon jaune no nofidian ny ao am ceny sy ny fitsarana avo indrindra
@albertvalentinrakoto6022Ай бұрын
Nareo miaramila no hany sisa ESPOIR ny vahoaka.
@hanitranil4489Ай бұрын
Tena mampalahelo.... Bidons jaunes re zao!! 😢
@hery-tianaranarison9458Ай бұрын
diversion e !!!!
@rtsvhgy3589Ай бұрын
MANGINA RANGA A MITABATABA FAHATANY EO HERY MPAMORETANA MPAMONO VAHOKA MALAGASY ZAHAY TSY MINO ANAREO REO NA HO INONA NA HO INONA BE RESAKA
@Yvette-r8p27 күн бұрын
Misy ary olona mipetraka aty ivelana lasa ministra amin io fitondrana io de mandray vola aradalana ko ao madagascar.
@jaomarengatsikoza3140Ай бұрын
Efa nanampy ny vahoaka malagasy ny fitondrana frantsay mba hampitsaharana avy amin'alalan'ny hatezeram-baahoaka ny filoha Rajoelina. Ompa ho azy sy ireo mpomba azy io téléphérique io ka raha ny tokony ho izy dia ny tafika no manala ny mpitondra manaonao fahatany sahala ny niseho tany Birmanie sns... Fa tsy finaritra mahazo indemnité kely isakin'ny mahavita mandrava fitokanana. Diso ny miaramila raha tsy mitsangana
@gertrudebernadette558419 күн бұрын
Kakerin 13+6 Tiana hihihi
@rajaonarisolojustin6505Ай бұрын
Ianareo mihitsy no mampidikijo ity firenena ity, izay tena miaro azy mba hijanonany hela eo ka afahanareo miaramisaosy aminy ao
@lalaorandrianarivo729Ай бұрын
Ianao zany no tena anisan'ny nampahantra n'y vahoaka toy Zao satria ianao no anisan'ny nanongana an'i Ravalomanana nefa nilamina tsara ihany n'y fiainana t@ zany andro zany, tsy nahantra toy izao n'y vahoaka s'y n'y firenena, hanody anareo Zao mahazo n'y vahoaka Zao, misy anie Andriamanitra e!
@phalyrenolt5390Ай бұрын
Mazava miaiky fa nanongana hay ts mety zany
@ChristianAlain-y1yАй бұрын
Ianareo miteny fa inona ary ny action mba ataonareo?
@krismasy8709Ай бұрын
Omeo azy ny marina rehefa tsy manole audience.
@andorakotomalala3399Ай бұрын
Ianao ihany no nahatonga an'io teo
@maminirinaraharidina1064Ай бұрын
Mangina fa lisany mihitsy no nahatonga ny fahapotehana teto rehetra koa miseho hiana-kendry eo. Sady mahamenatra no mahatsiravina.
@swann6Ай бұрын
RAHA TSY NAKA TAMIN HAREMPIRENENA MIHITSY LE. MPITONDRA NY 5 TAONA VOALOHANY FA NANASOAVANY NY FIRENENA DAOLO NY VOLA. REHETRA DE EFA MBA LASA LAVITRA... FA VAO NIAKATRA DE NIHINANA DE TSY NETY VOKY ATRAMIZAO
@BarthelemyRakotondravaoАй бұрын
Misaotra anao sahy naneho hevitra. Tokony hifona aminay vahoaka ianao sy ny namanao nanampy @ fanonganam- panjakana mialoha ny resakao teto. 2)- Rehefa fantatrareo fa tsy nety ilay nomenareo fahefana dia tsy tokony hiresaka sy hitanisa zavatra betsaka ianao fa avereno teo @ ilay toerana nangalanareo azy aloha ny Fitondrana va misinika izay tokony ho atao. Raha tsy hanao ianareo Miaramila nandray anjara dia mendrika ho saziana ianareo.
@RudyraharijaonaАй бұрын
Tsara ny ahalalana fa ny ligne bugtaire de tsy moiva eny anelankelany eny, fa raha famboarana téléphérique no nahazoana ny vola dia io no tanterahana.Ny safidy atao @ fampandrosoana dia tokony hiankina @ tsika Malagasy @ fiainana misy iainan- tsika, fametrahana hatrany ny laharam- pahamehana.Eto no tena ilàna ny fahaleovan- tena marina mba tsy ho bokan- trosa foana foana.
@payetbruno8100Ай бұрын
Ny choix nakàna ny vola @ téléphérique tompoko dia tsy tao anatin'ny ligne bugdétaire. Fanapahankevitriny prezda samy irery no nindramana ny vola nanaovana an'io fa tsy nisy ady hevitra sy vote tany @ antenimierampirenena. Torakizay koa choix samy irery n'i prezda no nakàna ny vola 77 millions de dollar nanaovana ny kianja barea tsy manarapenitra. Mbola choix samy irerin'i prezda koa ny nakàna ny 14 millions d'euros nividianana ny prédator. Mbola choix samy ireriny koa ny vola @ millions maro nanaovana ireo kianja synthétique 40 mahery manerana ny nosy...
@farailias8199Ай бұрын
Nareo mihitsy no tena ratsy ravalomanana nitondra tsy mafy ohatran izao ny mahazo ny vahoaka efa mijaly vahoaka zay vao milaza nareo tsy mila korotana Efa fitondrana mpaniratsira vahoaka sy mpamotika fiainam bahoaka , sady tsy mihaino vahoaka rangaha ty ah
@ralaiaabraham3446Ай бұрын
Ny olona sivily efa zatra anizao fHasahiranana zao fa nareo miaramila tsy taitra tamin ny olona taitra . Mba ataovy faianareo samy nareo ihany
@antoinetterazafitseheno3674Ай бұрын
Tenisany beboty ireo no mbola miaro ny sezan'io Rainidedaka io , Lera izao, , refa tsy mahatsapa -tena ny miala , dia lera izao ry Beboty an , Ny nataony no tokony havverina aminy
@ralaiaabraham3446Ай бұрын
Maninona kay isika maika ery nanogana ny teoaloha nefa izao no vitan ny nasolo azy . Mila mandinintena isika mo general tsara ny reaction fa tarA
@JosianeHantamalalaАй бұрын
Tena marina ny anao tompoko,mijaly ny vahoaka ny jiro Sy rano ijaliana,inona no ilaivana an Le teleferique?ny vahoaka mijaly @ Le jiro, mampalahelo ny vahoaka malagasy
@jobellsybevahiny1996Ай бұрын
Président sady BADO no RATSY LOHA .Aleo izy miala teo fa tsisy ilàna azy. Mampahantra Madagascar ? MAMPITENY NY MOANA . A
@mampiandrajosselin1192Ай бұрын
fidio nareo ihany io TGV io avy eo mikinainanaina
@JosephaRasoahelisoaАй бұрын
Manana adidy ngezab enao ramose ramba voky tao de mba itadiavo hevitra ny ialan'io rangah tsy mahomby io fa maty zahay vahoaka Vazah io rangah ka tsisy rarahiny ze oe taranaka faramandimby zany satria ny zanany efa any andafy daolo VONJEO MADAGASIKARA fa efa tena 4mi tanterak 😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭
@rivoraza9227Ай бұрын
Mety ho tapahin'ireo ny pensionao dadatoa. Tsy tsaoanao angaha ny nahazo an''Pan izay mpanohana saingy nitsikera nohon"ny tsy fahombiazan' ireto mpitondra ireto.
@michlebossrabemanroandro2155Ай бұрын
Zavatra efa otr'zao vé de Mbola andrasana ina ko ,n'y vahoaka tsy mbola nijaly otr'zao ,mba nisy ihany reo fijalina talo fa ity tena efa tsy misy azo atao intsony
@gertrudebernadette558419 күн бұрын
Odoie zao vokany manantenà antsotsoka!!!!
@HobisoaRaharimboahangyАй бұрын
Nenina tsy aloha fa afara ramose....
@tsimbinara6893Ай бұрын
lisany pory tsy mahazo mahazo miteny fa lisany ihany no mampinanemaniny vahoaka lava amin'ny fanohanàna pory ny adalany rehetra mandritry ny firy taona eo .
@antoinetterazafitseheno3674Ай бұрын
Ka izy mahitsy no tsy mahay mitondra eh, manongam-panjakana no hainy , ary tenisany ihany no nametraka anazy teo , efa mandat 3, tsy misy apoaka
@sylvianerakotomalala164Ай бұрын
Miarzmila retraités zan ve ahavita inona intsony??? Fa reo Jeneraly amperin’asa zan mitapina daol ny maso maita ny fijalian malagasy atram 2009??? Mampalaelo ny malagasy😢😢😢
@lolipopstar4065Ай бұрын
REFA MISOTRO RONONO DE MIPETRAHA TSARA FA TSY HISY HISANGY AMINAO EO
@RemueJanyАй бұрын
Ao anatiny pejy rajoelina ao raha ahita olona mpisolelaka lazaina fa mandroso foana madagasikara
@razafimahefaralimanana25Ай бұрын
Omeo Toro hevitra n'y miara mila s'y n'y tariny tsy hiady @vahoaka e, aleo n'y Vahoka hiady n'y zony fa aza sakanana,
@nalijaonatiana6071Ай бұрын
zao ve ianareo vao mody mianakendry eo. Zahay tsy tia anareo miaramila satria ianareo mamono izay mba te hilaza ny marina noho ny vola omendrangahy io. TSY MILA ANAREO INTSONY IZAHAY FA ALEO SAMY TODIN ATAONY; Nareo no nahatonga an'ity firenena ity lasa anjakan'ny dahalo satria narovanareo foana ny mpanimba firenena ary izay vahoaka mba mitaky de vonoinareo satria ianareo manana basy. Nareo ange miaramiaina aminay e, ary mifankahita eny isika fa aza gaga raha gafian'olona koa nareo noho ny nataonareo. Aza miseho mafy be fa tsy mafy be nareo fa ny basy no mahamafy anareo fa ianareo mbola ho antitra s halemy koa de any ve vao ho tonga saina amin'y herisetra natao ?
@daniafouilloux9081Ай бұрын
Fitondrana gaboraraka samy manao izay tiany atao. Tsy mba mamorona asa fa dépenses hiany no atao. Dépenses tsy mampiova ny fiainambahoaka.
@harline8692Ай бұрын
Mba hitandregny blabla mpanjakano zao
@sahondrar2298Ай бұрын
Miaramila iza????
@BendixRabeАй бұрын
Nanana prévoir ?nanana prévenir? Cesser le massacre cosaque
@ChristRarimaАй бұрын
Soa fa tonga saina ianao fa tsy rariny kosa io fitofirana sy famonoana ny vahoaka io izay ataon ny miaramila sy zandary io
@JohnRas-mq3bw9 күн бұрын
Ianareo miaramila no vendra-pory indrindra, voa-manipulé fa dondrom-pory loatra -Tamin’ny andron-dRavalomanana, tsy nijaly ny vahoaka -Naonganareo Ravalomanana -i Rajoel nahazo nationalité frantsay sady nahazo vola avy ami’ny frantsay -asa ohatrinona ny vola azonareo? -zao mijaly ny vahoaka -dia raiso ny responsabilité-nareo vokatry ny conneries-nareo raha lehilahy ianareo
Teo amperin'asa ianao ts'hita zay nataonareo fa nanohana azy soamantsara , zao nareo vao miseho mahay miresaka. Tonga dia tarito ilay tolona raha tena zay tokoa fa tsy vitan'ny kabary ambony vavahady ilay izy
@ravelosonvoaharisoatakalo3406Ай бұрын
Nareo foloalindahy reo miits no tena fositra nanimba ity firenena ity! ref voky nareo de ts mrarah ny hafa intsony fa tia tena loatra. Simba ny firenena noho ireo b baoty tsy mba manana ethique ireo
@diera.3gs83022 күн бұрын
Misotro ronono zoky vao be resaka fa tao tsy hita ze natao fa nitsetsitra ny fiakarana grade fopla fotsiny
@rivoraza9227Ай бұрын
Ka na hijanona 50 taona eo aza io tsy hahomby mihintsy satria tsy manana fahaiza'mitantana firenrna mihintsy
@HelloGood-e8eАй бұрын
Komika ianao RAD a tamin I voalohany ianao tsy miresaka fa izaho milaza fa efa fanaonareo io no rehefa mafampana ny toedraraha komika ianao zoky fanga moa misy miaramila ny malagasy raha nanaja sy kolotsaina izay nananantsika isika hoe (tain' omby mivadika aza tsy misy mangalatra ) fa ianao zoky mitady tombontsoanao manokana ary mitady pilasy any aminy mpanohatra ianao aza miresaka ny miaramila ianao fa lazaho ho anao irery io fa tsy ny miaramila afaka mamaly ahy izay te hamaly sy haneo resaka fa vonona hiresaka ao misaotra betsaka aro
@ctmdrivetest789Ай бұрын
tsy efa voasambotra ve izay lety
@samuelalbertrandriantsoavi2667Ай бұрын
N'y manam-pahaizana aza tsy mahazo audience mihitsy,rariny dia rariny raha tsy mahazo ihany koa ianareo. Efa fantatrareo tsara anera ny mombamomba ny filoham-pirenena ( nationalité,sns ..). Raha resaka famahana n'y fidangan'ny vidim-piainana izany dia mpikaroka eto madagasikara ihany no mahita vahaolana amin'io maneran-tany satria samy mizaka an'io daholo ny firenena erak'izao tontolo izao( Asie, Afrique, Europe, Amérique, Australie). Resaka fahaizana mitantana n'y politika ara-toe-karena(politique économique) no tena vahaolana amin'io fidangan'ny vidim-piainana maneran-tany io.
@fanjarova4726Ай бұрын
Tsy miraharaha vahoaka mpitondra fa mameno paosy s'y habibiana 😢no misy na aiza ve antasasany mpitondra manana villa any Dubai daholo 😢n'y Harenampirenena ahondrana antsokosoko no ataondreo ao fa io tsy maintsy n'y vahoaka Malagasy mitambatra manova izao zavatra izao
@sylvianerakotomalala164Ай бұрын
Mila tapenana milliard ko ny vavan’itony miaramila misotro ronono ty😂😂 ef retraite vô miwawawaaa...naka pouvoir ...masosipaty ny mijer azy😡😡😡
@razafimahefaralimanana25Ай бұрын
Efa Tara lotra enao ry ngahy miara mila misotro ronona a, Tonga de acte t@2009 zany MBA tairina zao, hainareo tsara n'y nanongana t@zany,
@heriniainarandi5130Ай бұрын
fa taiza nareo taloha e?
@ralaiaabraham3446Ай бұрын
Aza matoky olona zany re olona ny manampahaizana sy manampahefa.a nonampiditraamin izaosafidy diso izao ka aleoha.drasana zay hanavotany azy
@chrdmarovoaymce6789Ай бұрын
2009 : la France et non les militaires C'est ce que vous voulez, pire qu'avant 2009, la honte.
@linedouard1533Ай бұрын
Miaramila retraités hanao inona? Blabla ve.
@d31d-c7tАй бұрын
fa inona marina no tena fanalavana ity hoe TGV ity eh? Misy miteny mantsy fa hoe : .......
@zafinjanadamboАй бұрын
Hafatra miaramila ka haninona?? Haim bahoaka filoha nahay nanorina zavatra hoam bahoaka am volam bahoaka fa ysy filoha manao ampihimamba volam bahoaka hoan n'y antodim bakahany manokana .
@JenithoJenicko-ob6jeАй бұрын
Ianao ef naatsapa tenants fa ts mety ny greve nefa hiandry rajoely hifampiresaka @ naro no vaholana tianareo hanao , ts ho nofy ve Zany? Rajoelina ts mihaino ny hafa zany firy firy antso natao teo zay??? Ts ny nataony ihany no nataony , vaholana hafa arosoy general
@hanitranil4489Ай бұрын
Ny olana anie dia na miala teo aza izy, de tsy misy mahavita azy zay tonga eo..... Lay mentalite corrompue, mintsy no mila miala raha hitondra firenena.
@ctmdrivetest789Ай бұрын
misy, tena misy tsy @ ireo mipoipoitra ireo
@ttlsolo6671Ай бұрын
efa corrompu dol zao ny sehatra rehetra matoa manjaka Rasedy sy ny tariny; tsy ny fahamarinana no andresena ny ol corrompu fa ny corruption ihany. ka raha ampiasaini mpanohitra izany amin'ny tafika dia vita ny tantara. fa donto le mpanohitra nefa izany no nahazahoandRasedy seza