HALA-BATO : EFA MANDEHA MAFY @ IZAO KA SAMIA MAILO DAHOLO ISIKA ... [ Paul Bert Rossy ]

  Рет қаралды 9,633

Gasy Tv

Gasy Tv

Күн бұрын

TSY MISY ZAVATRA MANARA-DALANA INTSONY ITY FIFIDIANANA ITY ...
Aboneo ny Chaîne , MISAOTRA TOMPOKO ...

Пікірлер: 16
@MeliZai-c4p
@MeliZai-c4p 4 ай бұрын
Aza ,manenky ,isika vahoaka Malagasy,@ halam-bato ,fa tena grave.
@user-vo2gk7jz4v
@user-vo2gk7jz4v 4 ай бұрын
Démocratie hajao afaka miteny izy merci Rossy
@JeanRossyRazafindralah-is2hm
@JeanRossyRazafindralah-is2hm 4 ай бұрын
Mankasitraka ..Sahia fa Gasy
@ChristRarima
@ChristRarima 4 ай бұрын
Sahia fa aza manaiky ny tsy rariny fa io no mampahantra ny firenentsika. Vonona hiova ny olona
@FyHenikaja
@FyHenikaja 3 ай бұрын
Mampalahelo zan
@vazimbatongasaina5061
@vazimbatongasaina5061 4 ай бұрын
O ry Gasikarako,minan IEM mafy be mits nao zan.mbola ho afaka ve amzao?zao ve le oe misy fanjakana e?fanjakana apondra zao ry Poly aaaaa.tsy maits mandroso oz Gasikara,mandroso miembotra no marina otran apondraaaa
@RivoHarizaka
@RivoHarizaka 3 ай бұрын
OK ZOKY ROSSY, FAZAHOANA ISAMBATO KELY @ RARINY NO TSARA LAVITRA NOHO NY VATO MARO BE AZO @ HALATRA. EFA TENA TROP LOATRA ILAY HALABATO KA AROVY . MBA RAISO NY ANDRAKITRA RY MANAMPAHEFANA ZAY VOAKASIK'IZAO FIFIDIANANA IZAO. TENA VERY ANY ANKADY ILAY MADAGASIKARA
@bodoratsimbazafy6817
@bodoratsimbazafy6817 3 ай бұрын
Tsy mendrika hitondra mitsy enao fa mahaiza mionona,,, adinareo sy sektambra ve no an akorontanana e,, mangina amzay fa député tao enao tsy nitondra fandrosoana, mitovy daolo nareo reetra samy manao lohamboto, refa inona ko d misy lalana ny tany e ?
@ezechielrasi7672
@ezechielrasi7672 4 ай бұрын
On S en fout
@SaveahRAKOTOMAMONJY
@SaveahRAKOTOMAMONJY 3 ай бұрын
Aza matahotra enao grand
@bodoratsimbazafy6817
@bodoratsimbazafy6817 3 ай бұрын
Aza be resaka fa maneke ze vokatra eo e, mamboly korontana foana, mampisavorovoro, olonareo iany zao ireny fa be cinéma fotsiny nareo
@hermannstamm5237
@hermannstamm5237 4 ай бұрын
Ny mampiome @ fifidianana dia zay tsy lany dia tsy maintsy misy miteny hoe alabato Rossy a aza blabla teny ambolohany dia efa hita fa tsy ho lany ianao fa nilatsaka hiany Mijanona @ maha artist anao
@bilakely1287
@bilakely1287 4 ай бұрын
Fa i lery ve matahotra an'i TMH sa izy indray no mampitahotra an'i TMH e? Misafotofoto be ilay lahatsoratra.
@mraj2234
@mraj2234 4 ай бұрын
Rehefa lery no miteny d misy ndray kay ilay hosoka nefa hatrizay efa nisy nimenomenona fa taiza rasta no niteny tam zany?
@gasikarazanatany
@gasikarazanatany 4 ай бұрын
Ajanony io demokrasia tsy manjary io...
@DARIVONY
@DARIVONY 4 ай бұрын
Manomeza porofo mitombina, f'aza bé resaka ê! Dia MBA lanjalanjao Ilay fomba fiteny sy fanehoana hevitra azafady!!!
БИЗ ЖОЛУКТУК 3 СЕЗОН 4 ЧЫГАРЫЛЫШ
1:21:11
Канат Шоумен
Рет қаралды 19 М.
Spongebob ate Michael Jackson 😱 #meme #spongebob #gmod
00:14
Mr. LoLo
Рет қаралды 7 МЛН
💩Поу и Поулина ☠️МОЧАТ 😖Хмурых Тварей?!
00:34
Ной Анимация
Рет қаралды 1,9 МЛН
Retraités éprouvés : ils travailleront toute leur vie
1:01:41
Immersion ▸ reportages et documentaires
Рет қаралды 1,9 М.
Marc Ravalomanana, Conseiller spécial de la Maire Antananarivo, Madagascar
0:54
World Association of the Major Metropolises
Рет қаралды 6 М.
Djoko - Episode 673 - Série
14:46
Koman Diabate - Film Djoko
Рет қаралды 63 М.
OM TV:#AlerteInfo / Sidiki Diabate se serait-il marié?
1:26:42
Ouverture Média - OM
Рет қаралды 26 М.
🎙RADIO JEKAFO 27 SEPTEMBRE 2024 🔴EN DIRECT
29:22
KABALA
Рет қаралды 14 М.
Vadin'olona foana ny niaraka tamiko (TSIAMBARATELO Spin off)
18:01
Spongebob ate Michael Jackson 😱 #meme #spongebob #gmod
00:14
Mr. LoLo
Рет қаралды 7 МЛН