Misaotra ny C.F.F. - " Chorale Fiangonana Foibe - " Taninanandrano. Tiako ary tena nahafaly ahy ny fomba nihiranareo azy...Samia mahatanteraka ny fihazakazahany hahazoana ny Satroboninahitry ny Fiainanana e ! Satria ny "Hira Fiderana" ihany sisa no hany azo tohizana any an-danitra fa ny fanao rehetra teto an-tany dia SAMY TAVELA ETO AVOKOA... Mahereza daholo e !
@ravololonirinarabarimalala67616 жыл бұрын
Ahatsiarovana ny Choral Andravoahangy fivavahana io hira io
@universaltunes96064 жыл бұрын
efa ao am FPVM zao ny namrona ny hira izay tsy iza fa i R Sacha