Le rija rasolondraibe manao va et viens aty ivelany aminy volany malagasy
@tianasaib90032 ай бұрын
MBA habadona n'y malagasy
@mamisoagremaud60522 ай бұрын
Makasitraka ooo asio mintsy ireo.
@FsvVsv-tk5hv2 ай бұрын
Tsiady hevitra aminy Zay tsimisokatra Izy
@vivirazafimahaleo58252 ай бұрын
Tsy misy afa-maina isika rehetra, fa samy ho tsaraina daholo .Izaho sy ianao , na izao tontolo, na ny marina na ny ratsy, miandry an-tsika JESOSY, IZY Irery ihiany no hitsara an-tsika amin'ny andro fitsarana.MIOMANA HIHAONA AMIN'ANDRIAMANITRAO
@voahangyRAHARINIRINA-w5z2 ай бұрын
Nenao jerena aza midelira tsy lazanao mitsaratsara ny afa enao mihitsy tenadevoly mitsangana fa anga mila ampifatana anao soa nataony ny zavatra ataony tanana akavanana tsy ataony fantany tanana akavia ita mihitsy enao hoe tsy mpamaky baiboly tsy nahita solaitra
@nanieraharison20082 ай бұрын
Apocalypse no voaloany mpitarika , ,
@tianasaib90032 ай бұрын
Pangorokarena izay no mahatonga any malagasy mahantra
@fabriceeric9945Ай бұрын
Bizna dada an! Tsy misy fahagagana zany eo, fa vidio fotsiny ny billet dia samy falifaly. Fomba fitadiavana daolo zany e! Tahian`Tompo sy mivavaka mafy ho an`ny Malagasy e!
@mraj22342 ай бұрын
Tsy fantatsika na nisy asa soa nataon'izy ireo na tsia fa ny zavatra hitansika maso no tokony ametrahana fanontaniana amin'ny zareo. Amin'ny ireny fiderana ataony ireny ve, mitondra sy manentana ny olona hibebaka, hiala amin'ny ratsy atao sa hoe fiderana sy fihetseham-po be fotsiny dia vita? rehefa andavanandro dia miaina fiainan'izao tontolo izao. Raha ny asa soa ataon'ny artista/influenceur tsy mino indray amiko, eo ihany ny asa soa fa misy takalony, mila like sy dera sy laza, donc tsy haiko hoe tena asa soa tokoa ve sa inona
@TsimbaSoa2 ай бұрын
Aza mba miteniteny foana aloha aza atao safibe mantsina fa raiso tsirairay Izaho tena akaiky s'y mba mahita ny fiainan'iray @ ireo artista voalazanao ireo fa miasa toy ny olon-drehetra izy mamelona ny ankohonany N'y hoe asa soa dia tena misy tokoa na tsy mivantana aza fa fanampiana sy fanohanana ny sampana ao ampiangonana Izay miara-monina miasa @ ny vola Dia any sampana ankoatra Izay valin- kasasarana s'y ny dépenses Fanohanana ny fitoriana ny filazantsara izany
@mraj22342 ай бұрын
@@TsimbaSoa Tsy misy safobe mantsina mihintsy izany, izao karazan'olona rehetra izao miteny hoe ny kristianina manao an'izao, tsy mamely sns tsy miteny ianao hoe aza manao safobemantsina. Efa voasoratra hoe "raha manao fiantrana, dia aoka tsy ho fantatry ny tananao ankavia izay ataon'ny tananao ankavanana" (Matio 6:3). Donc aza mitsaratsara izay tsy hitanao, be ny kristianina manao soa fa tsy hoe aseho amin'izao tontolo izao mba amin'izay mahazo sitraka. Mikasika ny artista manao buzz asa soa dia matoa aho miteny dia hita maso ilay izy, mba tsy hitenenana hoe ny merci sy fanomezana voninahitra no betsaka nohon'ny tena asa soa atao.
@tianasaib90032 ай бұрын
Ce sont des charlatans
@jabouwadymalakengny68252 ай бұрын
Opium du peuple
@tianasaib90032 ай бұрын
Efa droguée les Malgaches ka tsy mahafatatra fa n'y pasteur s'y mon père Dia n'y colonisation no nitondra azy teto Madagascar
@coolman33222 ай бұрын
logique ra ohatra mpiraitsikombakomba biseness io .l'argent faciles
@LivaSeverin2 ай бұрын
🤣🤣🤣🤣 ka zareo ts mazava
@voahangyRAHARINIRINA-w5z2 ай бұрын
Akobony vavanao rehefa tsy tsy ainao baiboly ny odigasinao atao tsara fa tsy mitady client eto
@jobellsybevahiny19962 ай бұрын
Ny mahagaga manko Nagnino moa reo tsy mivavaka dreo fa mivavaka hoan’ny vahoaka ? Reo no agnisany mampahantra vahoaka koa Tokony avelan-dreo zay vahoaka zay te hivavaka dia mivavaka ho an’ny tenan-dreo , fa tsy reo no misarika vahoaka ndreky ? Za mba misy remarque ndreky. Ary magnino moa zio tanana mahantra sy voazanaka ny Frantsay ihany no tegna mody tia fivavahagna tsy Agnino tsy Agnino io ? Ary reo pasteur reo tsy tokony mitariky vahoaka efa résiny jaly de mbola saritin-dreo koa ? pasitera mpangoro-karena rreo no tokony mijanogno fa efa manomboko tratrany vahoaka fikan-dreo eo Reo no tegna mi profite vahoaka efa reraka ny asarotam-mihaignana Ny mpitondraefa manao ny ataony de mbola Misy fatifatina mpivavaka koa Olo noana efa tsy mandraharaha resak’etotra ndreo io . Tia miprofity faiblesse n’olo fotsiny
@coolman33222 ай бұрын
satria fantatra zareo fa ankamaroany vahoaka odrikondrika
@rivoraza92272 ай бұрын
Fa maninona moa no ataon'ny athée cible ny mpino. Choix de vie mandritra ilay 70 na 80 ans andalovana eto ambonin'ny tany io, koa nahoana no tsy mba hajainareo tsy mino. Inona no tena olana aminareo ? Tonga hatramin'ny fanambaniana hoe voasasa ara-tsaina ny mpino fa manao amen fotsiny. Maro @ mpino no converti rehefa nanana expetience ny fiainana tsy misy espérance fa nanao izay nahafinatitra fotsiny. Nanovz ny tanjon'ny fiainany ireo ary tonga kristiana. Aza heverinareo tsy mino fa tsy voasaintsaina ny nahatonga kristiana. Hajao ny safidim'piainanay fa tsy velomin"ny tsy mino akory izahay !
@rivoraza92272 ай бұрын
Tsy terena ny fanomezana ny 1/10 karena fa an-tsitrapo satria tsy Levite na mpidorona toy ny tao @ tempolin'ny zanzk"israely ny Pasteur ankehitriny. Na izany aza dia hoy ny apoistoly Paoly ao @ 1 corinthiens 9 14 .......ceux qui annoncent l'évangile vivent de l'évangile. Tsy misy famerana izay tian'ny mpino omena izany fa izay tiany na 1/10 na 1/20......Misy koa ireo tsy manome : andraikiny @ Andriamanitra izany !