An' Andriamanitra irery ny voninahitra, Aleloia. Tena mila anao aho Andriamanitra, nefa fantatro fa nomenao an'i Jesosy aho, misaotra Tompo misaotra, amen, amen
@TsiryAndriamihaja5 ай бұрын
Tsaroako foana ity fotoana ity, nampitraka sy nampahery ahy indray. Lehibe ny Fitiavan'Andriamanitra
@elfymiharintsoa2 жыл бұрын
Na dia efa elah ary ity video ity dia reko mitsy ny fanatrehan'ANDRIAMANITRA
@kailomilefitra432 жыл бұрын
lehibe Andriamanitra
@mahandritinabijoucombe2455 Жыл бұрын
Tena misy onction ty hira ray ty...à chaque fois mijery mieno tsara an ito vidéo fa tena midina ny herin' Atra...amen alléluia
@keziaravo957Ай бұрын
tena marina
@monicaandrianambony55753 жыл бұрын
Tsy haiko fa isaka mihaino an'ity hira ity ahy ka rehefa tonga eo @fotoana enao miteny @teny tsy fantatra dia mangovitra ahy, za nefa tsy hoe mifantoka be @lay hira fa sady miasa... ALELOIA tena miasa @alalanao Andriamanitra