Tena tsara ilay tantara, mahay ny mpanoratra, ny mpilalao, ny mpanantontonsa sy ny ekipa rehetra. Ny fiafaran'ny tantara no mampalahelo. Mankasitraka an'zareo dia misaotra ihany koa ny mpizara !
@juannarodlish39543 жыл бұрын
Misaotr nizar tompok de mirary toromaso Sambatr hoantsika Rehetr 😘😘😘😘❤❤❤🙏🙏🙏
@myriadenis55063 жыл бұрын
Mankasitraka hatrany nizara oooo🥰
@maminiainarasolofo44213 жыл бұрын
Tsara B lay tantara e. Misaotra indrindra. Eto ampindrasana n manaraka ndray e😉👌👍
@melissaidealy78653 жыл бұрын
Bonjour daolo !Tantara zany ka tantara tena tsara misy lesona s'y anatra maro ! Misaotra anao nizara ampitiavana d misaotra anao mpanoratra f manatalenta tokoa ianw ary misaotra anareo mpilalao koa f tena mahay nareo ! Mankatelina s'y mankasitraka hatrany Tompoko d miandry ampifalina n'y tantara Vaovao ndray !
@anta12323 жыл бұрын
Hi tsetsika fo fa maheno tantara vao2 foana ❤
@mottonony38103 жыл бұрын
Misaotra sy makasitraka indrindra hatrany ho anareo zahay, @ fizarana tantara ho anay😍😍😘😘❤️❤️❤️
@mariesandrina49133 жыл бұрын
misaotra betsaka 😗😗😗
@holynirina64443 жыл бұрын
Tena tsara be ny tantara, misaotra indrindra.
@emmarafaliarison95163 жыл бұрын
Misaotra betsaka nizara ooo
@hantarajoelisolo31483 жыл бұрын
Mankatelina foana eh 👍
@anjaranaivo4923 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko, mampalaelo be kosa ny fiafarany
@sarindrasayda26123 жыл бұрын
misaotr nizara o 😍
@miangalyfinona85953 жыл бұрын
Makasitraka o! Tena tsara be lay tatara
@aniza7373 жыл бұрын
Mba Tonga aloha za😊..
@harifetraandrianasolo25223 жыл бұрын
Merci fa misy ialana voly
@BorutoUzumaki-ju6ti3 жыл бұрын
Feon-kira @ Naruto reef miseho matetika ny Akatsuki 😏😏😉😉
@clive-cynthiadaniels22693 жыл бұрын
😲😲😳Loza
@alyssahashelley76663 жыл бұрын
Mapatahoatra 😂😂😂🤣🤣🤣
@domoinajudiahvolaherimiran14253 жыл бұрын
🔥🔥🔥🔥❤❤❤❤
@fenorasetriarivony69113 жыл бұрын
Misaotra betsaka
@kotyjenny3 жыл бұрын
Vao hihaino.Misaotra Tompoko
@mariellaferinande79533 жыл бұрын
Mankasitraka Tompoko ô!
@clemencefanjanirina87273 жыл бұрын
❤️❤️
@kostkanieella24633 жыл бұрын
Mankasitraka oo
@rakotohasina16753 жыл бұрын
Tena tsara sahady mahay le mpanoratra sy le mpilalao makasitra
@fanjasoacaillet36583 жыл бұрын
Misotra e. Za kou aza Mba nieritreritra tokoa fa nanangatra lay bandy kay hafa mintsy NY MARINA TSY MATY RA HAVANA
@alyssahashelley76663 жыл бұрын
Misaotra betsaka eee, tena tsara be
@mimalala033 жыл бұрын
Coucou, tena tsara b fa merci. Tena miaky aho amin’ny fahaizan’ny mpanoratra sy ny mpilalao. Misaotra betsaka indrindra koa nizara an 😘
@midomashakel63273 жыл бұрын
Owe hanakor ek to nian ee 😳😳
@mariachantale87603 жыл бұрын
🙋♀️😍
@aghvcg32363 жыл бұрын
Mankasitraka tompoko
@dominiquekalo15343 жыл бұрын
Mankasitraka o!
@ZaynahChafiah7 ай бұрын
Tsara k
@rainiavonelinaharifetrahar87973 жыл бұрын
Slt
@tsylamadson35373 жыл бұрын
Mankasitraka
@soaraulia15733 жыл бұрын
Misaotra nizara topoko
@lu-cynthia56103 жыл бұрын
Hiaino indray fa de mankasitraka indrindra tompoko ô
@harifetraandrianasolo25223 жыл бұрын
Mampalaelo koa ke tantara
@mampiononamampionona17513 жыл бұрын
mampalahelo😓😓
@jocelyneletruong7373 жыл бұрын
Dommage que la musique qui l'accompagne est un peu dérangeant tout au long de l'histoire mais merci tout de même.
@stenerakoto28703 жыл бұрын
Misotra betsaka o
@chicogringo23343 жыл бұрын
Salama, mba misy tantara malagasy karohako azfd, efa teto @you tube ilay izy fa tsy tadidiko ny lohateny. Efa 1an teo na amambolana teo ilay izy fa tena tsy hitako mitsy fa efa mihezaka mikaroka ihany aho.
@tantara.malagasy3 жыл бұрын
Salama, azonao soratana eto ve lohateniny ? Raha tato izy no nivoaka dia mety mbola ato
@chicogringo23343 жыл бұрын
@@tantara.malagasy ka ny olana ilay lohateny mihitsy no tsy tadidiko, tsy haiko koa ra tato aminao le izy na tany @hafa, azoko fitinina kely eto ve sao dia mba fantatrao. nandeha taxibrousse zareo d en panne tany an dalana , anaty ala, d nisy zavatra nanjohan zareo tao am ilay ala, dia @farany moa velona ilany fiara dia tafavoka tao ihany zareo. vao manomboka ilay tantara dia otrany anaty taxibrousse zany. mba tena tedaviko mafy raha sendra fantatrao. Misaotra sy mankasitraka feno