Tsihitako kosa Alo izay Fahadisoan'ny Colonel CHARLES T@n'ny Teny no Teneniny , Milaza ny Marina sy ny Zavanisy izy, No sady Miaro ny Vahoka Malagasy Madinika Maro Anisa izy Tompoko ô ! Ka ny A@n'ny inona no Hitoritorina Azy A@n'izany Tompoko ô ! izay Rehetra tsy Mitovy hevitra Aminareo Ao A@n'ny Fitondrana izany ka Miaro ny vahoaka dia Torina dia Gadraina ! izahay kosa Aloha dia Tsimba Manaiky izany Herim-pamoretana sy Didi-jadona Atao A@n'ny Samy Malagasy izany Tompoko ô ! Firenena Hikambanan-Tsika Rehetra io , fa tsy Anareo Ao Anatin'ny Fitondrana irery ka Nahona ny Olona izay Miteny ny Marina no Rahonana sy Ampitahorina Lava izao Tompoko ô ! Nareo Ao Anatin'ny Fitondrana Manao izay Tinareo rehetra Atao sy izay Rehetra tinareo Tenenina, Ny vahoaka sy izay mba Miaro ny Vahoka izany atao hotran'ny Tongo-bolo Tapenam-bava Lava izao Tompoko ô ! izahay sy ny Vahoaka madinika Maro Anisa dia Mila ny Fampiarana ny Fahamarinana sy ny Rariny sy ny Hitsiny, Amin'izay Rehetra Atao A@n'ny vahoaka Malagasy Maro Anisa sy ny Firenen-tsika Malagasy , Avy Aminareo Ao Anatin'ny Fitondrana ny Firenena Tompoko ô ! Dia milamina tsimisy Miteny Eo Tompoko ô !