LIVE KAPOTANDROKA DU 13 DECEMBRE 2024

  Рет қаралды 1,766

i-BC TV

i-BC TV

Күн бұрын

Пікірлер: 13
@jacquesrkz4526
@jacquesrkz4526 16 сағат бұрын
Disqualifié harilala raha hampiarina ny làlana
@感動金額按呢飢餓按額
@感動金額按呢飢餓按額 14 сағат бұрын
Maty aho Fireneko Sendra izay Olona tsy Matahotra An' ANANDRIAMANITRA !
@RandrianantoineAdrien
@RandrianantoineAdrien 15 сағат бұрын
Makasitrak a Henikaja 🙏
@nivorakotondrabe
@nivorakotondrabe 16 сағат бұрын
Noforonina ny Intelligence Artifielle IA mba hampndroso ny mponina erak izao tontolo izao, fa ra eto amintsika dia ny Fahavendranana Artificiel no napetrak'i Cedric sy ny namany mba ahazoany manjaka. Mbola aiza ny ahazo antsika e!! Ny manetsabe mbola ho avy
@tianasaib9003
@tianasaib9003 11 сағат бұрын
Gouvernement défaillant
@Yvette-r8p
@Yvette-r8p 13 сағат бұрын
Malalaka be fa nadresy i Tojo Ravalomanana. Fa ny alabato no betsaka ra to izy la tsy lany
@感動金額按呢飢餓-o4w
@感動金額按呢飢餓-o4w Сағат бұрын
iny Fifidianana T@n'ny 11/12/24 iny Ange ka Mivantana Aty Ivelany daoly é ! itanay Taty daoly Ange ireny zavanisy Rehetra ireny é ! izay Tena fanosiosena Ny ZO An'ny Vahoka Malagasy tsotr'izao, no Sady Tena Fanaovana Tsinotsotsinona ny Vahoka Malagasy Mihintsy , Mahita ny Fahantrana Mahazo ny Vahoka Malagasy ve ianareo ka Tsy Anana-nareo Hena-maso na dia kely monja Aiza izireo é ! Nefa Nareo ihany no Naha-tonga Az'ireo ho Mahatra Toizao, Ny Firenena Malagasy Bokan-trosa Tsy toko tsy foroana , Ny Vahoka Malagasy Lasa Mahantra be ! Dia Mbola tsy Avelanareo Haneo ny Safidiny Ankalalahana indray, Tena tsy Rariny Mihintsy Tompoko ô ! Mba Matahora Anandriamanitra fa Ambony Fipetraka izy fa Ambany Fijery Tompoko ô !
@感動金額按呢飢餓按額
@感動金額按呢飢餓按額 3 сағат бұрын
Marina Mihintsy ilay Teny hoe, tsy Safidy fa voavidy , Tsy Safidy fa voadidy ! Tena Mankaloiloy ny Fanaovana tsinotsinona ny vahoaka Malagasy Tsy..... Ity Alo tena mampihome be , hoy ilay Pano-tany hoe Nareo vé mihevitra fa hilamina ny Firenena A@n'io valim-pifidianana io ? valiny dia Eo ny Miaramila Hanao ny Asany , Hoy aho hoe , Ramatahora vé sa Tena efa vonona hanao Herim-pamoretana A@n'ny vahoaka Malagasy Mitaky ny Fahamarinana izay voahosihosy , Dia Mamono Olona eo Fa ho Afoinareo io seza hifikiranareo io Tompoko ô !
@感動金額按呢飢餓按額
@感動金額按呢飢餓按額 14 сағат бұрын
Tena tsy Rariny mihintsy Alo ity Zavamisy Ao Madagascar ity Tompoko ô ! Ny Vahoka Malagasy dia Natao Fitaovana mba hitazomana seza fotsiny, ny Firenena Malagasy dia Bokan-trosa tsy toko tsy forohana, izay ho Baben'ny Taranaka faraman-dimby ny Malagasy ! Ny Vahoka Malagasy dia Tokony tsy ho vidina na ho rahonana Amin'ny Safidiny mihintsy Tompoko ô ! Fa hery Pamoretana sa Fanjakazakana Tsy refesiman-didy, no Ataon'ny Fitondrana ny Firenena sy ny Forongony Amin'ny Vahoka Malagasy Tompoko ô ! Ary tokony ho sahy Miaro ny Safidy ny vahoaka Malagasy Tompoko ô ! Raha tsy izany dia Aza mifidy intsony é ! Na aza asina Fifidianana intsony Rehefa izay Tian'ny Pitondra sy ny Pomb'azy ihany no Ataony é ! Marinamafy Raha tsy tena Mankaloiloy be Mihintsy é ! Nantenaink' Anirina vao Maika Mampi-Vandravandra Tsy ........
@margueritephilibert6105
@margueritephilibert6105 15 сағат бұрын
Ceni voavidy vola mitandrema fa mety hivoandreo io
@andriramaroson8520
@andriramaroson8520 5 сағат бұрын
Mazava ho azy! Ny manitikitikz ny saina dia hoe IZA NO MPANOME VOLA dia ohayrinona ohatra ny anonyme Dama satriz efa tena lasa business ny raharaham-pirenena eto Madagascar ! Dia mbola sahy hibanjina ny vahoaka ve izy ireo n'a ny mpifanolo-body rindrina @ aza sa avy eny @ planete hafa? Tsy vanona mianakzvy!😮😮😮😮
@philippejeanClauderakotoni-w8s
@philippejeanClauderakotoni-w8s 7 сағат бұрын
3la nandra be
BAYROU DE SECOURS DE MACRON ? JUSQU’À QUAND ?
29:58
Le Média
Рет қаралды 47 М.
UFC 310 : Рахмонов VS Мачадо Гэрри
05:00
Setanta Sports UFC
Рет қаралды 1,2 МЛН
Cat mode and a glass of water #family #humor #fun
00:22
Kotiki_Z
Рет қаралды 18 МЛН
Grand entretien avec Dominique de Villepin
1:03:33
Journal l'Humanité
Рет қаралды 1 МЛН
Pupi a lui Manole. Cu istoricul Georgeta Filitti
3:53:40
Vorbitorincii
Рет қаралды 211 М.
KAPOTANDROKA DU 12 DECEMBRE 2024
1:11:17
i-BC TV
Рет қаралды 3,9 М.
EXCLUSIF : Alain FOKA se livre pour la première fois depuis sa démission
1:21:41
Alain Foka Officiel
Рет қаралды 2,1 МЛН
EMISSION SPECIALE ZOMA 13 DESAMBRA 2024
1:04:54
MBS TV
Рет қаралды 1,9 М.
Putin's palace. History of world's largest bribe
1:52:51
Алексей Навальный
Рет қаралды 133 МЛН
LIVE i-BC NEWS DU 12 DECEMBRE 2024
57:23
i-BC TV
Рет қаралды 2,6 М.
פודקאסט המוג׳ו של בן בן ברוך - צופית גרנט
3:28:23
UFC 310 : Рахмонов VS Мачадо Гэрри
05:00
Setanta Sports UFC
Рет қаралды 1,2 МЛН