Arabaina ianareo Harifidy sy Heninkaja nahatratra ny taom-baovao 2025=> Enga anie ka ho taona feno fahasoavana ho an-tsika ity taom-baovao ity! Hitondra fihovana , fandriampahalemana ary fandrosoana ho an' Madagascar ity 2025.Ary aoka ny fahamarinana no hanjaka indrindra @ toe-javatra mitranga eto @ firenena izao! Faly indray aho mahita sy mihaino anareo ! ❤❤❤❤
Misaotra Arfidy Fa IZAHAY MPONINA.i TOAMASINA Dia mihaiky s'y mihonina fafihainana io loto REHETRA AO Bazarikely io. AO no hivifianana sakafo. Simba s'y potika n'y TANANA. Rajoelina manambany s'y manabado RAHA mandeha any. Manaiky DAHOLO n'y avendranan.i mponina. MAMPALAHELO N'y TANANA MAMPALAHELO n'y habadoanay
@感動金額按呢飢餓-o4w14 сағат бұрын
ity ihaniko no Lazaiko Amin-Tsika Merina, Tena Betsaka Toko ny Firenena Mitsiriritra Anio Firenen-Tsika Malagasy io Tompoko ô ! isika Merina no Mafilo sy Atahoran'ny Olona Nohoy ireo Fianakavian'ireo Ray Aman-Dreny be Tsika Talo, izay Fianakavian-tsika Merina Any A@n'ny Firenena Asiatiques du sud-est, izany ihaniko Anisany hiezahan'ny Olona Manapotika ny Tantaran-Tsika Merina sy Manakoron-tana ireny Sarin'ny Panjakan'i Merina ireny ! Koa Samy Mailomailo i anareo Merina Any à Madagascar Tompoko ô ! Jerijereo Matetika ireo Sarin'ny Panjaka Ny Merina ireo fa Misy Panakoron-tana isan'Andro Tompoko ô ! Ny Sarin'ny Firavaka volamena n'ny Panjaka Alo dia Tsihita Popoka Mihintsy izay Nalehany Tompoko ô ! Asa na Namidin'ny Sasany Tahaka ireo vola Misy ny Sarin'ny Panjaka sy ny Misy Soratra hoe Royaume de Madagascar Ary koa Misy Soratra hoe RanavalonaManjaka ! Sinisisa sinisisa Tompoko ô !