Jesosy o mangetaheta ho fahazavanao aho Tompo ô fenoy ny Fanahinao masina fa tsivitako aminy heriko izay fa ny herinao irery ihany Jesosy hoy ny teninao hoe tsy aminkery na ampahatanjahana fa aminy Fanahiko irery hoy Ianao Amen!
@andreahjhennie2080 Жыл бұрын
Amen amen amen 🙏
@soasorea80376 жыл бұрын
Hoan'andriamanitr irery anie ny voninahitr omaly anio ar mandrakizay 🙏🙏🙏
@tinaa69217 жыл бұрын
Amen ! amen aleloia misaotra JESOSY, tsara loatra Ianao, manaiky ny fanamboaranao tanteraka aho,misaotra rahavavy tahiny jesosy enao sy ny ankohonanao
@nivosoamalalaharimparanyra88566 жыл бұрын
Misaotra jesosy lehibe fa fihenoko io toriteny io de mampiova fianako isanadro tahiny jesosy daholo tsika rehtra
@ysfjjacques20163 жыл бұрын
Mankasitraka indridra Rahavavy Ny fiadanan i jesosy Tompo no ao aminao mandrakariva
@miorenatsaraazamiova78143 жыл бұрын
Amen! Faly manonona ny fiadanany Tompo ho anao mandrakariva rahavavy
@mamyrazakamanantsoa99284 жыл бұрын
Mba ho FAHAZAVANA mendrika anao anie n'y Tenako jesoa kristy
@soasorea80376 жыл бұрын
Amen jesosy
@mireillepatricia61616 жыл бұрын
Misaotra anao za tompoko fa ny fiainoko isan andro ny torinteny sy ny fampianarana ataonao de itak mapiezak ahy hiova @ ty fiainana ity misaotra betsaka anao ary mankahery anao hazoto izara madrakariva izan
@miorenatsaraazamiova78146 жыл бұрын
Mireille PATRICIA .Amen ! Misaotra ny Tompo ny @ vokatra sy hetahetanao, ary mankasitraka fa mampahery ahy koa no mandreha vokatra avy @ mpihaino toy zao fa an' i Jesosy ny vokatra, de mampahery anao hatrany ho @ lalin- dalina, fa ny Tompo hitantana anao @ lalany rehetra ary koa hanome hery anao ahafahanao mizotra ny tena fiovam- po tanteraka araka ny efa hetehetanao, manonona ny fiadanany Tompo hameno ny fonao rehetra sy ny fanahinao.
@samonmofo76325 жыл бұрын
MISAOTRANAO RY MANOMPO FA TENA MAMPIANATRA ANAY SY MAMPAHERY ARY VONAHITRA HOANY JESOSY TOMPO IRERY AMEN
@misizaraanicette37904 жыл бұрын
Misaotra Jesosy o Amen
@rabakosasah19365 жыл бұрын
Misaotra. jesosy fa nomenao panompo nao hampianatra. Hampafantat a. Ny Marina fa betsaka ny fampianarana hanovako toetraka Ka mitoera ao anatiko. jesosy. M'saotra jesosy t@ fanomezanao ity Ravavy ity
@miorenatsaraazamiova78145 жыл бұрын
Amen! Hamoa 100 heny ao amponao anie ny tenin' Andriamanitra ary hitoetra ao am-ponao ny fitiavany sy ny fiadanany. Sambatra izay mangetaheta sy noana ny fahamarinana.