No video

Ilay alina nangeroka 🌌 - Arabaina nahatratra ny taona vaovao

  Рет қаралды 36,148

Tantara an'onjampeo malagasy

Tantara an'onjampeo malagasy

Күн бұрын

Пікірлер: 55
@aikomarhy2829
@aikomarhy2829 4 жыл бұрын
Atolotro ny rehetra tsy ANKANAVAKA ny firariantsoa handiha ity taona 2020 ity, ireo sobim-tantara ary tena feno anatra eo @ fiainany Taranaka Malagasy rehetra MBA hitondra fivoarana feno hoany Malagasy rehetra tompony Gasikara tany Masina. Mirary soa hatrany.
@floridagasy868
@floridagasy868 4 жыл бұрын
Arabaina reo mpilalao eee tratrany taombaovo🤝🤝🤝🤝🤝🤝.mankasitra ndrindra @ tantara nahazo lesona be👏👏👏👏💞💞💞💝💝🇲🇬
@nelarkana8119
@nelarkana8119 4 жыл бұрын
Je vous envoie mes meilleurs voeux pour l'année 2020 Que ce temps de fête où tout recommence Vous apporte la joie et un bonheur immense. Que chaque jour soit fait des moments affectueux.
@sidoniejuster9119
@sidoniejuster9119 4 жыл бұрын
Faly miarahaba anao sy ny ankohonanao fa nahatratry zao taogna vaovao zao Itoki Ana. Voiheno d efa manolotra ny fisaorana anareo sahafy Tompoko!❤❤❤
@marielesage370
@marielesage370 4 жыл бұрын
Mampalahelo be lay tantara misaotra betsaka anareo Bonne année 2020 , meilleurs vœux, bonne santé surtout ❤ misaotra betsaka tompoko 😍 miandry lay tantara vaovao indray 😍
@jeanmichelrafanomezantsoa8092
@jeanmichelrafanomezantsoa8092 3 жыл бұрын
J'accepte la codition
@alyssahashelley7666
@alyssahashelley7666 4 жыл бұрын
Zao vô hiaino mankasitraka e
@marcelafrancette8834
@marcelafrancette8834 4 жыл бұрын
Bonjour RDB Arabaina tratrany taona 🙏🙏🙏🙏 Vo hiheno azy zao ka sady miasa 🎧🎧🎧💖💖💖
@valerietsitohaina9742
@valerietsitohaina9742 4 жыл бұрын
Bonne annëe 2020. Misaotra betsaka indrindra nanome izay tsara indrindra avy aminareo , mpilalao ny tantara sy ny mpanoratra koa🥰
@harisoaandrianasolo4918
@harisoaandrianasolo4918 4 жыл бұрын
Bonne année daholy tena mampalahelo laotra kaaa
@tinasoaprincia9632
@tinasoaprincia9632 4 жыл бұрын
Misaotra misaotra re ❤️❤️❤️
@mireillemadeleine2354
@mireillemadeleine2354 4 жыл бұрын
Bonne année daholo faly be mitsy fa misy rdb maneeh oeeeeeee misaotra eeee❤️❤️❤️
@julietteraharisoa724
@julietteraharisoa724 4 жыл бұрын
Arahaba tratrany Taona vao2 ❤️🥂🍾
@mamymamy3413
@mamymamy3413 4 жыл бұрын
Misaotra nizara fa Tena feno anatra no sady mampalahelo be ny ray amandreny
@evaeva3975
@evaeva3975 4 жыл бұрын
Bswr nareo rehatra, izay vao hieno tantara indray, sadi miheno tantara no miandry avieon ✈✈✈
@dinaandriamahenintsoa4612
@dinaandriamahenintsoa4612 4 жыл бұрын
Zay aho vao nihaino ,,Mankasitraka tompoko fa feno anatra be ary tena ainareo mihintsy ny toetran'ny tanora ankehiriny Soa lavo ahay hamindra
@anta1232
@anta1232 4 жыл бұрын
Tratran taona daholo o de makasitsaka hatrany 😍
@malalalydiaramanamisata706
@malalalydiaramanamisata706 4 жыл бұрын
😭😭😭💔💔💔 Ny ditran'ankizy no mampamohifoha RAD , nenina aorina handatsa f ny anatry ny RAD Ts misy vidiny ,mamparary fo lotra ny ditran'ny ankizy ankehitriny, ny aro fiarovana tsara indrindra d ny fitarihana azy ireo hivavaka Mb Ts ho resin'ilay faka_panahy izay animbana ny fiainana iray manontolo ao anatiny segondra monja....Anatra lehibe tokoa izao tantara izao ho An'ireo tanora sy ireo RAD @ fitaizana ny zanaka.....Misaotra RDB @ fizarana ny tantara f tena mampisaina tokoa ....Mankasitraka indrindra Tompoko
@rondrorandriamanantena171
@rondrorandriamanantena171 4 жыл бұрын
Bonne et heureuse année a vous tous Mankasitraka indrindra fa tena tsara
@elyseraherinantenaina230
@elyseraherinantenaina230 4 жыл бұрын
Makasitraka de bon année daholo e
@anjaranaivo492
@anjaranaivo492 4 жыл бұрын
Bonne année 😍 de mankasitraka hatrany tompoko 😍
@rasoa82
@rasoa82 4 жыл бұрын
Miarahaba ny malagasy rehetra tsy ankanavaka nahatratra ny taona 2020 hitondra fiovan'ny lehibe eo @ fiainany madagasikara ity taona ity mirary soa ho any pizara tantara
@voahangyalinoro7293
@voahangyalinoro7293 4 жыл бұрын
Bonne année rdb, de misaotra hatrany nizara fa tena tsara
@mariachantale8760
@mariachantale8760 4 жыл бұрын
Bonne année daholo . 🙋‍♀️❤. Msaotra atrani nanolotra ho an pankafiy ❤🙋‍♀️🎧
@teloferaandriatsitohaina4397
@teloferaandriatsitohaina4397 4 жыл бұрын
Tsara be le tantara misaotra Nizara o
@mariellaferinande7953
@mariellaferinande7953 4 жыл бұрын
Mankasitraka Tompoko de miarahaba anareo koa natratriny taona vaovao!
@lavieestbelle9883
@lavieestbelle9883 4 жыл бұрын
Nenina tsy aloha fa ao afara handatsa Hajao sy henoy teny ihany ny Ray aman-dreny rehefa miteny mananatra
@holynirina6444
@holynirina6444 4 жыл бұрын
Ndriii...tena mampalaelo. Tranga tena mety misy ity tantara iray ity. Anatra ho anireo ankizy tokoa. Misaotra fa tena tsara. Mifono hanatra.
@lecollectifnsc647
@lecollectifnsc647 4 жыл бұрын
Tratry ny taona daholo isika rehetra e!!!🙋🙋🙋
@vaninahflageul3793
@vaninahflageul3793 4 жыл бұрын
Tratrin'ny hoan pizara si ny namana pihaino tantara rehetra itondra fahombiazana ho antsika rehetra anie ity taona vaovao 2020 ity🎉😊
@juannarodlish3954
@juannarodlish3954 4 жыл бұрын
Bonne année à tous ny RDB sy toky 😘😘😘😘 zah izio vao hiaino
@oldara9836
@oldara9836 4 жыл бұрын
Misaotra betsaka ee,tena mampalahelo
@nandrianEdwards
@nandrianEdwards 4 жыл бұрын
Merci toky Bonne année
@jeanwilsonramarokoto7652
@jeanwilsonramarokoto7652 4 жыл бұрын
Miarahaba antsika rehetra @zao taom-baovao 20/20 zao ho taona soa ambin'Andriamanitra isika rehetra
@scolaarmista6169
@scolaarmista6169 4 жыл бұрын
Mankasitraka topoko ô !
@lalaveronivo5383
@lalaveronivo5383 4 жыл бұрын
Mampalahelo nefa tsara be, Mankasitraka e
@soavinafamatanatsoa7048
@soavinafamatanatsoa7048 4 жыл бұрын
Tratriny taona daholo o,misaotra nizara fa tsara be ny tantara
@kwnan7667
@kwnan7667 4 жыл бұрын
Enjany zan tantara zan e Anatr ho any tanora be famaliana sy ts mino teny RAD zao eee Misaotra nare mpilalao zahay ee
@ravinala958
@ravinala958 4 жыл бұрын
Bonne et heureuse année dia Tahin'Andriamanitra isika rehetra ❤
@naominirina4853
@naominirina4853 4 жыл бұрын
Nampalahelo Bruno 😢😢😢
@miangalyfinona8595
@miangalyfinona8595 4 жыл бұрын
Makasitraka nizara o! Tena misy lesona be ao amy fiainana le izy
@mampiononamampionona1751
@mampiononamampionona1751 4 жыл бұрын
Tena mampalahelibe😓
@miangolaspeyer1813
@miangolaspeyer1813 4 жыл бұрын
Mankasitraka e.
@ralfraveloson4679
@ralfraveloson4679 4 жыл бұрын
bonne anne RDB d mirary soa eeeeee
@ialisoarazanoelina6388
@ialisoarazanoelina6388 4 жыл бұрын
Indrisy mantsy!😭😭😭 Tokony ho anatra ho an tanora rehetra izao Fa tsy mitondra makaiza anie ny ditra Tsy fisainana kely monja dia hiteraka loza mety hanenenana mandrakizay
@elisearthemise9881
@elisearthemise9881 4 жыл бұрын
Indrisy fa tena zavadoza misy erakizao tontolo izao n'y zava madomele ary tena poizina hoanareo tanora, misaotra fa feno anatra hoany ireo tanora n'y tantara misaotra betsaka tompoko
@carlitojunior1031
@carlitojunior1031 4 жыл бұрын
Mankasitraka,ary mirary fahombiazana feno ho antsika rehetra anie ito taona vaovao ito ...
@maryantoinette7181
@maryantoinette7181 4 жыл бұрын
Makasitraka tompoko fa aleo tara toy izay tsy.. miniry ny soa mandrakariva
@andonapoli8249
@andonapoli8249 4 жыл бұрын
Bonne année Toky sy ny RDB
@arlinarlind1695
@arlinarlind1695 4 жыл бұрын
Salut RDB. Faly miharahaba nareo ao ee🌹!!!
@kokiaa3222
@kokiaa3222 4 жыл бұрын
Mampitsaratsara Tompoko zao vao hihaino
@hantarajoelisolo3148
@hantarajoelisolo3148 4 жыл бұрын
Bonne année à vous tous 🎊
@lalaveronivo5383
@lalaveronivo5383 4 жыл бұрын
Tratriny antsaramanitra daholo e
@myriadenis5506
@myriadenis5506 4 жыл бұрын
Mirarisoa soa hatrany am ty taona vao2 ity. Ho alefako audio mintsy ity tantara ity ho henon'ny zanako 3lah, f eo am taonany mialasakana mintsy izy ireo zao. Msôtra betsaka, tantara otrany tony mintsy no tsara ho henoin'ny zanaka Malagasy mba ahazoany lesona s anatra tsara, na d indrisy aza f efa vitsy izy ireo no mihaino noho ny fandrosoana miazakazaka k d lasa mivôna s mirona any am tokony tsy izy.
@mireillemadeleine2354
@mireillemadeleine2354 4 жыл бұрын
Misy angarahara ve ao @ nareo
Tsy afa-migika - Tantara an'onjampeo malagasy
1:16:50
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 32 М.
Misterin’ny alina : Tantara gasy vaovao #gasyrakoto
1:18:48
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 7 М.
黑天使遇到什么了?#short #angel #clown
00:34
Super Beauty team
Рет қаралды 47 МЛН
❌Разве такое возможно? #story
01:00
Кэри Найс
Рет қаралды 3,6 МЛН
wow so cute 🥰
00:20
dednahype
Рет қаралды 30 МЛН
Tsy anjara fa safidy - Tantara an'onjampeo malagasy
1:12:45
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 34 М.
Tantara RNM: TSY FOIKO NY ZANAKO 1/3 #gasyrakoto
52:56
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 4,8 М.
TANTARA MALAGASY -  Ankarahara
1:02:08
E-Vaovao
Рет қаралды 8 М.
Tantara Malagasy - LOZA MIANTONA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho
1:11:09
Kajikajim-pitia (Rnm) #gasyrakoto
1:22:45
Gasy RAKOTO
Рет қаралды 11 М.
Tsy voavidy vola 👉🏻👉🏻👉🏻-Tantara RDB #gasyrakoto
47:38
Tetika tsy nahomby  - Tantara an'onjampeo malagasy
1:23:00
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 39 М.
Ziogan'ilay sombinaina💧- Tantara an'onjampeo malagasy
1:39:44
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 8 М.
TODY - Tantara an'onjampeo malagasy
1:03:05
Tantara an'onjampeo malagasy
Рет қаралды 42 М.
黑天使遇到什么了?#short #angel #clown
00:34
Super Beauty team
Рет қаралды 47 МЛН