Ilay fisarahantsika

  Рет қаралды 192,079

Rado Manalina

Rado Manalina

Күн бұрын

Пікірлер: 44
@simten28
@simten28 10 ай бұрын
Enjana be zany hira zany
@Fsye6odoyemur
@Fsye6odoyemur Ай бұрын
Henemana androany izao Ny andro nahalasananao Ny ato an-tranontsika Tsisy miova bika Saingy malahelo, mangatsiaka Ilay piano fitendrinao Tsisy mandray azy intsony Lasa mangingina Ny ato an-tranontsika Tonga malahelo, mangatsiaka Ny aty zao tsy misy vaovao holazaina Ny alahelo anao no be, sombiniaina Sombiniaina Omaly tontolon'ny andro iny aho Tsy nahita izay atao aho Ny bokintsarintsika no nojereko Ka sady velon-tsiky aho No nisento aho Ny fandefasampeo injao Mandefa ilay hira tianao Ny orana no injany any ivelany any Mitaitaika mora Toa tomany Ny aty zao tsy misy vaovao holazaina Ny alahelo anao no be sombiniaina Sombiniaina --------
@ninarajaobelina5189
@ninarajaobelina5189 2 жыл бұрын
Ndryyyy,mandria ampiadanana Neny Tiako, Tena banga akia ny fiainako,16 taona androany no nandaozanao anay
@jonraha588
@jonraha588 5 жыл бұрын
Merci aky ra_Gloum mtamberina ny fahatanoranay, mbola tsisy madinika e
@nirinaramangasalama3265
@nirinaramangasalama3265 3 жыл бұрын
Tsara Dia tsara n'a Dia mampalahelo aza. Mankasitraka 😘🎤
@rakotomanalinasolofoniaina6836
@rakotomanalinasolofoniaina6836 7 жыл бұрын
tena tsara! tena mahatsioaro lotra an i Dada letsy za amin' io Hira io a! tena faly be izy raha mbola teo ka naeno izany !
@haingoramanantsoa8090
@haingoramanantsoa8090 3 жыл бұрын
Misaotra nizara 🙏🙏🙏🙏🙏 🌸🥀. Mandria am-piadanana Sombin’ny aiko 🌷🌼
@jean-lucrajaoferisson8973
@jean-lucrajaoferisson8973 4 жыл бұрын
Tsara be ilay version!! mankasitraka e!
@ikalalonjo
@ikalalonjo 7 жыл бұрын
na ahoana hihirana azy ity, na iza mihira azy dia mampangotsoka foana toy ny hatramizay... misaotra eee
@mijororasolofomalala9988
@mijororasolofomalala9988 4 жыл бұрын
Tena tsara lesy zany fahatsiarovako sy ny halaeloko zany. Neny a tsy misy vaovao ho lazaina fa ny alahelo anao no be.
@fidyrazanakoto8331
@fidyrazanakoto8331 Жыл бұрын
Tena tiako izay hira Izay, hatsiarovako an' ilay vadiko tiakobe, mankasitraka
@nirianamaheryrakotobe2575
@nirianamaheryrakotobe2575 4 жыл бұрын
Mahay lesy ela ry Rado ah
@auditsmmec5960
@auditsmmec5960 9 ай бұрын
tena tsara rangahy zan hira izan a, nahatsiarovana ny taloha mihitsy
@Magnelatra
@Magnelatra 8 жыл бұрын
Ao tsara be ! Mahafinaritra !
@michelanita330
@michelanita330 Жыл бұрын
Magnifique
@mamynirinarakotobe6308
@mamynirinarakotobe6308 2 жыл бұрын
I ♥️ it
@haingorakotobe8295
@haingorakotobe8295 2 ай бұрын
mba tiako koa ity hira ity
@rakotovaotaniarondrotiana3794
@rakotovaotaniarondrotiana3794 6 жыл бұрын
tena mbola zaza aho tamin'izany. Tiako be
@falinirinaraherimandimby830
@falinirinaraherimandimby830 7 жыл бұрын
mahafinaritra mihintsy e!
@MegaDrala
@MegaDrala 3 жыл бұрын
Tsara ny hira malagasy ary mankasitraka hatrany ireo mpiventy ny kanto sy ny soa.
@ramiaramananakal
@ramiaramananakal Жыл бұрын
🥺🥺❤
@narizafyrija16
@narizafyrija16 7 жыл бұрын
Tsara ka tohizo eh!
@radorakotomanalina4323
@radorakotomanalina4323 7 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/nqTQiHWCba2Hias
@rajonantenain7626
@rajonantenain7626 3 жыл бұрын
Ravaomaria
@JulianoSergioRAKOTOMALALA
@JulianoSergioRAKOTOMALALA Жыл бұрын
tsara
@madarazaf6875
@madarazaf6875 9 ай бұрын
👏🏽👏🏽👏🏽👍🏽👍🏽👍🏽😢
@randhirakotomanalina8185
@randhirakotomanalina8185 7 жыл бұрын
miandry ny manaraka indray zay eee, tsara e
@radorakotomanalina4323
@radorakotomanalina4323 7 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/nqTQiHWCba2Hias
@andriamanantenatojosoamana4433
@andriamanantenatojosoamana4433 3 жыл бұрын
mafinaritra
@randrianahomi2927
@randrianahomi2927 6 жыл бұрын
Tena tsara!misaotra
@andriajainarandia1005
@andriajainarandia1005 7 жыл бұрын
@radorakotomanalina4323
@radorakotomanalina4323 7 жыл бұрын
kzbin.info/www/bejne/nqTQiHWCba2Hias
@lalarasoanoro2577
@lalarasoanoro2577 Жыл бұрын
Tena tsara e
@Fanevaninosy
@Fanevaninosy 6 жыл бұрын
tena tsara e
@hanitraandriamparany9084
@hanitraandriamparany9084 7 жыл бұрын
merci ô!
@iarorakotoasimbola6407
@iarorakotoasimbola6407 3 жыл бұрын
Tia
@tahiryalfred462
@tahiryalfred462 7 жыл бұрын
tena tsara ka mankasitraka indrindra tompoko
@lovasoanirina
@lovasoanirina 8 жыл бұрын
Mankasitraka e (y)
@evah_randrianotahiana
@evah_randrianotahiana 7 жыл бұрын
lova , fantatrao nga lé prod io? mila contact za mantsy
@radorakotomanalina4323
@radorakotomanalina4323 7 жыл бұрын
Prod 261330223223 / Artiste 261345573939 / Fb: Rado Manalina
@harenarakotoarivony7911
@harenarakotoarivony7911 7 жыл бұрын
mba mangataka tonony fa tsara b e mankasitraka ô
@razafimandimbyavotra8105
@razafimandimbyavotra8105 7 жыл бұрын
Henemana androany izao Ny andro nahalasananao Ny ato an-tranontsika Tsisy miova bika Saingy malahelo, mangatsiaka Ilay piano fitendrinao Tsisy mandray azy intsony Lasa mangingina Ny ato an-tranontsika Tonga malahelo, mangatsiaka Ny aty zao tsy misy vaovao holazaina Ny alahelo anao no be, sombiniaina Sombiniaina Omaly tontolon'ny andro iny aho Tsy nahita izay atao aho Ny bokintsarintsika no nojereko Ka sady velon-tsiky aho No nisento aho Ny fandefasampeo injao Mandefa ilay hira tianao Ny orana no injany any ivelany any Mitaitaika mora Toa tsy ho lany Ny aty zao tsy misy vaovao holazaina Ny alahelo anao no be sombiniaina Sombiniaina
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli
@Jackie.Liberge.gmailfrJackieli Жыл бұрын
Tsy nisy niova bika malahelo anao za
KIDAOMBARAMITA  -   Elsie - Mbola Talenta - Fanilo Poppin's - Antsaly
6:31
Fitiavana Bâgasy
Рет қаралды 192 М.
Ilay fisarahantsika .
4:58
Ranaivoarison Nantenaina Landry
Рет қаралды 20 М.
She wanted to set me up #shorts by Tsuriki Show
0:56
Tsuriki Show
Рет қаралды 8 МЛН
The Lost World: Living Room Edition
0:46
Daniel LaBelle
Рет қаралды 27 МЛН
TONO SY KALO 23 FEVRIER
50:32
MALAGASY Tv
Рет қаралды 3,1 М.
Ny jihy -  Ahy ianao
4:55
TendryL
Рет қаралды 692 М.
NIRINA SY LIVA    Fitia sahala
5:27
Jean FRANCO
Рет қаралды 396 М.
DIAMPENIKO Fara Gloum
4:56
Arena Rakotoarisoa
Рет қаралды 6 М.
FO MIFAMPITADY - Sity Rakoto
6:25
Fanja Andriamanantena
Рет қаралды 135 М.
mila tsiky by Ma'Zik
2:52
RAZ
Рет қаралды 155 М.
Solo ANDRIANASOLO -  Fanekem pinoana
4:58
Herilaza Gaetan RAKOTONIRINA
Рет қаралды 51 М.
Bogosy tsy ampy saosy
5:50
Eric RAZA
Рет қаралды 23 М.
She wanted to set me up #shorts by Tsuriki Show
0:56
Tsuriki Show
Рет қаралды 8 МЛН