Mankasitraka président 👏❤⚽️🇲🇬 tena tsara be tsy mena mitaha amin any ivelany mihits Manara penitra daholo fotodrafitr asa vitan ity fitondrana ity 👏💥💯❤🇲🇬
@jelenasadomaso41823 жыл бұрын
c est le meilleur jeunne prezident de l afrique..hiainga izao tanamasoandro!! ho tapaka lalandra ireto equipe n ny manan dra n y 2002 sy 2009 ireto.zao ny malagasy vao mahita izany filoha manao fotodrafitr asa raitra dia raitra ary moderne...azo atao hoa 13ans tim tam fitondrana..8 taona an dra 8! taona an i neny. 13ans!! voahitsak i numero 13..looooooza.13ans total ny fitondran ny tim! i dada namono vahoaka! nangala bolam bahoaka!! nanakatona orin asa betsaka m bahoaka! nampigadragadra vahoaka! maka tanim bahoaka..mba nahavita foto drafitr asa! deraina.fa adidiny izany..i neny tsy nandroaka fako!! mamarotra tsena a gauche a droite sns!! inona nomodely tsara tokony alain tahaka amin izy raiamandreny nitantana??? an ny vahoaka no mitsara..amzao dia social mbahoaka indray mampimenomenona.eny..ts lavina..hanao ahoana amahana an io! samy tompon andraikitra..iza no nianatra lasa lavitra! iza no tsy lasa lavitra. iza no diplomer! iza no tsia! efa nahazo asa daholo ve ireo diiplomer? ary iteo ts diplomer? firy ny diplomer!! ampy omena teorana ho a ireo vr orin asa misy eto dago?mitommbo ny isanny mponina.ny olonasahirana indrindra no tena mamoaka zazaeto? mora ny milaza hoe mijaly ny social mbahoaka.manaova asa soa toy raholdina izay manana ny ampy.ny fitia koa eo. raha nisy fomba afaha ny raholdina haorina orin asa ! efa nahazo asa daholo ireo vahoaka. fa io izy manome ny tsirambin ny tanany.ka sarotra ny mitsara fa n iza n iza mitondra, samy mahazo tsikera..tsy voahongana velively i ravalo raha niadana ny social l bahoaka fony iz tam fitondrana..natoa nahongana ni deborde ny kapoakan y jalim bahoaka...
@ainahary6183 жыл бұрын
Tsy azo ho anina ny stade e!
@jelenasadomaso41823 жыл бұрын
hiainga ny fanamboarana tana masoandro marina..ho tapaka lalandra ny rodom ben ny mpandrebireby marina..looooooza.
@jonpetter89213 жыл бұрын
Aiza ny tafo
@ainahary6183 жыл бұрын
Mba lazao @ ny vahoaka malagasy ny lany nanamboarana ny kianja Barea fa tsara tokoa. Ary avy aiza ny vola ary firy isanjato ny Investissement interne ny tetibolam-panjakana.
@rivorakoto18523 жыл бұрын
Ny olona any sud zao lasa mahandro cuire na kapa fa tsy misy sakafo
@bernadetteratsimbazagy88553 жыл бұрын
Ary stade tsy couvert tafo kay izy ty
@nomenarasata3 жыл бұрын
ai mou tsis tafo le izy 😂 na ny tribune aza mitanin'andro otrn eny @ gradin ihany 🤣
@bernadetteratsimbazagy88553 жыл бұрын
De aona rehefa avy ny orana sy hainandro ho any mpijery
@sarahconor41953 жыл бұрын
Tsara be lay izy
@dominiquelevieils21403 жыл бұрын
Demande dans le sud si Les briques ça se mange ??
@lilou62823 жыл бұрын
Tsara erý ty izy, fa saingy manahy aho oe tsy haharitra ny seza, fa ho tapatapaka sy hiendaka ndray, ra vô resy @ baolina mantsy dia tezitra dia ny seza no simbaina, gasy gasy ihany, tsy mahay manaja zavatra,..
@josephinerasoarimalal29793 жыл бұрын
Raha izay no ataony dia ho raisim potsiny eo izy satr hitany camera de surveillance tsara ny ataony