Ana diso jaojoby eee de ana tokony tsy namaly eky ana papa no nijoro zanaka io de tokony nimpetraka @ maha papa fogna ana zanakana mampalahelo 😢😢😢
@ttrecordsstudio73946 ай бұрын
Efa tafiditra anao , tsy hiteny mitsy ... tsy manaratsy azy mitsy , zany mitsy ny ray tratra e , est misy mitsy Ray hiaro zanany refa mbola tsy mahatsapa le faharatsiany fa refa voa avy aminy le maharary vo miaiky fa ratsy le renikely ratsy , ary ny ratsy aminy voalohany maro tampina , Courage Neny fa ny marina fisaka ❤
@RavakyNyAndoVONINTSOA6 ай бұрын
Sady tsy manaja tena, efa tokony hitaiza zafy mbola misary adala ihany Amin'io efa diso mbola manamari-tena Ekena hoe ny zanaka tokony hanaja ray aman-dreny fa ilay toetranao ve mba mendrika ho hajaina Raha tena mivavaka sy tia zanaka ianao tsy nisarisari-adala nanaonao foana sy nanitsakitsaka vadinao tany mihi😢
@RaharisoaPerpetue6 ай бұрын
Fagnadiovan tegna ihany nianao zany . Fa mipetraha kely ray minitra amin toerana zanakao ianao
@vivianerakoto80936 ай бұрын
Aza manadio tena eo ianao fa efa nampirafy ny vadinao nandritran"izy efa narary mafy izany ianao io matoa teraka izao io vehivavy hafa io e....ssss
@ElisabethTunise6 ай бұрын
miseo milay ambohipo akao, mipitrah soa anao lilahy be tsy manaja tena
@VanessaRakotonirina6 ай бұрын
Lelah ts mahay manaja vatana😮
@nadiajhayras43726 ай бұрын
Azalaheee nagnino anu ts nangigny fu Anao diso jojoby fa ny nahadiso zanakao ka izty naparitaka @ reseau ato zn fo Fa tokotro nangina ianao na krkr prblm nareo tao
Ka tsy maintsy manadio ilay vady vao2 Ho hita eo ny suite fanangananatana iny
@christinebecette52676 ай бұрын
Matoa misy setroko misy motro fo jaojoby
@Fatouma-u3p6 ай бұрын
ajanono aminy zay resaka aminy réseau sociaux fa maro tsy mankatiha ,maro ny fahavalo ravoravo izeo io olo tsy mankatiha ,papa nao efa nanazava versions nazy heno nolo jiaby ke stp ataovy raha mampafakahazo anao sy papa nao fa io kakazo tavela hiankigna nao
@andrianantenainabrunelraza58016 ай бұрын
Bien dit
@charlinembdАй бұрын
lol 😂 kakazo hiankinako efa nindesin-janahary… bientôt 2 ans qu’il m’a bloqué ma vie continue ein… je ne compte que sur moi-même. Et puis une personne qui préfère une chztte à son propre enfant désolée mais non merci…
@domonememelle58966 ай бұрын
Antidahy lefaka👹👹👹beau parleur🐍🐉🐉obcédé🐍🐉🐍
@ramamonjisoa82556 ай бұрын
70 ans mbola miteraka fo.ano anie tokony dadilahy e
@JeanPaulÉmileRakotozafy6 ай бұрын
Baba ianao, tsara ny mitondra izao fanazavana kely izao ianao. Misaotra anao. TENA FAHENDRENA NY MANGINA. MISY FANETREN-TENA BE NY ZAKANAO TEO. Jaojoby garde maintenant le silence
@RobertSOIDRI6 ай бұрын
Anao ma fa tsimahay teny gasy....!anao ma mitory @ Macron.....Zay ty gasy tsimahay raha volagninao zegny....
@christinebecette52676 ай бұрын
Anao tokony hintatana ry Zanaka anao dreky hitariny ry zafinao anao diso oui zagnahary misy 😂😂😂
@firangodenis76186 ай бұрын
juste 😂😂😂
@AnastasiaTsitake6 ай бұрын
Manadio tena 😢
@dofeendofeen30076 ай бұрын
De nangino Nandrasana andro fête de mère, hainao tsara zanaka anao fa malahelo de nangino RH nangina fona
@LinaMad-pt1sr6 ай бұрын
Antidahy lefaka avandy izy latsadranomaso?
@hgzsdfgxx91576 ай бұрын
Gasy mo agnazavanw rah sah vazaha kar andeh hijest ndrek itako @ nw ty
@GarciaMarieGarcia-uh6cr6 ай бұрын
Lelahy be ts mahay manaja tena rh tss an'zn zanakanw tsy adala kay handeh hanalabaraka anw zay rainy niteraka azy ato tambanjotra sera² ato
@melybridge-ps1vg6 ай бұрын
manadio tena tgv ty anao no diso.
@tefyrandry66346 ай бұрын
Io FOZA io oa
@KennyHarvey-re5vi6 ай бұрын
Aaahhh vieux hypocrite, t'as pas honte à ton âge
@JeanRogerMahavagno6 ай бұрын
TOKONY NANGIANA IANAO FA IZAY NO TSRA INDRINDRA HO AN'NY RAY DIA MIVAVAKA HOAN'NY ZANANY LALANDAVA NA INONA TOETRANY NA INONA
@Fatouma-u3p6 ай бұрын
marina nihinao fa sarotra aminazy koa hangina satria feno ao anatiny Estomac ke tsara aminazy navokany resaka tanatiny kibony
@Fatouma-u3p6 ай бұрын
atsika jiaby efa nahareny resaka zanakany s'y papany anjara tsika izeo mitsara < manabotra> fimpodinany zanakany aminy papany fa misy olo toujours madrobaka tsy tsara miambesa koa atsika ny anjara tsika tsy hay karahakory
@JeanMarcRoberto-nx2di6 ай бұрын
Ne sois pas suffisant jaojoby
@DaniellaFIFALIANA6 ай бұрын
Je dirai que ce n'est pas c'est une bonne chose de faire une publication sur les réseaux comme ça quand vous avez des problèmes familiaux mais bon les gens disent souvent qu'ils sont connus , nous notre père nous a dit que notre mère est devenue annuyante et ils se sont séparés et notre père s'est mis avec sa nouvelle femme et ils ont fait deux bébés et on a accepté , certes notre père n'a que 50 ans mais nous sommes des hommes pareils quoi.
@charlinembdАй бұрын
Libre à vous si vous êtes en accord avec ce schéma de vie familial. Ce n’est pas mon cas