Tena misaotra anareo nizara,in-efatra aho androany no nihaino an'ity live ity fa mbola te hihaino foana, misy hosotra miampita ka tsapako misy hery be mameno ny foko sady feno fiadanana aho,an'i Jesosy ny voninahitra mandrakizay.Amen
@call_me_fiti_7487 Жыл бұрын
This is an outstanding performance by the way 👏 👏 amazing
@nadiayvonnerazanajao70824 жыл бұрын
voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany
@discipleofmashiah268 жыл бұрын
Tsara dia tsara ilay fiderana fa dia tena lafo loatra ilay vidny , nefa ao amin,'ny baiboly tsy misy filazantsara misy vidiny , mibebaha fa hoavy jesosy , manomeza maimaimpoana , HOAVY ENY AMIN'NY RAHON'NY LANITRA JESOSY
@josselynbenjaminalainrakot2088 жыл бұрын
Fa ny fanantanterahina ny asan'Andriamanitra koa anefa tsy vita ho azy fa tsy maintsy mila vola. Ka na ianao mahafoy ho an'ny fampandrosoana ny asany na tsia dia anjaranao no misafidy.
@jacquisrazafindrakoto33837 жыл бұрын
je suis fière lesy manana an'i Jeso
@mia-yg5ib5 жыл бұрын
Jesoa mino Anao aho, Anao manontolo aho.. Ny antony ivelomako dia Ianao
@davidarazakantoanina3408 жыл бұрын
fifaliana Lehibe ao An-danitra mahita ny tanora malagasy betsaka nandray any Jesosy ao Ampony , tena MPANJAKA ny MADAGASCAR JESOSY , mampahery anareo mpihira aho fa efa miandry anao ny satrom-boninahitra , ary fenoany TOMPO ny OSITRA mandrakariva ianao mba ho voakasiky ny Fanahy Masina ny Malagasy rehetra dia hanolotena ho any JESOSY avokoa , misaotra anareo rehetra
@raveloarisoacynthia83378 жыл бұрын
Davida Razakantoanina #Jesoa mino anw aho!!
@viralstoryline28287 жыл бұрын
Jesoa tia anao aho, Jesoa mila anao aho
@brunettekamary34964 жыл бұрын
JESOA MINO ANAO AHO !
@abelrakoto16394 жыл бұрын
Tsara ny Tompo o
@rhefifrance80964 жыл бұрын
Merci 😍👏🙏❤️
@poipoi12362 жыл бұрын
tiako loatra anwo Jesosy tsisy mahasolo anwo
@rarrararajiannie75109 жыл бұрын
Antananao no apetrako indray ny momba ahy Jesoa :)
Lol jesoa Mino anao , andana Ary se révolter Ary , manaoba grève , fa tsy hiova mintsy Madagascar, hilaina koa zany , fa tsy vitany mihirahira à gauche s'y à droite , Mila misangager dans la vie réel .