Misaotra nizara Hira tsara. Mahatsiaro ny Ray aman-dReniko aho aminn´ity Hiranao ity. I Neny mba nahazo kely tamiko, fa tsy naharitra,satria lasa izy, fa i Dadako tena tsy mba nahita na nanandrana akory amin´ny Herim-batako. Mandria am-piadanana ianareo roa!
@victoireraolompanatena58573 ай бұрын
Belle voix et belle chanson, beaucoup de talent,bonne chance pour ta passion jeune homme
@AnitaRAVOLATSARAАй бұрын
❤but the ❤❤merci beaucoup
@jovialclaver34536 ай бұрын
A manafo mivolagna zandry Ty ay ... Merci Zala. Fao tsara ay 😊
@juratissabe54485 ай бұрын
Manan-talenta tohizo fa tegna tsara, ❤❤❤ tafita nao ny hafatra ,afapo.
@mariellaferinande4485Ай бұрын
Tiako ane ira ity ary hiriko hotonga karanizany merci Jhon Mc❤❤❤
@francialopez28085 ай бұрын
Zay hanatra tsara courage ary teng marng jiaby rh volanginw zeng bravo ho tonga am tanjona irinw 😢😢❤❤❤😢 tohizo fa tsara be ❤❤❤🙏🙏
@Zaopink2 ай бұрын
Bravo zandry, j'adoreeee❤🙏
@RanabavySoatina6 ай бұрын
Reharehany Madagascar mahay mira zalahy anao ai sanabavy manindrona fô maha latsadranomaso bravo zandry❤❤
@justinemunari52182 ай бұрын
Tegna tsara hira nao ty hatsiarovako dadiko💯👏🏽👏🏽👏🏽💯
@GeorgesAndrian3 ай бұрын
tsara ny hiranao fa misy we anglisy we anglisy tena tsara ❤❤