Isaorana any Tompo ary isaorana anao ihany koa fa tena nampandresy ahy teo am fiainako ity hira ity,tena nahazo valim-bavaka aho satry niaina ampinoana noho ny fihenoako azy foana🙏😍
@Soeur_Naomie5 ай бұрын
❤❤ alléluia , je ne comprend pas la langue mais le saint esprit me Certifie sa présence au travers cette chanson ! d’une simplicité ….. soit bénis chantre de l’éternel
@andrypaul2814 ай бұрын
Merci beaucoup pour cette reprise 🎉 j'ai déjà aimé la précédente version, mais cette reprise est encore meilleure !!! Soyez bénis Joseph d'Af 🙏
@albertvalentinrakoto60226 ай бұрын
Respect - Efa ao anatinao ilay talenta namana a. TOP foana izay mivoaka. GLOIRE A DIEU
@LarissaRakotozandry5 ай бұрын
Ren'i Tompo ireo Ngina ampon'ny zanany , amen!
@marissarenee50005 ай бұрын
Humm, c'est top 😍. Merci à Dieu qui t'a donné ce talent. Merci à toi aussi Anisha. Très belle parole. Madagascar 😍
@ramanantsitontamaeva14786 ай бұрын
Ren'ny Tompo anie ireo gina am-pon'ny zanany 🥰
@LALAOARISOAHanitriniainaАй бұрын
za zany ra mbola mihiratra ko io androko io de tsy maintsy mihaino ny hiranao aho. surtout le maraina vao manokatra ordi ka hanomboka ny asa iny. mitomboa talenta hatrany e. miteny loatra ny hiranao amin'ny fiderana. tsaraloatra e. tena tsara ary raha mbola misy hira vaovao vao mivoaka iny de mba isan'ny 10 voalohany maheno an'niny aho
@nunuraza46727 ай бұрын
Une belle chanson. Gloire à Dieu❤
@RicaBeditra7 ай бұрын
Hira nampahery anah hatramin'ny fahakely ty hira ty ❤ mankasitraka tompoko 🙏🙏
@RRANDRIAMAMPANDRYroxane3 ай бұрын
Tsara loatra❤ Mpandresy Aho Na Dia mangina aza🙏
@zonyhavana47526 ай бұрын
Jéhovah hiady ho anao fa ianao kosa hangina❤ manoloana ny fahavalonao
@mioraniainaleonieraharimal6055Ай бұрын
Tsara, misaotra am fampaherezana 😃
@Léa-f1j2 ай бұрын
Fa mpandresy aho e, tsy mba resy aho e, fa mangina satria,Volamena.
@fushiatania97857 ай бұрын
Ny ahy dia fantatro fa Izy hanohana ahy 🙏🙏🙏
@marissarenee50007 ай бұрын
Humm, tsara be ny version vaovao. Mankasitraka am le hira fa tena tsara😍
@ursilaniaursilania63595 ай бұрын
❤❤❤❤❤🎉🎉🎉 tiako loatra eeeh mercii
@fehizoroniainaindrafonjana17687 ай бұрын
Tiako lay reprise... sady niova ilay gadona. Tsara be :)
@faramahari30577 ай бұрын
Tsara ilay version vaovao 😍😍
@rolandrakotondramanana68542 ай бұрын
Tsara le hira fa fohy loatra. Tokony mbol misy tonony 2 mb ho lasa 5mn
@germainerabekoto20647 ай бұрын
Mampisaina mila mandefitra tokoa fa aleo Jehovah no hiady ho antsika ooo