Tsara ilay fizarana fa tsy tena voafehin'ny lohahevitra ny vontoatiny!! Mankasitra indrindra!!!!
@rianakinky15614 жыл бұрын
Ekena mihitsy ilay fanavaozana ny rafi-pisainana Ary raha misy tantara sy riba hafa ankoatra ny antsika tokony ampidirina anaty fandaharam-pianarana Dia mba ny riba sy tantaran'i Afrika nanomboka tany ejipta sy ireo fanjakana lehibe nisy tao Afrika. Izay ihany no fomba hisandratantsika fa raha Mbola izao lalana izao Dia efa famonoan-tena tsisy farany
@INFOSEVEIL12IF4 жыл бұрын
Marina mihitsiny tsy misy hazo lavina ny tenin'ao.Izay no tokony hatao raha te hampivoatra an'i Madagasikara . Misaotra betsaka anao.Mirary soa
@rianakinky15614 жыл бұрын
@@INFOSEVEIL12IF Mirary soa dia miandry ny vidéo manaraka indray!!
@rianakinky15614 жыл бұрын
@Yhari Carat Tena mila conscience collective lehibe!
@ctmdrivetest789 Жыл бұрын
n'importe quoi. wikipedia v no reference
@rianakinky15614 жыл бұрын
Miombon-kevitra aminao 100% mihitsy aho mahakasika ny tantara. Mampiakatrakatra ny hambom-pon'ny sasany mantsy ny hilazana fa tsy olo-mainty no tena tompon-tany teto ary mpihavy ireo asiatika lasa deraina ho razana. Les vainqueurs écrivent l'histoire et ils ont fait ça à leur sauce. Erreur historique maro mihitsy no misy eto. Ny loza dia andin'olona mpanafotsy tantara no mahazo vahana ary raha somary hiresaka ny fanjakan'andriana Merina Dia mbola ireo andian'olona ireo ihany no namadika ny Mpanjaka nahatonga ny vazaha tafiditra nanjanaka tanteraka. Hatramin'izao ora iresahantsika izao Dia Mbola ireo olona ireo no mifehy an'i Madagasikara. Ireo Vazimba teto, Mpanjaka razam-be ireo ... Tsy olona fotsy ... Saingy efa olona kapotsaka mihitsy ireto andian'olona mpanjanaka ka vitany ny nandrava izany fanjakana izany tamin-kafetsena.
@INFOSEVEIL12IF4 жыл бұрын
Mahafinaritra mamaky ny commentaire n'ao. Feno fahendrena sy ampy fahalalàna tsara . Ny mampalahelo dia tsy misy miresaka ny tena Avatra marina ary na isika gasy aza tsy te hahalala ny tena Avamisy marina ,ny tantaran'ny tanindrazana .Zavatra diso foana no nampianarina ary mbola mitohy hatramin'izao .
@rianakinky15614 жыл бұрын
@@INFOSEVEIL12IF mikasa hanao projet de thèse mahakasika io thématique io aho amin'ny taona ho avy raha sitrapon'ny Avo!
@INFOSEVEIL12IF4 жыл бұрын
Misaotra betsaka ,mitovy fomba fisainana isika . Mitovy amin'ny tantaran'izao tontolo izao izay nafotsiana aby ny rehetra . N'y nipoiran'izao rehetra izao indray no ambaniana fa ireo rehetra mpihavy ireo no manao azy ho tompon'ny rehetra . Mankasitraka tanteraka .
@INFOSEVEIL12IF4 жыл бұрын
@@rianakinky1561 Mirary soa eh . 🙏🙏🙏🙏🙏
@zanjilahy Жыл бұрын
Miarahaba anao ry @Riana Kinky: Efa tara loatra ihany ity commentaire-ko ity raha mihoatra @ ny post nalefanao. Fa liana aho hiresaka kokoa aminao momba ilay thèse-nao raha efa vita. Fa izaho koa dia anisan'ireo mihevitra hoe mila ahitsy ny fomba fahazoana ny tantara; mba tsy hanekena intsony ny zavatra diso izay efa nataon'ireo razam-be taloha.