Рет қаралды 2,315
TAMBATRA MEDLEY - IRAIMBILANJA
#karaokegasy #gasykaraoke #tononkira
Tononkira - Paroles - Textes
TSY HO AHY IANAO -
Indraindray misy teny
tsy tsaroana
Mandrotika aina
mankarary fo
Fiteny mamy
zary ompa sy ozona
Latsaka anaty ao am-po
Nefa atao ahoana moa
satry tokoa isika roa
ho tafara-dalana indray
Izaho sy ianao
hifandao
Tsy ho ahy ianao
RINDRIN'EFATRA -
Maizina sady mangatsiaka
ireo rindrin'efatro
Tsy miteny sady tsy mamaly
ireo tafo sy gorodoko
Tranokala no mandravaka
ireo tolanako
Lavaka fieren'ny kadradraka
no mba fananako
Soa fa nisy varavarankely
Azoako mijery
Soa fa nisy varavarambe
Azoako mivoaka sy mandeha
MOSOARA -
Izao aloha henoy ny hira
Izay nataoko hamalifaly anao
Ary asio ilay feo faharoa
Mbola tsy ahafoizako anao
TSINDRIMANDRY -
Tsindrimandry, antsom-pitia
fa toa miantso hoe avia
Tsindrimandry, antsom-pitia
Feo manako toy ny antso an-tariby
Tsindrin-daona izy
hamonjy ny tanàna
Misy tsy salama
angamba ny akama
Ny lohataona aza
lasa manara
Volon'andro milaza fambara
IRAIMBILANJA