Mampahery be ilay hira rehefa ao anatiny ady atrehina . ambony moraly rehefa miaraka amin'ny Tompo ❤️❤️🙏🙏🙏🙏
@tatiana.soamila1826 Жыл бұрын
Sambako nihaino ity hira ity , tao anatiny alahelo tanteraka aho omaly , fa vao naheno le tonnonkira tonga ranomaso ,alahelo fa afaka ny ranomaso tonga dia notraka misaotra fa tsara be le tononkira mankasitraka ❤❤❤
Mamy loatra ny tononkira. Andriamanitra hampitombo ny talenta.
@FIERENANARAVONJISOAАй бұрын
TIAKO LOATRA ty hira ty marina loatra ❤🙏
@nirinaramangasalama32653 жыл бұрын
Mitraka, mitsiky, Manana finoana. Atanjahana n'y fo n'a Dia Mafy aza n'y fiainana. Tsy mamela irery n'y Tompo. :-)
@sorlineeuphrasieduconge42952 жыл бұрын
Iza no itarainako Tompo ooo,Ary hankany amin'iza moa izahay,misaotra mampahery 😢
@fleuryrandiamampandry89524 жыл бұрын
isaorana anie ANDRIAMANITRA nanome talenta anao KIMIL,tsara ity hira sy natsa fiderana sy fankaherezana ity,mirary soa,aza manahy
@julieeliane68093 жыл бұрын
Ambony moraly ref miarak@ Tompo Az mitanondrik izan na mafy ny manjo fa ny Tompo ts anary anao zany Amen Mankasitr Kimil courage fon isk miano ity hira ty ref mtady hiondrika❤🤲🙏